| RAITRA | |
|
+8rian Anatole ratovonasy papelika papelikae solofo blue style Antsa 12 participants |
|
Auteur | Message |
---|
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 19 Oct - 14:27 | |
| rovina ndray ty vao ao @ chat e? hihihi! tondray vondalana za refa makaty ty an! sa tena hanangana trano any? | |
|
| |
Anatole
Nombre de messages : 21 Date d'inscription : 05/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 20 Déc - 15:51 | |
| k'aiza k'aiza daholo indray e ! tena tsy tafandalo matetika ato tsony fa madreraka koa ny jiro aty am misy anay aty. in daolo indray no malaza e? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Jeu 20 Déc - 19:09 | |
| tsisy holazaina lesy ry totol ah. zah koa ary mba sahala an lah koa | |
|
| |
Anatole
Nombre de messages : 21 Date d'inscription : 05/04/2007
| |
| |
Anatole
Nombre de messages : 21 Date d'inscription : 05/04/2007
| |
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 21 Déc - 11:06 | |
| tany Betioky tam Février lesy io ry totol ah. tsisy fononkidoro hoatra an'io aty. tay be le tany Betioky fa ny andro maana nea tsy mahazo misotro rano tsy avy nangotraka na tonga de aleo mividy rano, ny jiro tapaka isaky ny otoana ilana azy. andrp a ito haria tapaka jiro zao io zah maka sary io. zah lesy zay efa ho 3 taona zay tsy nanana sipa ko sary inona no hataoko eo ah. lol. tsy misy hiaraka am bandy zany eo lesy na inon- kidona na inon-kihatra ah. tsy aleoko miverina am ..... | |
|
| |
Anatole
Nombre de messages : 21 Date d'inscription : 05/04/2007
| Sujet: Re: RAITRA Ven 21 Déc - 15:14 | |
| Tena mba aty am dezaka iany a letsy fa zany betioky zany kosa tena tsy lasa k'le. hifanenjika am valala mena elatra. mba mieritrereta iany ratovs a 3 taona ve? f'nagahe tena namoy fo mitsy le, sa mety misy fialamboly mahasolo sipa kosa aza? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Dim 25 Mai - 2:46 | |
| efa misy celtel lesy zao any betioky ry totol an. aza iteniteny foana imasombahoaka lesy an | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| |
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 8:58 | |
| kaiza daolo e ity tokony reseautena le raitra e otran annuaire d mametraka mail sy phone ao e aty amiko mbola misy le liste tam prim reny d ze efa tsy ao moa zany d asiana +++ fotsinty e | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 10:13 | |
| oay, saika hadino, vita tam 11 février teo ny soutenance thèse n'i sitraka. efa dokotera zany i sitraka agri.
ary ny hafa kosa ahoana? | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 10:16 | |
| ahoana any strasbourg any toovs milay v zahay aty dago aty e | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 10:20 | |
| hihihi, tsy actualisé tsony lesy lay profil no mahatonga an'io an. efa tsy any strass tsony ah zao fa efa aty Nancy. miala an'i alsace zany de miditra loraine e.
izany hoe nifandimbindimby eto am alsace sy loraine eto ah zany satria tany Metz ah tam voalohany, dia avy eo vao tany strasbourg, de efa herintaona mahery ah zay teto Nancy? atsy hoatsy any dago.
siks | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 10:24 | |
| ary nareo zany an tena mahita² anie e in malaza e | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 10:26 | |
| tsy mahitahita fa mitotototo etsy sy eroa e
ny malaza de tsy bems tsony ah, sady tsy mahita hohanina am le oaintsikilaintsy e. hihihi | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 12:46 | |
| aza miala am mahazatra zany bems sa oe efa lehibe d tsy bems tsony azaafad amiko ela bems foana e nga tsy tadidiko le GS sy GN reny kle | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mar 17 Fév - 13:03 | |
| aiza daoly aza le raitra toa antsa toovs tole ihany klo no tena raitra ato ty blue oa mba iza e i papelika zao efa mitady ho koboko efa kobo e | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mer 18 Fév - 16:43 | |
| varina loatra tsika zany ry raitra an | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: RAITRA Mer 18 Fév - 16:44 | |
| sa za v no tsisy atao za klo tsy nitady asa fa nitady vola e hihihi | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: RAITRA | |
| |
|
| |
| RAITRA | |
|