AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment : -40%
Tefal Ingenio Emotion – Batterie de cuisine 10 ...
Voir le deal
59.99 €

 

 RAITRA

Aller en bas 
+8
rian
Anatole
ratovonasy
papelika
papelikae
solofo
blue style
Antsa
12 participants
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 14:59

nao koahy anatole
zah koahy tany betioky tam févriere fa iha tsy hita

lol
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 17:00

le papelik oa d tena ts d oe patriote koa v?
msaotra e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 18:58

Anatole a écrit:
Izay vao hitako ity fanoratana ity e, hay izany ianareo mirôzy any ivelany any daholo. Hitako moa ny sasany tsy dia mamaly intsony rehefa antsoina. Ny bandy aloha aloha zao dia aty am'sisiny aty ho an'zay mbola tsy mahalala e : aty Androy efa ho telo taona izao. Courage daholo e

affraid ka enao koahe zao vo nahita ty fanoratana ty... hihii... What a Face ....tsara zany fa hitanao izy ty....haha...miezaka manao fiteny any androy fa to tsy de mety lotra e...
de akory koahe...manakory ny asatika any androy any e?...ina malaza any koahe...tamana ve riha any?
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 19:07

papelika a écrit:
hey d mijanona any daolo ry agronome rehetra manabe ny tena sy mampandroso ny fiananareo sy ny fiainana vazaha fa aleo zahay no hampandroso ny firenenay e!

fa iza le firenena ry papelika fangah tsy ny tsirairay avy iany a Exclamation ary fangah mo tsy afaka mampandroso ny firenena mitsy rah tsy ao anatin le firenena Question ....aiza ary enao zany ... Sleep ...mifohaza amzay... lol!

... tsara alou le manao patriote e...fa tandremo fotsiny sao de diso dose!
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 19:11

blue style a écrit:
le papelik oa d tena ts d oe patriote koa v?
msaotra e

tsy azo tompoko azafady... manontany ve sa ??
ary iza oa enao ry blue style?
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 21:45

manala an'i papelika i blue ry antsa ah
reo koa manko toa zaza mifanarakaraka. de manala an'i papelika hoe miseho ho patriote
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 21:46

anontanio an'i rian ry antsa fa tonga de ataony gazety be io blue style ah
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeMer 30 Mai - 22:01

nao koahe anatole, iha va mana ty hira manao toy zao : iha le melomeloka avao.......
hira slow tatsimo io hira io koahe.

manakory koahe tsimihole ao zao koahe : balahazo e ty ndaty e, man
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 8:17

raho koahe tsy tany betioky fa atoy Ambvombe androy tampotanana afro
tena sao makatahaka avao ty papelika ity am'ty sary alefany ity?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 8:20

Hono hoa ratovonasy, nareo sy rasitraka nihaona io, efa mba nanana sipa ve lery ?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 8:43

Zany ny sarin'ny bandy rehefa aty amdezert e !!!!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 9:52

gazety aona ar!
iz ts mahalala ny blue ato e!
veloma nareo zany ozy adana fa nihaona tao @ citic zay omaly. d lalaina forêt nareo ko fa tany antranony zay omaly
ai mety tsy hitanreto vazah reto zany citic zany kay
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 11:17

anatole

tam décembre 2006 teo lesy io sary io tany nancy ah. nanala azy vita exam tany ah de ry zalah no nikarakara an'ilay bal tany.
lery ary efa tena manana sipa aty ko

sady niova be takaka fa tsy le noeritreretin'lah tany dago
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 11:39

Ô lety ry Anatole ah, le mpandihin'i Ndondolah sy tahiry, le nanao prof de Gym any am lycée Ambovombe ve lety mba tamana le.
Razoky manko toa naterin'ny ray amandreniny tany mitsy fa hoe hiasa any hono. Sa elah koa naterin'ny bôfin'ialah refa nahazo poste tany?
koa raha tsy zazakely lesy ko
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 11:41

Anatole a écrit:
Zany ny sarin'ny bandy rehefa aty amdezert e !!!!

aiza koa izay sarin'ialahy eo

sarina dezera io fa tsy sarin'ialahy any am dezera.
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 16:28

Izaho io fa enregistreo dia alebiazo e
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 16:30

Tsy mahalala izany prof de gym zany a,
Tsy naterina letsy za fa nahita lalana
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 17:18

ö lety ry blue ah, fa nanin tany antranon'i lalaina lety elah. De nahita an'i jacky ve.
de manao inona koa zany citic? f'angah olona izany no hoe vazah. Fihinana ve zany citic
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 22:00

Anatole a écrit:
Izaho io fa enregistreo dia alebiazo e

hahahahhaha....tapaka ve rangah ny tsinaiko am ty enao ry tole....iza ko no ahita oe enao marina io am sary io...sa le tanalahy kely mandalo io ve enao... lol!
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 22:03

Anatole a écrit:
Hono hoa ratovonasy, nareo sy rasitraka nihaona io, efa mba nanana sipa ve lery ?

faona kosa ary sitraka no lazainareo oe tsy nanana sipa tany dago? tara be nareo zany...
l'habit ne fait pas le moine an!!..hihi...
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeJeu 31 Mai - 22:05

blue style a écrit:
gazety aona ar!
iz ts mahalala ny blue ato e!
veloma nareo zany ozy adana fa nihaona tao @ citic zay omaly. d lalaina forêt nareo ko fa tany antranony zay omaly
ai mety tsy hitanreto vazah reto zany citic zany kay

za le tsy mahalala an blue e...
de misaotra am le hafatra de mampamangy any ko e...de manina ko ary zareo no tsy ampidirin blue ato am forum ?...mba mifanome vao2!!
vazah iza marina zany lazainao zany e?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 9:52

zany ndray ary ny sarin'ny bandy lehibebe kokoa e. toy izao izany le asanay aty e : mamboly sorgho, maïs, sy mil
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 10:28

de ny sorgho sy mil lety mba inona no tena débouché an'izany any amin'iny toerana iny le.
ny katsaka manko mba efa mahazatra eran'ny gasikara fa le sorgho sy mil toa any afrika no tena be mpanaoa azy ko.

zao ahay lesy vao mba hay hoe elah io le

de ny vady amanjanak'elah ve mba nentin'lah any sa tena mpiambitrano any tanà le.

De ngah tsy kéré lety ny any no toa mahavokatra be rah izao sary izao le

mba tantarao kely aloh le fiainana any fa tsssssss
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 14:20

efa noteneniko t@ le forum iany adana fa ts voarain lery le iz
zay sy adana no nakany @ lalaina d bofiny no tao fa ts jacky. nisy nilain'i adana tany d oe andao mba hiaraka. ever lery fa ts fatatro lalina. fa lalaina aloh ts natadidy anah fa ts vahiny @ny fotsiny le endrika e.
ry zareo mchat @ messanger sy skype ao foana. indrindra fa i lalaina.
le citic ry vazah reto an (nareo zany lazaiko zany) dia centre commerciale 1 oatran le any @nareo reny an fa spécialisé en NTIC; ataoko kosa angamba fa ts mila alavaina le NTIC an?lol
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 16:37

Anatole a écrit:
zany ndray ary ny sarin'ny bandy lehibebe kokoa e. toy izao izany le asanay aty e : mamboly sorgho, maïs, sy mil

ary andeha hanao vacance any amnao any zay ry tole fa tena otrany mbo mahabotrabotra any zany an!...hihi....sa oe zao le miadana ampanambadiana de moribory be mitsy...sa format 16:9 ve le sary lol! hahaha
milay kosa rangah zany asanareo zany fa tena vokatra be le katsaka...tam ovina io sarinao io zao ry tole? afaka mamboly mandavataona ve ny oul any sa de am fahavaratra iany com dab?
ny aty mantsy zao de am saison d'ete zareo tena maniry be daol ny vokatra na ina na ina fa am hiver de tototry ny lanezy daol le izy nefa mahagaga fa de pays super developpe ry zareo...masaka be kosa alou le tany na de zany aza amle mihiboka be pendant 6 mois ambany glace de vivant be ny organisme bio ao anatin le izy...
sady any amindry zareo koa ny mpanao politika misy opposition be vava be (sady be actions fa tsy vava fotsiny...huhu)....aty amindry zareo mantsy e...oay azafady...haha...de mba mandeha tsara ny azy fitantanana e...tsara alaina tahaka!!
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 16:46

ratovonasy a écrit:
de ny sorgho sy mil lety mba inona no tena débouché an'izany any amin'iny toerana iny le.
ny katsaka manko mba efa mahazatra eran'ny gasikara fa le sorgho sy mil toa any afrika no tena be mpanaoa azy ko.

zao ahay lesy vao mba hay hoe elah io le

de ny vady amanjanak'elah ve mba nentin'lah any sa tena mpiambitrano any tanà le.

De ngah tsy kéré lety ny any no toa mahavokatra be rah izao sary izao le

mba tantarao kely aloh le fiainana any fa tsssssss

marina tokotrany zany...ina no tena debouche anzany sorgho sy mil zany? ny tantsaha ve no maka initiative oe hamboly anzany sa le projet international reny no mampamboly an le izy? ary misy mamboly vary ve any ry tole sa le mangahazo sy vomanga moa no tena kaly mahazatra ny oul any?
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeVen 1 Juin - 16:57

blue style a écrit:
efa noteneniko t@ le forum iany adana fa ts voarain lery le iz
zay sy adana no nakany @ lalaina d bofiny no tao fa ts jacky. nisy nilain'i adana tany d oe andao mba hiaraka. ever lery fa ts fatatro lalina. fa lalaina aloh ts natadidy anah fa ts vahiny @ny fotsiny le endrika e.
ry zareo mchat @ messanger sy skype ao foana. indrindra fa i lalaina.
le citic ry vazah reto an (nareo zany lazaiko zany) dia centre commerciale 1 oatran le any @nareo reny an fa spécialisé en NTIC; ataoko kosa angamba fa ts mila alavaina le NTIC an?lol

aaaaaaaaay ve zany le citic e...la cité de la technologie dans la Chinatown de Tanà ony ozy ny madanight....fa sinoa zany sa gasy no deba ao amnio citic io? fa to mbola tsisy site internet ry zareo nefa citic??? j'ai rate un episode ou quoi?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeSam 2 Juin - 7:39

Tsy katsaka io ry Antsa fa ampemba a, mbola ho avy eo ihany ny tsako e. tamin'ty saison ity io ary indroa isantaona ny olona no mamboly azy. Débouché inona ary ity tadiavinareo : ny sur aloha dia ny tsinay no débouché voalohany, sao dia dephasé ary nareo zany hoe mbola besoin physiologique be no tena enjehina aty fa mbola tsy dia misy idiran'ny fampivarotana loatra.
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeSam 2 Juin - 8:15

Mikasika ny fambolena azy dia sorgho ,no efa fambolin'ny olona taty, saingy niova tsako noho ny aide alimentaire, dia very ilay sorgho ka averina noho ny faculté d'adaptation'io plante io am sécheresse. ny mil indray dia vao manomboka mampiditra azy izahay noho izy miresiste be am secheresse koa. misy faritra mamboly vary fa any am farany avaratra, tsy aty am'zonr d'intervention - nay.
ny vady amamjanako ry Tovonasy aty koa a.
rehefa tsara ny taona dia mamokatra aty nefalava loatra matetike ny periode de soudure.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitimeSam 2 Juin - 10:10

sinoa no tena deba citic. fa manana pertenaire gasy-ko zareo. cogérence zabny e
to tsis site web ry zareo fa mety samy manana ny azy ireo magasin maro be ao. fa ts aiko
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Contenu sponsorisé





RAITRA - Page 2 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 2 Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
RAITRA
Revenir en haut 
Page 2 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
 Sujets similaires
-
» contact raitra

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: