| Zany fatamy ny Fitsinjo | |
|
+6Naris dimby fonky101 papelika blue style rian 10 participants |
|
Auteur | Message |
---|
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Jeu 14 Juin - 16:23 | |
| e za manana numero phone ra misaela zay mila e lasa mpanao bizna b hono lery d b sosy b. | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Jeu 14 Juin - 18:35 | |
| - papelika a écrit:
- oh ra tovonanassssy a! zan bononoka zan foana koa ny anty! mahabe t..y zan fa tsy mampatavy hitako @ le izy fotsn. za aloa ts tian zan bononoka zan e!
bononoka rty no hanina rehefa tsisy afatsy boxe ah. am zay tsy ao intsony lay produit mampidekalisifie. lay fonction CN le misy liaison 2 sa 3 iny e. Ndana anontanio ny IAA hoe inona no mampangidy boxe. zay fa ovay ny resaka refa tsy tian'ty zany e | |
|
| |
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Ven 15 Juin - 13:58 | |
| - fonky101 a écrit:
- Aleo @manaraka alefa ny sary fa za mbola kamo mijanona ela b eto ambody ordi. @za miteny zao ary ny ankizy zao manao fety etsy akaiky etsy fa za tratran'ny plasmodium falc ato an-trano d tsy afaka mivoka.
Inona koa ny an'i Tsiresy fa fomba ampifilafilaina ny kil ndray. Efa kobonay enao e. Tairo ary alefaso le sry fa misy zvtr mety mahasoa anao anie aty e: donnant-donnant e. | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Sam 16 Juin - 17:19 | |
| eh! ry faniry zany ko to miseho snob tssss! zay ary tian'izany. sady mpihinana mitsy taloha fa tsy nahita intsony taty aoriana. mbola misy ko hoe keta-potsy. | |
|
| |
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 18 Juin - 7:09 | |
| Ary mety marina ny notenenin'i Papelika hoe mahabe t...y fotsiny zany bononoka zany satria tsiresy milaza mpihinana no jereo ny andilany koa.
Fa merci Fonky am le mi-ignoré ny commentaire-ko an. Milay ka. Salut e | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 18 Juin - 11:53 | |
| mi-ignoré ny commentaire_nao ahona e! aiza zany? ay ve itsy ambony itsy. azafady ary fa tsy hitako e. kobonao ihany mantsy fa manao solomaso zay. Fa inona alo le "sry" e? | |
|
| |
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 18 Juin - 14:56 | |
| To fonky> Mba devineo hoa le izy fa tsy de homena sur un plateau d'argent daholo e. Mba scientifique ihany ny tena. Il faut savoir lire entre les lettres kelke fois hein. | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 18 Juin - 19:41 | |
| - rian a écrit:
- To fonky> Mba devineo hoa le izy fa tsy de homena sur un plateau d'argent daholo e. Mba scientifique ihany ny tena. Il faut savoir lire entre les lettres kelke fois hein.
manao vengeance ve ny dikan'izany e?asainao i devine entre les lettres zahay scientifique nefa raha ny fahalalako azy toa ny litteraire indrndra ary no manao an'izany. sa diso za ve? Ny fahafantarako azy alo le zavatra entre les lettres toa "espace" e.( mba tsy hitenenako hoe, tena tsy fantatro ny tianao holazaina amle hoe sry, za tsy devin.) Ankoatr'izay, to mbola tsy nahita plateau d'argent zany mihitsy aloha ny tenanay. | |
|
| |
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 3 Sep - 8:46 | |
| Olala Tsiresy hein! Entre les mots no asiana espace fa tsy entre les lettres. Ary refa asaina mi-deviner de midira anaty contexte fa tsy mila devin zany. "Sary" no noresahina tetsy ambony. Tsy voatsindrinay le "a" de nivadika zvtr hafa.
Ary enao ty ve hoa efa nahavita mem's e. Déconnecté elaela mantsy zay taty de tsy au courant'ny vaovaon'ny Prom tsony e. De fantatro ndray zao fa asianao commentaire lava be refa mamaly enao fa tsy ho vitan'ny Oui ou Non e! Sa ahoana? | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Ven 7 Sep - 16:38 | |
| heeee efa mba nis volana maromaro no ts nidirako teto fa d heheheh mitovy @ voalohany iany. ts nivoatra le resaka nefa kosa tinay mamaky azy an! blue> fa ngar y se refatsy tia bononoka d snob? hafa ndray iny critère iny le! ratoovs>na bononoka na box @ zao ry zamats d fihinanay reny a! aleo vomanga! hahaha! rian> ity aho retsy a! variana kely tany ivelan internet fa ts d t@ le noteneninao loatra akory! sad otran vits kil b le tanàna! blue>enao koa moa le niteny oe misaela manana zanaka 2? | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Ven 7 Sep - 16:47 | |
| za ngah le nteny anao ry papelika oe snob. otran nahita zay a tary ambony tary fa to ra fitadidiko d ts za iny e. i Tsiry no niteny anzany oe ef nteraka 2 nedala fa ts za mits an | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Sam 8 Sep - 10:24 | |
| >ay azafady ary fa tsy hitako e! za ve nahalala! aiza mis kandra ze maita teneno a! | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Sam 8 Sep - 11:06 | |
| fa ngah ef vita par si tany le mem no to efa kandra sahad no tedavinao e. enao an ANY BAHAMAS kay mis e. So t andeh ko mantsy | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 10 Sep - 11:13 | |
| koa ra ts d faly te hahita vola facile a koa ande bahamas. sad ts mila maindry vita zan vao hitad fa vola fitady ry zama a! | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 10 Sep - 14:54 | |
| fa ahoana no hoe vola facile ny any Bahamas. mba mety hahazo fanazavana fanampiny ve | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 10 Sep - 14:55 | |
| iza no mlazanao fa facile zany vola any zany. gidra b mits ary vo mahazo anzany ko. sady met esclavagisme mits zany. ra tena nis nef tsis zany moa ka d atao resaka | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Jeu 22 Nov - 14:28 | |
| | |
|
| |
tiaraha
Nombre de messages : 10 Date d'inscription : 19/04/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 13 Oct - 21:53 | |
| K'aiza dôly blue<maripototra ve fa manana zanaka roa i Misaela, sendra tafaresaka taminy aho de toa tsisy an'izany akory raha ny filazany. papelika< tsisy zany vola facile zany eto Dago fa na de ny Koaitra aza mbola miaritra ny hatsiaka eny @ sisitsisiny eny. Rian< efa fantatrao fa io Tsiresy aminy, aza de misahirana raha tsy hoe angaha te hanasarotra azy ny tanjona tiana hahatongavana.
Suuuuur | |
|
| |
tiaraha
Nombre de messages : 10 Date d'inscription : 19/04/2007
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo Lun 13 Oct - 21:55 | |
| salut fonky101, amalona natsaka rano daholo ny ankizy tato. Andraso eo fa mbola hiverina | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo | |
| |
|
| |
| Zany fatamy ny Fitsinjo | |
|