| RAITRA | |
|
+8rian Anatole ratovonasy papelika papelikae solofo blue style Antsa 12 participants |
|
Auteur | Message |
---|
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mer 20 Juin - 10:59 | |
| efa barea zao ry antsa fa ts scorpion tsony an iz tsy efa taty dago ra mbola artist mpiodina ao europe e. SEAN paul iany aloh tena grand nandalo taty e. sisa zay frenchy kely reny. busta flex, lord kossity, ai d africain docteur sakis, lucky dube, ry tragedi moa zany efa hitanao iany sy ry bonney m.... betsaka e ai neg marros saika adino, sy MAGIC system | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mer 20 Juin - 11:01 | |
| makoma ko kay mbola aty e | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mer 20 Juin - 16:42 | |
| To Toovs>miondana foot iany alou zay ry toovs fa zany oe tsy de mpanao pratique lotra ... sady tsy mba misy oe bogosy ny mpanao foot tany dago de tsssssss....lol
To Blue>club de foot malaza zany le barea ry blue? ary enao zany vedette amerikana iany no tena ondananao rah izany satri lazainao fa frenchy daol no tany... ary aona le tv vao2 any ve milay fa to notabatabaina be mitsy ny fisokafan le izy...vivatv mo? de film fona zany no mandeh am le izy? | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 21 Juin - 10:39 | |
| to antsa>tsia tompoko. barea tompoko dia anaran'ny equipe national vao2 fa ts scorpions tsony.( ts omena tsiny nareo fa any alavitra b e) ts oe vedette americaine ihany fa reny no atao oe grand internationnalement parlant satria mahazao olona foana naiza naiza ny spectacle ataony sady fatatry ny olona foana na pays aiza na firenena aiza. fa diam's zao tao miami (usa). 5000 personne fotsiny no kil sady le iz aloh natao anaty gymnase e. pays francophone iany diam's no tena manao carton e. nefa ra mpihira avy any be kitana v ozy toi d ts feno stade de france e????????????? au fait sean paul, il jamaicain mais pas un yankee d'origine. ra le télé vaovao ndray an: emission vazah daholo no tena alefany, M6 ........., film sur film fa efa nandeh daholo sady rediffusion no betsaka 3 fois dans la semaine minimum no ahitanao film ray. se spécialisé @ hira des années 80 sy 90 iz indrindra fa ny radio fm 98.8 (ravinala taloha daholo zany an) zay mantsy tena hira t@ androny tompony e(andry rajoelina dit: andry tgv) initiateur LIVE t@ zany andro zany, tompony INJET @zao. ts mbola manana emission mits ry zareo fa mbola mikarakara angambany | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 21 Juin - 16:56 | |
| ary enao zany ry blue afaka manao site internet resaka vao2 any dago mitsy a...tonga de sooooooooooooossy be...oe specialise am actu sy culture.... na oe sary prom ao am agro...za mantsy vao avy nijery an le sary be de be anareo am le rubrique fitsinjo...hihi sa sao defa manana site enao fa za no tara be? tonga de votataranao hatrany am injet ve rangha nefa niala tany am tv!!! siksa e!...oay, aleo mba atao matotra le fiteny...chapeau e!...haha | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 21 Juin - 22:39 | |
| non mis ifandraisany le injet sy le viva tv anie. everin'olona mits ary oe ho injet tv no lasa anaran io t@ voaloany. le oe manana site aloh ts mis e. fa le forum propre le FITSINJO efa nisy iany nefa....ato ary moa fitsinjo vitsvits ko maika v hitokana ary. vaovao aloh e nandef vitsvits iany a ato e. ao le rubrik vaovao. fa vaovao kely fotsiny. mba passion le cultur sy information e. d j'aime partager ko. merci iany aloh @ le coup de chapeau na dia... menatra b a.lol aza ovaina le fomba fiteny fa isika samy tsika iany io e. sady c mignon d'entendre ca de ta (votre) part. oe olona any @ tany mandroso sy lavitra mbola mteny le fomba fteny ny aty e MLAY E | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 21 Juin - 23:07 | |
| ay ve enao le nanao forum fitsinjo e... tohizo fa tsara fa zany oe ny acces internet any dago angamba no mety blem sa diso kely ve za amzany? miresaka fomba fiteny iany enao fa ity zany mba misy scoop e...tsy haiko rah efa nahita canadien francophone enao...nareo zay mamaky mo zany e...fa zareo refa miteny ratsy de ny teny masina rehetra any ampiangonana no fanopana amindry zareo. Genre oe ny matetika fampiasany indrindra zao de oe "ostie" sy "tabarnaque"....mpivavaka be mantsy zareo talou de lasa nivadika "devoly" be daol taty afara ...misy histoire lavabe fa...zay zany no nahatonga andry zareo oe ny teny masina de teny ratsy. de ny oul oe branche zany amindry zareo le rocker reny de le manao signe devoly fona sns...fa mahalatsaka be alou miheno anle izy am voloany fa avy eo zatra iany. de toute facon tsy mitovy lanja am f..ck mitsy le izy fa otrany soft zany...ny anisan grave ndrindra de oe "sacrement"... de lagy be ry zareo fa ny oul etranger sy ny immigrant tonga any am tanindry zareo ony tsy mba mi"sacre" (zay no filaza an le miteny ratsy!!)...tssssssss....de manao grevy eraky ny lalana mitsy otranireny manifestation contre be kintana reny mitsy mba mitenena ny teny ratsinay...nefa le izy ary zarbi be... | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 22 Juin - 10:07 | |
| mapme ko zany! mvikia kel ry zareo. bizar mits.de tout fax mbola softcore iany le tenen-dratsy zareo na dia zany ar. ra ts mtovy fisainana @zareo zany d na choqué (ra catholik praticant) na miomeh fotsiny satria ohatran pelaka kely zany ten-dratsy zany e?????????ts aiko aloh fa aleo iany le tenin-dratsy avy aty dago. sady mapme ndraindray no tena mitifitra tsara (hardcore koi?) | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 22 Juin - 10:12 | |
| ai, le momba le connexion! le iz aloh mbol ts accessible pr tous sady mbola lafo no mboa ts ao @ cultur ny akamaron'ny gasy e! efa betsaka iany aloh ny manana sy zatra makany @ cyber fa sûr a fa mbola ts ampy par rapport @ isan'ny population. io aloh ohatran drogue iany e (sy téléphone portable) aza tratrany sy mahita tsirony @ny fa tonga d lasa dépendant b d sarotra ialana. fa le mbola ts tratrany reny ts mvaky loha reny. mbola aty @ tany eternellement andalam-pandrosona zahay e. (mandroso miembotra eo).lol | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 22 Juin - 15:59 | |
| - blue style a écrit:
- mapme ko zany! mvikia kel ry zareo. bizar mits.de tout fax mbola softcore iany le tenen-dratsy zareo na dia zany ar. ra ts mtovy fisainana @zareo zany d na choqué (ra catholik praticant) na miomeh fotsiny satria ohatran pelaka kely zany ten-dratsy zany e?????????ts aiko aloh fa aleo iany le tenin-dratsy avy aty dago. sady mapme ndraindray no tena mitifitra tsara (hardcore koi?)
otrany oe tsy teniratsy zany aza moa ny fahenoana azy fa pfffffffff....inhabituel...f amarina alou zany oe rah le oul mpivavaka be reny de choque mitsy e....mais encore, il faut comprendre ce qu'ils disent!! misy accent tena....waouw.....sady tsy anglais no tsy francais no tsy allemand...tsy aiko tsony fa sahirana iany a tam voloany... | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 22 Juin - 16:10 | |
| - blue style a écrit:
- ai, le momba le connexion!
le iz aloh mbol ts accessible pr tous sady mbola lafo no mboa ts ao @ cultur ny akamaron'ny gasy e! efa betsaka iany aloh ny manana sy zatra makany @ cyber fa sûr a fa mbola ts ampy par rapport @ isan'ny population. io aloh ohatran drogue iany e (sy téléphone portable) aza tratrany sy mahita tsirony @ny fa tonga d lasa dépendant b d sarotra ialana. fa le mbola ts tratrany reny ts mvaky loha reny. mbola aty @ tany eternellement andalam-pandrosona zahay e. (mandroso miembotra eo).lol itako avy aty mitsy le fahasahiranako mijery valina mail tany dago....itanao le miandry adiny zato ao am bibliotheque ny agro fa mandeh par tour...de milancer yahoo ohatra de afaka mandeha mividy gouter any am buvette mitsy zay vao misokatra le fenetre ... any am cyber zany mo vo mainka loza am le mitelecharger pdf.... ...mbola mila ezaka be .... otrany drogue???...marina zany ry c...bistic a! hitako le pseudo anao ao am le forum fitsinjo...haha.... | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 22 Juin - 16:11 | |
| ary otrany tsika sy enao rery sisa no ato am le forum fa lasa aiza daol ny kil...... | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Sam 23 Juin - 20:05 | |
| - Antsa a écrit:
- ary otrany tsika sy enao rery sisa no ato am le forum fa lasa aiza daol ny kil......
hita kou!! mety mbola sahirana daholo ndray zo kil rehetra d ts afaka manadalondalo tsony na mety ts mahita commentaire atao. za ar gaga oe tsis hita tsony ry zareo. ry papelika sy ry rian | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Sam 23 Juin - 20:25 | |
| Aona no ahafataranao oe zah iany le cannabistic dream atsy ambadika io. ts azo comparena kosa aloh le connexion sy matos ao @ bibl agro e. efa tranainy b ts mahagaga ra taraiky. refa mahita any ankafa enao vo tena oe ts mlay mits le ao @ agro. le cyber eny @sisiny ndray mis karazany. mis mandehdeh iany fa mis ko mlona b. d le manao téléchargement aloh d aretina hikambanana e. fa efa mis karazany zao ny internet aty e. mandra piandry ny backbone telma @ le fibre optik. mety ho aingakaingana @ zay debit. fa zao aloh ny offre vaovao aty d internet mobile sy SDSL mbola tsis HDSL aty aloh e | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Dim 24 Juin - 21:45 | |
| ny afantarako oe blue iany le cannabistic de.... de.... suspens...hihi.........namaky le forum sasany za de misy manala be ny sasany am le pseudo de...par règle des trois zany e...haha le resaka internet ndray efa ela iany no nahenoako anio fibre optik any dago io nefa hatramzao zany mbola tsy tafa fona le izy! tsy ef amisy projet pilote nataondry zareo ve tamnio e? | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Dim 24 Juin - 21:47 | |
| i toovs angamba mbola manao expose fa ary am le rubrique vao2 ary nasiany texte lavabe resaka mercure sy eau douce....hahaha...na manao recherche!!...mazoto ry toovs de misaotra mba mizara fahalalàna e! ....na de lava2 iany aza le texte...hainao iany fa ny oul kamo mianatra sy manao lecture indrindra dia ny mpianatra...hihi | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 11:05 | |
| le fibre optik celtel ko efa manao efa mandeh @ RN7 sy RN2 iny. mbola la partie du projet aloh zao no efa ataon zareo zany oe le fibre optique terrestre reliant les grande villes sur les rn 2 SY 7 D MANDEH TS KELKEL NY AMBONY; fa le submarine mbola ts manoboka le reliant south africa sy toliary. | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 11:07 | |
| ts efa fatatrao @zay zanny oe iz no tena anarako sy mpoziko.lol | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 11:14 | |
| efa hainy lesy elah fa aza matahotra ah lol | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 22:50 | |
| - ratovonasy a écrit:
- efa hainy lesy elah fa aza matahotra ah lol
fa blue angah nieritreritra oe tsy fantatra??? ....odry! aona koa ary zany...sary mivandravandra be io kosa ve de tsy ho fantatra??!!??? mandeh am internet ange ry blue ny sarinao fa sao enao de mihevitra e...hihi | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 22:51 | |
| ary za marina ve zany mba fantatrao ko ny tena anrako sy ny poziko???hihi | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Lun 25 Juin - 22:57 | |
| | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 13:09 | |
| le tsiresy ko anie tena nanao an'io sary io tao e! bandy tssssss cousine rian v d ts ho fatatro e. ye le namany blue @ version malagasy iny e.lol so aloh namoh fo tamandry e! | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 17:04 | |
| [quote="blue style"]l ye le namany blue @ version malagasy iny e.
azafady rah somary mitsingoloka ry blue style fa tena gaga be ah tam voalohany namaky maimaika fotsiny. Raha vakiana arabakitenyny de sahala ny hoe "blue a fait pipi à la malgache". saika tapaka ny tsinaiko. hihihi
mba ataovy miteny tsara tsisy nuance hoah le soratra sa fanahy iniana kosa angamba mba hampihomehy ny namana. | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 22:44 | |
| - ratovonasy a écrit:
- de ahoana ra antsa ah
de zao re ra toovs miasa hotran omby zao! de asa enao rah mba hotrizany fa de rotoroto lava aty de mandreraka dieha se ndraika! ko ina ro ina? nanakory ny foot niaraka tam vevavy le ndray mandeh iry e? sao tsy fantatrao marina ange fa misy equipe de foot feminine favy be tao akatso tao fa tsy aiko oe equipaniza reny. manao entrainement isaky ny sabotsy angamba zareo sa lakamisy tsy tadidiko tsara fa tena henjana...hihi...bizarre alou ny mahita anzareo mandray bol am tratra fa zany oe tena mahatakatra ny niveau anareo sy ry lila lelah sy ry thierry zareo refa tena ampitahaina ...marina zany an!!! | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 22:52 | |
| to blue> fantatro mitsy fa tsy maintsy zay zao ny valiteninao tam za le nanontany oe fantatrao ve zah...efa koboko mitsy...hihi...tsy namoha fotamandry zany enao fa le fotaka ary tsy misy akory...hihi...tsy de aiko lotra ny ilazana azy fa zay ve tsy efa mazava e ... ...no comment de ina ndray mo no anomezana tsiny an tsiresy am le sary fa aleo mba hipetraka ao mba hitan oul oe otran aona le blue e... ho anzay tsy mafantatra ... | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 22:55 | |
| - ratovonasy a écrit:
- [quote="blue style"]l ye le namany blue @ version malagasy iny e.
azafady rah somary mitsingoloka ry blue style fa tena gaga be ah tam voalohany namaky maimaika fotsiny. Raha vakiana arabakitenyny de sahala ny hoe "blue a fait pipi à la malgache". saika tapaka ny tsinaiko. hihihi
mba ataovy miteny tsara tsisy nuance hoah le soratra sa fanahy iniana kosa angamba mba hampihomehy ny namana. mba azavao kely re ratoovs fa otrany tsy de azo lotra le comment nefa zay mba te himehy...le ina no vakina arabakiteny sa msg prive anareo tany zany? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 26 Juin - 23:20 | |
| enao koa de mody fanina ngamba. fa zao le izy e:
tokony hoe "naman'i blue " de nosoratan'i lery hoe "namany blue".
de hoatra ny hoe "namany - mamany - hamany"
enao koa zany de tena tsssssss. | |
|
| |
Antsa
Nombre de messages : 47 Date d'inscription : 02/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mer 27 Juin - 15:48 | |
| hay ve e....ka za ange tsy nahatsikaritra anle izy mba marina mafy e...niezaka nandinika an le izy iany za fa tena tsy kopiko mitsy...hihi...misaotra am fanazavana na de zany aza e... zay ah zany vao mimeme hahahahahaha | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mer 27 Juin - 20:39 | |
| teny diso ts mba kabary e. (tsipelina diso mantsy e) zao ko ary vao hitako io saika fanina t@ le comment ra toovs koa ny tenanay. ka ny olona rehetra anie ry antsa mis réference daholo e. d iny anisany tena nafatarannay anao akoatran'ny hoe cousine rian. ka tsy hitanay ny akoatrzay. efa nisy sary ray hafa ary tao fa efa nasaiko nalan'i admnistrateur fa io angamba ts hitan' i lery. ts mety ra misy mahita le sary e............... | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: RAITRA | |
| |
|
| |
| RAITRA | |
|