AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 Zany fatamy ny Fitsinjo

Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 14 Mar - 12:18

Tena mbola tsy malaza zany le forum e. Tsy azoko le hoe "papelika" sa avy amin'ny le hoe pelika? ra zay de azoko(ha ha ha) Aza tezitra an.
Ka inona hono ny vaovaoe?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 14 Mar - 14:45

1


Dernière édition par le Ven 4 Mai - 9:35, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 16 Mar - 13:46

fa inona tokoa ny dikan le fatamy? anarana vorona le papelika ry se a! indrisy fa toa ts mahala ty nareo!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 16 Mar - 15:08

papelika a écrit:
fa inona tokoa ny dikan le fatamy? anarana vorona le papelika ry se a! indrisy fa toa ts mahala ty nareo!

Rectification "Zany fa tamy ny fitsinjo". Nareo koa de tsy kôpy hoe tsy nandeha le barre d'espace.
Miala tsiny ra limité kely ny fahaizanay ny anaram-borona eto Mcar fa tena tsy forêt e.
Salut daholo e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Sam 17 Mar - 13:32

tsis tsiny ry havana fa mba mampahafantatra fotsn a. kozio ranga ny akama hafa @ le site fa toa vitsy b tsika zan! sa ireo iany no manana accès net?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 19 Mar - 12:13

Efa kozina tsikelikely ny akama fa tsisy hita tsony koa anie ry zareo e.
Okay rapelika an.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 19 Mar - 12:19

Ary fa maninona hoa le sujet "sali daoly" no tsy azo valiana e? Fa inona ndray no nataon'i Tsiresy tao.
Fa aza ovaina zany Tsiresy le pseudo. Reny zavatra reny anie tsy tongatonga foana e; miteny ho azy eny ny any ny "soratra". Sa ahoana ry papelika sy cannabis madrevy?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 19 Mar - 15:57

eka marina zan e! le rian aloha ts d ainay loatra le dikany e! mba azavao oe
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: ie ie ie!   Lun 19 Mar - 23:07

Le rian tsy dia hainay koa ny dikany. Fan'ny "Meg Ryan" ve zany sa inona? Le hoa Sali daholo aloha tsy nataon'le Tsiresy inona? Aza omena tsiny fa "no vice" ny tena de tsy dia mbola mahay mampiasa itony from, sy un ternet itony.
ankoatr'izay mba atorotoroy fika any ry zareo a!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: mapme lisany.   Mar 20 Mar - 17:10

mapme daholo mits kozinareo ato an.
neny sasany moa ts barre d'espace nefa miasa any @reny ornasa mandendeh eny @espace reny. lol!
olty ry tsiresponsable ah:aona lty nanaovanlah anreo lien b db etsy ambany reo a. to misy yahoo messanger sy MSN ar skype. d le skype misy soratra mits oe antanio njaka ref tondrona @ curseur. ts kopy mits ah. sa asina sa manoratra lien fotsn
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 20 Mar - 19:56

mandrevy aona ndray ar zay le?
ovaiko eo ko io pseudo-ko an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Oups!   Mar 20 Mar - 22:09

Ary ela miteny io koa ary za vo tonga saina! Ay, le any amin'ny profile-nla letsy no ovaina a! jerevo ao fa misy fanovana ny mombamomban'nla. Tsotra, mora, nefa tsy azahoana vola b!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 21 Mar - 10:48

rehefa manoratra any @ profil io ry Njaka oe manana compte yahoo na MSN na skype d avy d soratany eo a! za ts andeha hanala an'iza an'iza tsony fa otran kay lonilonin'ny sasany kay le izy le!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 21 Mar - 14:02

navokany iany ny anarako
mamaly faty an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: sujet   Mer 21 Mar - 16:51

tena isaky ny rubrique jereko d misy mifandramatra fona! aleo ovana le sujet, sa aona, manjary lasa forum fitsinjo mifandramatra le izy!
@27 misy méms @2h ze ho avy, prom ihany le izy fa élévage, Devineo! Nefa mety efa kopy daolo alo e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 23 Mar - 10:57

ie ry Njaka a nahemotra io 27 io le mems koziko anao le oe tokony 28 e. kobonao le izy e! tongava any haka motivation oe hamita mems fa tsy hankarary fo akory hihihihi
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 23 Mar - 14:50

LLNA 27 sa 28 e! le an faly zao zany. fir tena marina e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: naroso oe   Ven 23 Mar - 14:53

naroso efa ts nahemotra e
ai efa nisy namaly fa tao @ page 2 fa ts itako everiko fa instantané le réponse lé
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 23 Mar - 16:05

ay tokoa naroso kay fa tsy nihemotra. azafady e fa zan v d hitenenana ratsy e! No
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 23 Mar - 17:52

Tena tsisy maharaka mitsy reto! Zay aza tsy mivoaka ny trano, to zay ndray no mahafantatra mialoha.
Tsy izahay akory mipetraka aty akaikin'ny faly de oe bla bla bla eo an!..
mba misy mpitsidika e! tsy otrini sasany! ny tiako holazaina oe, mba misy olona sasany mba tonga saina ihany tonga mitsidika anay refa tsy afaka mivoka zay.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 26 Mar - 15:04

zan v? ary fa manin enao no ts afaka mivoaka ry Tsiresy ka misy mitsidika ao an-trano mihitsy? sao dia marary? tena sérieux!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 26 Mar - 18:49

tsy manambola rty fa chômeur a, fa tsy oe marary, sanatria anie zany. Ny anay zavatra kelikely matanjaka be ko harary aona. izay no tsy mampivoka! (valable iany ngamba le excuse o!!)
Sao d avy iteny ndray oe nga mila vola refa mivoka!! tsy zay le izy!!fa mba ilaina ihany le misy taitaiposy kely e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 27 Mar - 9:40

ary enao ra mba hi-anticipé an le réponse le! fa tsy koi zan kah. fa ngah moa ry se tsy oe efa miasa koa enao zao? hiii le taitaiposy v le hividianana sigara?
Tsara zan refa kelikely nefa matanjaka b hisy otran zan v?
ary mba lasa aiza rian e? lasa nisidina angamba le.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 27 Mar - 15:09

Eto ihany a fa tsy nisidina. Tsy hoe akory hoe miasa@ "orinasa mandeha any @espace" (araky ny filazan'ny sasany) de hisidina.
Fa nareo rangah tsy milay a. Aiza ve koa novin'izy mianakavy ny pseudo. Tsy misy mi-assume reo bandy reo ry papelika a! tssss.Zay koa tsy te ahalala fa ny pseudo-nareo taloha ihany no ampiasainay.
De tsy miova mintsy zany le tsiresponsable. Mbola manao fausse modestie foana hatramin'izao. Tsy efa lasa fotsy be ve enao zany tsy mivoaka zany mintsy? Soa dia mampatahotra zany: kelikely matanjaka sady fotsy be?
Ary aza asiana tenin-dratsy @tsy antony le revy ity fa tsy milay e. Sa any no hideversenareo an'le frustration fa tsy afaka mangala-badin'olona intsony satria tsy azo ampiasaina intsony ny vitre fumée.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: j'assume très b1 moi   Mar 27 Mar - 22:00

d lazao fa ts nandeh ndray le a t@ clavier-nao e! novaina sa novina no izy e. tsara manontany clavier ao e-must ao @ ry tsiresy mits le ornasa manidina fa ts. refa kelikely mats iteniteny foana mits ra mbola misy litera latsaka eo. d'ailleur latsaka zao ataorako mits. aza manoratra anzany mits toi soa ts mandeh eo io "s" @ clavier-nao io vo raharaha ka.
aiza kay misy tenin-dratsy ao e. fanafohezanteny io azafady e.
e zay ry anina refa mangala badin'olona d oetina any antrano fa ts mandany andro mandendeh eny fotsiny ah.sady mandany lasatsy zany no fatiantoka fotsiny. any antrano ts mila vitre fumée fa sachet aromatisé e ou parfumé.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 28 Mar - 15:37

Marina zan ry se a! d le mangala-badin'olona v le vao natao mariazy t@ sabotsy no alaina sa..... :-p
fa ny anao koa toa le clavier foana ny asianao teny. za zao avy d fantatro ny dikan zavatra teneniny na nis a teo na tsis!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 28 Mar - 18:30

hi hi hi! mahalataka (oups, latsaka le s!! azafady!!) mitsy ny mijery an'ireto!
ny an'ny sasany mimenomenona oe tsy milay ny fikanay e, tsy mi-assumer e, manao fausse modestie e! inona daolo zany? ny anareo ve alo mba itanareo o! nareo nge tsy anaty film e! ko oe nareo ny heroinenan'ny forum agro (so d zay alo le tianareo holazaina e!), justicière miady ho an'ny marina, sans reproche... ! tsy itako mitsy ny maha-fausse modestie an'ny oe manova pseudo alo e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 30 Mar - 13:50

io nofafako le teniko teo d ts mankalaza b an le kozy a ry Fonky a!


Dernière édition par le Lun 2 Avr - 9:07, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Sam 31 Mar - 21:49

aza atao gazety be loatra ry papelika le kozy a! Enao aza kay tsy kopy an'le resaka akory( tadidio le chat e)!
Manjary mieritreritra ratsy momba anay ny olona!
PS: fantatro ndray zao ny hamaly eo an, d aiko ko ny genre-na zavatra hoteneniny fa aleo tsy teneniko fa manjary lazain'ny Papelika fa tsy mety hono ny mi-anticiper!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dimby



Nombre de messages : 1
Date d'inscription : 06/04/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 6 Avr - 15:20

zany ko ary misy fitsinjo vaovao ??????
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   

Revenir en haut Aller en bas
 
Zany fatamy ny Fitsinjo
Revenir en haut 
Page 1 sur 4Aller à la page : 1, 2, 3, 4  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: