AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 Zany fatamy ny Fitsinjo

Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 6 Avr - 17:03

http://fitsinjo-agro.superforum.fr
zay ko mba mahay manoratra an'io ry con.........sciences a


Dernière édition par le Mar 8 Mai - 11:09, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Sam 7 Avr - 20:27

iza io ry reto!! ra wallas ve?? Non tsy izy ngamba fa iny amerlooks be refa manao pseudo!!
fa iza reto io??? sao de fetsy?????????
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Sam 7 Avr - 21:40

za ar mba gaga oe iza ko io dimby io so rené sa tsis anzany ny anarany. din?!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 9 Avr - 20:06

Za ko tsy mahafantatra!
PS: le sary ao amle lien nomenla ry blue tsy fantatra a! otrani maizimaizina b. otrani mahita rian, d irina , d kaia, d haja, d ela ao fotsiny za fa tsy aiko ny ambiny. Fa t@ovina io? d aiza zay na ra-dom na ny ambony?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 10 Avr - 13:23

aza mapme e!mazazva ar io sasry io ko. aizaa aona elah e!elah ar le mpingitrika lava ko hita ao @ le sary io.présence angeh lty iny sary iny t@ reny e!
d aona ko ts afataran lah oe aiza io toerana io.mapme e.
ao daholo na ra- Dom na ny ambiny fa tsy "ambony" koa e sahirana b zay mamaky le msg. fara angamba ko ts tao.
nisy 3 ts tonga tao fa ts aiko na misaela no 1. ts tadidiko daholo fa isaho ao e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 12 Avr - 11:29

eny e! fanatro le izy fa tao @star fa star taiza e? le tany -bira alo za tany d aiza marina iny sary iny? le misy sarin'nle sipa naman'ny zo. fa io taiza d ovina?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 12 Avr - 13:34

mba jereo le olona ao anatin lay sary d tokony kopinlah oe taiza io sary io. mba ampiasaio lesy io zavatra eo ambonin'ny tendan lah io fa ts atao hirtreretana joba fotsiny nanaovan'andriamanitra an'io a? mba jereo le ankajo le olona sy ny sisa d kopy elah oe ovina io d taiza
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Admin
Admin


Nombre de messages : 5
Date d'inscription : 27/02/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 12 Avr - 22:18

bluestyle> Mba mitady an'io logo io lesy za raha mba afaka manome nareo le. Merci
Ary nankaiza le avatar taloha? tsy iny ve no tsara le? pirat
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://agro.1fr1.net
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 12 Avr - 23:18

ok e!omena an'io logo io nareo ra mila azy fa nareo ndray ar v ts omena! fa aleo aloh andeh dodo fa valaka. le avatar inona aloh zany e!le mis sipa in v? tsss, sarin'olona iny ka manjar oanina ra atao eo ela b
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 13 Avr - 13:51

Le eto ambony tendako lty ry blue natao hieritreretana fa tsy ireny alo e! ny méms ary ato efa tsy fidiny. Zany akory tsy midika oe ny méms-ko andaniako ny roa-dohako fa tafiditra ao anatiny fotsiny zany. Ny ambony ampiasaina amin'ny zavatra hafa fa tsy sipa alo e!
Inona ary?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 13 Avr - 22:24

misaina @ latsaka e! (oai votsindry le "s") efa fatatro anie fa fananiko ts notenenina fa so lazaina fa ...an eo ndray e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Dim 15 Avr - 13:26

inona alo reo sary bdb reo e? zay le izy vo itako! sao d tokony esorina tao le. tsy mety anie zao ataonla zao e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Dim 15 Avr - 20:58

mbola feno aty vo 10 mahery fotsiny ireo mbola misy in-3 hafa aty mioraka @ reo. aona mbola alefa eo v d mba manana daholo ny kil rehetra?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 16 Avr - 11:28

Tairo ary ko!
Ataovy eo zay tianla fa tsy responsable fotsiny za! ny ana ary efa tsoahako!
Mba fantatrela ary inona ko ny vaovao any!? Mivoka @gazety le zavatra fa lasa nalaza b d b d nisy nahita. D notenenina t@kidaona maraina ko le izy!hitnla amzany ary fa misy taupe mitsy ngamba ny namanla sasany. Na de tsy afaka manao ninoninona an'ireo aza ny fanjakana d oainina kely ihany na izany aza!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
tiaraha



Nombre de messages : 10
Date d'inscription : 19/04/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 19 Avr - 18:05

fahasalamana?
Zay zahay vao tonga ato, milay ilay izy saingy toa ilaozanareo mifanome tsiny. Andao aloha haseho fa FITSINJO isika sa ahoana ny fijerinareo?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
tiaraha



Nombre de messages : 10
Date d'inscription : 19/04/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 19 Avr - 18:07

raha fantatrareo ny tomponio pseudo io de tazony ho anare fa aza aparitaka
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 19 Avr - 21:39

ndao aseho aona ary? erlah ar ts fatatray akory ko. so d espion ela na mpisadoka. iza no hiresaka @ lah eo. ny olona hafa ts iray prom @tsika ar mba fataray oe ts miray prom @nay na fatatray mits oe iz d afak hiresaha satria efa fatara oe ts fitsinjo. efa mazava oe mresaka @iza zao. fa ela ts fatara d hitenteny foana eo fotsin v zay tsia an? sady ts fanaovana akamatatra tsony lty zao fa ef lehibe a
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 20 Avr - 18:18

Iza marina io?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
tiaraha



Nombre de messages : 10
Date d'inscription : 19/04/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 24 Avr - 18:42

Rehefa tonga ny fotoana de lazaiko ihany ny momba ahy fa raha ny fijeriko aloha de mbola tsy tsikaritro ho miusy fahamatorana ny valiteninareo ka aleoko mpitazana aloha
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 26 Avr - 9:08

Kozy an! Inona ary alo le tianareo holazaina @le hoe famantorana e! sa mila menotte ve? Sady ny mpitazana raha ny tokony ho izy tsy tokony hiditra ato fa mijerijery fotsiny! tsy mila manoratra na manao inscription akory ary!
Donc, efa participant nareo zao fa tsy spectateur intsony!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 26 Avr - 21:19

O ry reto a, tsy le mpiakama mpiresaka amntsika io matoa ts mahatanty ny vava oaoaoa-nareo. Ka le fahamatorana anie ry tiaraha tsy voatery ampiseho foana fa ny tanjon ty forum ty razoky d oe manala azy a tsy d hitako ny hilaina an le fahamatorana. any am-piasana zan no ilaina. sad otran ts norme koa ange ra oe olona efa b resaka hatry zay niainany d oe lasa tsy b resaka tsony FA OE MATOTRA E! laissez-moi rire
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
votre conscience



Nombre de messages : 4
Localisation : In Your Mind
Date d'inscription : 25/04/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Ven 27 Avr - 13:51

marina mits zany ry papelika e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 30 Avr - 11:35

fa iza almoha enao io ry votre conscience a?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Lun 30 Avr - 17:21

sao d mba enao io marina no tsy manana conscience ka izahay milamin-tsaina tsara aty no atao excuse?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 3 Mai - 10:47

Salut daoly e.
Zay ndray a vao tonga.
Nareo telo ihany ve rangà no mameno an le forum. Ary iza hoa le "conscience", "dimby" ary "tiaraha". Le tiaraha ve tsy haja?

Ry zareo koa anie tsy be resaka de tsy fantatra ny côcô-any e.
Tairo ary ra tsy te hiteny hoe iza de mba milaza indice ahafantarana anareo e. De avy eo tazoninay ho anay ny anaranareo.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Jeu 3 Mai - 11:45

Ka nareo aza tsy hita ry Rian koa iza aza no hamenoa zy ao? za ary efa mba tsy d nameno firy koa tato ato.
Le olona zan misehoa zy no milay daolo @ le pseudo ts fantatra d mody manao mistery eo. tsssss refa tsy hiteny izy d aleo ho eo fa aza asiana sira fa vao asiana sira d vao maika miseho milay
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 8 Mai - 7:48

Okay ary e.
De inona hono ny vaovao ankoatran'izay?
Fa i Papelika io ve moa efa nahavita mem's sa tsia e. Aza omena tsiny ny tsy fahalalanay fa hita moa fa nalefa sesitany tety Ivato.
Ary i Tsiresy? Hotran'ny tsy mbola henoko mantsy.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 8 Mai - 11:07

le rian mbola ts hita niditra t@ http://fitsinjo-agro.superforum.fr mits an. miandry anao ao anieh zay e.lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mar 8 Mai - 12:50

Salut! Efa tao am le forum Fitsinjo za fa tsy mety tafiditra. Lazain-dry zareo fa efa enregistré ao ny adresse mail-ko nefa tsy mifanaraka aminy ny pseudo. De tsy mety tafiditra a.
Zay alou fa bon après-midi.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Mer 9 Mai - 12:15

Le tsiresy mbola tsy nahavita memoire fa laozany manala azy fotsiny. d tsy ahavita intsony mitsy angamba ra izao no hitohy. Le papelika ko mbola tsy nahavita fa efa ho vita hono
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   

Revenir en haut Aller en bas
 
Zany fatamy ny Fitsinjo
Revenir en haut 
Page 2 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: