AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 FITSINJO

Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: FITSINJO   Mer 7 Mar - 21:19

aleo alana le msg teo fa masika b le Faniry FITSINJO Foret.aza tezitra tsony an. efa @ 11h alina zao no mbola anala le msg ty fotsn. vo andeh atory. oatra hitako mits mants atezeranao. Mad Okay e


Dernière édition par le Sam 10 Mar - 22:09, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 10 Mar - 17:06

fa ahoana mints moa ry cannabis no IAA rery no lazainao nefa za no nanome le pub? ataotsika mipoaka io e cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 10 Mar - 17:10

oups diso le cannabis lesy fa 1 seul n a. mbola adinoko foana! Aiza daholo tsika FITSINJO e! mihetsiketseha! afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Sali faniry   Sam 17 Mar - 17:22

Izay fa efa nandefasako message tato. Sady mbola tsy tiako ho ita ato anie le pseudo fa manjary mitombo maromaro ny mpanala e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 19 Mar - 14:57

Hatramin'ny hoviana ndray moa tsiresy no tsy tia hanalana. Am zay anie ianao mba au centre de la conversation foana e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 19 Mar - 15:51

lol! MArina zan rianala a! oviana tokoa moa enao ry Tsiresy no ts mahatanty hanalana? sa efa nitombo taona? ze tianao koa io e! fa tsory fotsin refa tsy tanty na ny hanalako mints no efa ts tantinao! affraid
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: centre? inona zany?   Lun 19 Mar - 23:00

Mbola averiko ato ihany. Tsy dia mampaninona ahy loatra ze te hanala eo. Ny tsy tiako fotsiny angamba de le lasa "centre" tsy fanainiana, ka lasa mahatonga ny eritreritry ny olona hiova. Ovay amizay le sujet fa sao de hi-traine eto aminay eto ko gaga eo ny olona. Tantarao vaovao ry zareo an!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 21 Mar - 10:54

misy news bdb b e! mis mems @ 28 Avril e! tongava any fa akama no manao méms any.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 21 Mar - 10:57

canabisticdream a écrit:
aleo alana le msg teo fa masika b le Faniry FITSINJO Foret.aza tezitra tsony an. efa @ 11h alina zao no mbola anala le msg ty fotsn. vo andeh atory. oatra hitako mits mants atezeranao. Mad Okay e

io ze tinao io na asorinao daolo aza le mssage nalefako rehetra taty fa ts koi zan! zan ve d hahatezitra? ato ary mis tsy mahatanty hanalako! fa za ts hanao tsony e!
takizay iany ts nameko anao le adress fa otran mampime!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 21 Mar - 13:45

mampme aona ko e
takzay aona e
to ts mazaka lety e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Aza masiaka e!   Mer 21 Mar - 16:48

Mitady hirongatra daolo zany haromontana izany. Restez oa ZZZZZZZZZZZZenn!, mora tezitezitra daolo reto. Sa ve le izy tsisy intonation fa soratra d tsy fantatra ny tena emotion-ny tsirairay d mamitaka e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 23 Mar - 10:46

koa ra ts alika koa oe romotra. fa nareo v aoana no lazainareo fa masiaka a nefa za manoratra azy ary tsy manin akory. ilaozako mivanitika maita le msg-nareo Razz
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 23 Mar - 17:59

Le discussion ve tsy hitanareo oe lasa "momba" be. Ovay le izy fa tsy poins, manjary feno amin'ny zavatra tsisy dikany fotsiny ny site.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 26 Mar - 14:50

tonga d atombohy aza le resaka tsy "momba be " e. enao manomeza patiny d arahanay fotsiny.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 26 Mar - 18:43

ohatra oe inona zao ny karazana hazo vaovao itanareo any! azo ianihana tsara ve?mety azo vulgarizena eto madagasikara raiy manontolo ve...
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 27 Mar - 9:36

hihihi mety kosa zan le. ie feno mints ny hazo azo hianiana ry se a. ary na tsy hazo koa aza nefa azo hianiana fa zan aloha ts azo ampoitra b eto fa oainina ny forestiers fa mila maka audience e. le resaka vulgarisation aloha le izy ts afaka atao erka Madagascar fa manana ny toerana hahafahany mitsiry izy. zay le oe Phytogéographie e! oatra ny hazo hitanay tany zao ts afaka novolena any atsimo na d maniry mafy aza ny fitondrana anovana ity Nosy ty ho maintso.
Ary nay anareo any msy vaovao v hanoloana ity vary izay lafo tokoa?
Anareo any 67ha!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 28 Mar - 18:18

ny anay zao tsy vary tsony ny foto-tsakafo fa efa nivadika. zany beks zany ndray hono zao ny malaza e! sady otrani nahamamo iany le izy zay t@ le memoire iny an! otrani nampirediredy kely mitsy.
Ahoana ny hevitrareo amizany? A vous houston!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 28 Mar - 21:00

Io fa tafiditra za oh !! manaona daoly ?
fantatro le rian, de fonky 101 fa le papelika syblue style mbola flou kely!!! iza ary za o!!!!! mapme ana ny resakareo !!!
Tsiresy ve na ato aza de mbola ita oe msolakanjo foana??? hi hi hi!!!
andraso kalo fa arako eo foana ny resakareo an!!! fa tean ny sensation zao aloha dia oe miresaka amin'ny prom marina za atoe!!! je peux crier aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!! faly be ny tenanay e!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 28 Mar - 21:02

Ty mis mapme!!!
za rery kay no mbola tsmatory fa tsy misy ato daholo nareo!! hi ! hi ! hi!
fa refa in? Question
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: kobo enao e   Jeu 29 Mar - 10:15

njara io naris io e. aiza no ts afataranay anao e! ko rats v zay.vendrana mantsy e.agent secret ngeh ny aty e.
hita @ le firesaka (nande oe soratra ar io) sy le sujet resahanao, ar le mkikika kely aaaaaaaaaaaaaa. kobo enao.tratra ts afa mifona akory nefa vo niditra.
miarahaba aloh tonga soa e.
papelika v ts fatatrao nefa akama bonne toi. e mampalahelo zany.
zah ko kay ts fatany fa za niova pseudo. fa t@ vo niditra a le pseudo fatatrareo iny no nampiasaiko.
ra namaky reo msg b d b efa etsy ambony reo enao d kopinao daholo iza reo. mbola 4 iany mants zay no tato. mazto e
bye njara
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 29 Mar - 11:36

Ra ny fahitako azy alo d marina ny tenin'blue e! sady le naris zany olona present tao @le fety sady nanao remarque momba anle akanjoko tao! Tonga soa njara! de mba jereo koa le forum sasany fa aza ato fotsiny fa misy maromaro ao!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 29 Mar - 19:44

MBOLA HO Avy eo ko ry RENE promoton agri fa efa no teneniko. ts oe mitokamonina hono ry zareo fa efa mperitaka b. zay no nteneniko oe mba ts ampitoka-monina anareo mits no ilana tony forum tony @zay ar na any ampitan-dranomasina ar afaka mserasera eto daholo foana. maharaka vaovao momba tsika foanae. efa nampiomaniko ry lerony oe zay manala b ao an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 29 Mar - 21:04

kaiza e!! itako amzay io style bleu io e!! ary lisany toa tsy mbola matory e!! za zao vao manokatra boaty de mndalo kely ato aloha !!! fa mapme ana le oe fonky aloha e!!!
ande kely za aloha fa hendry tsara lisany e!! bye misaotra tam firarintso ry blue style a!!!
bye e!!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 30 Mar - 8:49

tsis fisaorana e
zay no ataonay eto manasa anareo hiditra mpikabana d mirary soa sy miarahaba.
ts voarainao ngah le mail nalefako t@ nao t@ le njaranaris@quelquechose.ag iny . za ngeh nandefa an'iny e
mazto e


Dernière édition par le Ven 30 Mar - 16:35, édité 2 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 30 Mar - 13:39

ty blue ty koa manaha vary b! eo d soratana b le adress ny le olona tsss Mad !

Salut Naris dia tonga soa. mety fantatry ndry a akia fa jerijereo daolo le rubrique rehetra zay noforon'ny blue style sy fonky ary rian d kôpy ndry a!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 30 Mar - 16:37

In e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 30 Mar - 20:59

BANZourrrrrrrrrrr à tous e!
voaraiko daholo ny messagenao e!
Ty mis vaovao mampalaelo e!
Itanareo ve le nivoaka à la une tam gazety rehetra androany iny lay misy hoe 6 mianaka may nodoran'ny jiolahy iny??? mpianatra ao amin'ny AGRO ny 2 tamin'ireny may ireny, ny iray 1ère année (vehivavy) de ny iray 3ème année (promotion ampinga) lehilahy. mampalaelo be e! ao amin'ny affichagen'ny agro ao ny sary raha mazoto ijery any nareo! mampalaelo be!!!
Il se passe tjrs des choses horrible sur cette terre e!!!!

fa in koa io alefan'i njax io e!!! toa misy any anaty boite aux lettreko!
zay ny vaovao e! ndana amzay enao matory eeeeeeee!
bye a plus!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 31 Mar - 16:06

Salut jiaby!
Mampalaelo koa aloha iny tantara iny fa za nahita MIDI androany d nisy faire-part d ankizin Agro 3ème année no hitako tao fa ts fantatro ny antony nahafaty azy. kay zan izay nolazian Naris zay le izy! Enjana b zan kah! Ilay mamany mpiara-miasa @ nenitoanay ao @ budget. Ndry ry reto a!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 31 Mar - 21:45

Za tsy kopy an'izany!Nareo miteny io za vo mahafantatra an'izany. Tena mampalahelo zany rankizy!
Enjana b rankizy ny fiainana a! aleo araraotina tsara fa tsy fantatra ze zava-hitranga ny ampitso.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Dim 1 Avr - 14:51

zany v ts permission de faire des connerie e? mtad excuse an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: FITSINJO   

Revenir en haut Aller en bas
 
FITSINJO
Revenir en haut 
Page 1 sur 6Aller à la page : 1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: