| FITSINJO | |
|
+11dreamcast Npk Antsa ratovonasy votre conscience Admin Naris rian fonky101 papelika blue style 15 participants |
|
Auteur | Message |
---|
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Mar 27 Nov - 10:55 | |
| msaotra natsiaro ry dreamcast a!!! zany v ts i fifie? blue style mbola eo andala-mpahasitranana.d hita eo tohiny vloma e!! ai v mbola mis prom fitsinjo mba manoratra iany ato @zao e zay aloh ef ts ntsofoka tsony elaela fa tsis kil mits d leo b e okay e | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Sam 15 Déc - 12:48 | |
| ary to niova le roxanna lelika e!io ndray ve ny vao2? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Sam 15 Déc - 13:34 | |
| aza manôsika lesy ry foonky ah. izy ary mba mampahafantatra n tenany fa tsy miafina ko. | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 16 Déc - 20:01 | |
| za v tenen lah lety!! roxanna aona lty? LUXANA lty ny anaran'iny fa ts zany roxanna lah zany a. le @ letirage celtel iny iz ra ts tadidin lah? efa ts iny tsony lty zao a. misyfarany daholo zavatra rehetra | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 16 Déc - 20:07 | |
| ary mety ho fatatra elah ndray v zao io ry fonky??????????? mbola b mpafatatra noho i LUXANA (tvm) na ko oe NANAH (RDJ sy CELTEL) aloh io @zao e.lol ah le monde des PEOPLE!!!!!!!! | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Ven 21 Déc - 15:42 | |
| miala tsiny leisy za manimba ny espoir-nla fa tena tsy fantatro io an. mba teneno leisy ny kil ze anananla num ary ry blue momba anle pro 31 a. Tsy oe ela no tsy te hande d sao d ny ol no tsy ampalalanla eo (sans restriction).Sao d za ndray no mahazo tsiny refa avy eo. Sady le izy mi dependre @ol mande no maha poins na tsy maha poins azy. | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Sam 29 Déc - 17:11 | |
| ef b mpafatatra ar pro anlah ko!!! ra tina ar ef niantso anah! de ra dom ef nteny anah d ra haja efa mahalala!!! ko iza ndray mbola ho teneniko eo. sitraka efa kopy. sa vololona any canada no ho teneniko. ai efa kopy ko izy. fa ts aiko ra ho tonga.lol. iza tsony. num fatatro v ts efa fatatr elah daholo. sady akotrzay very daholo t@ le phone taloh.
ra ts njer pazzapa aloh elah ts ahafatatra an'io mits ry fonky a | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Mar 1 Jan - 7:39 | |
| bônané daholo e zay no azoko ambara de veloma hoy ny antsoiny e | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Mar 1 Jan - 21:32 | |
| marzany ra zokiny a. d ho anlah koa e!
marina le kozin lah ra fonky fa ra mampanao voting la d mety marina kozin lah fa nefa samy manana specificité iz roa. mampitovy biby ts mtovy mits elah. ray aloh sure fa sady lava no misy nono no mis vody.ekena. ray ts d mis anzay fa iz kosa manana charme no photogenique.mitsiky lava. samy ts navoha daholo reo taloha fa nietsketsika sy karakara tena refa niakatra sehatra sy télé e. zao aloh le kelkel b mpiantso b e. fa nraty moa ts mpizara num phone e.zay ts itovizany ko. hita mits elah fa namaky tato aloh nijery télé t@ androany okay e | |
|
| |
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Lun 25 Fév - 18:29 | |
| Mba in ry zareo ny vao2 a? ankoatry ilay fiancçailles bandy akama.to tsisy ita tsony. | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Ven 18 Avr - 14:28 | |
| chaluu daolo e! mangingina be izy zan le! zay ary ts maharaka oe iza no nanato fiançailles. in malaza ry fonky a! nareo toa henonay oe lasa gôda be hihihi! tsara e! | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Ven 18 Avr - 14:29 | |
| mety mikandra dolo ve d any ambanivohitra d tsis net? quand meme kosa e! | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 25 Mai - 2:36 | |
| FANIRY BE MATO...!!!! hahahaha | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Lun 26 Mai - 10:16 | |
| mialona nga fa ts mis ny sipan ty? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Lun 26 Mai - 11:49 | |
| ny sipako ary tsy fantatr'ity ko. sady zah ngah naninona moa, faniry be matotra r'ty no tiako hotenenina an, sa mety hampialona izany fahamaorana izany? mety ho possible izany an. | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Jeu 5 Juin - 18:02 | |
| matotra ve? asa! za ts mahalala. toa otran ts marina zan! hihihi | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Ven 6 Juin - 9:26 | |
| zao koa ve ty de mbola tsy ho matotra foana fa tssss, tsy efa firy zay ny zanak'ity sy papelikae, sa mbola tsy natao mariazy. Manaova am zay mariazy mipoapoaka Dia ataovy bobaka be le vary sy toaka ny laoka indray ataovy virakiny be am zay voky ny valala mandry be | |
|
| |
Feline
Nombre de messages : 6 Date d'inscription : 28/09/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 28 Sep - 21:51 | |
| Salut dahl!! K'aiz k'aiz??? | |
|
| |
Feline
Nombre de messages : 6 Date d'inscription : 28/09/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 28 Sep - 21:52 | |
| Toa ef msg efa ela be ry reto a! Zhay ko alo zao vao vahin @ tanan'e!! D inon dahol vao2 de aiz dahol tout le monde!! | |
|
| |
Feline
Nombre de messages : 6 Date d'inscription : 28/09/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 28 Sep - 21:58 | |
| D iza kay io bluestyle ("le manga") io? Fa le Fonky alo fantatr e! D papelika ko! D aiz daholo ??? | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Mer 8 Oct - 10:05 | |
| Ary nareo rehetra zay mididtra toa miseo mahalala anay daolo fa iza zao i féline? sa saka?mba manoratsoratra ndraindray fa ny ankizy efa lasa lehibe sasany tsy hita firy tsony ato. ny sasany moa variana manisa v.... | |
|
| |
Feline
Nombre de messages : 6 Date d'inscription : 28/09/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Mer 8 Oct - 20:15 | |
| Ka i Papelik nge vedette @ tanàna e!! Zhay kos alo ten ts nahafantatr ny fisian'n le forum rah ts vao zao e!! D mb miezak manoratr ref mb .... Le Feline ve, andian Fitsinjo alo le izy e, d nianatr nambol d mbol mianatr mambol hatr@zao!! Eh, fa mb aiz toko kay zao Dom' e!! | |
|
| |
Feline
Nombre de messages : 6 Date d'inscription : 28/09/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Mer 8 Oct - 20:24 | |
| Mb ilazao vao² momb ny mpiray andian ao ry Papelik fa zhay nge av an ambanivohitr de ndray² ihan vao miakatr ville s mahit ton net ton e!! D mazoto ndray e! | |
|
| |
tiaraha
Nombre de messages : 10 Date d'inscription : 19/04/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Lun 13 Oct - 21:36 | |
| Aoana daôly,
raha zohina ny resaka ato de toa fanalana azy no betsaka, tena fitsinjo marina. TohizO fa tsara. Zah aloh mety tsis mpahalala, angamba afatsy bluestyle rah mbola tsaroany ny naavalinay ahy t@zay fotoana zay (Miala tsiny fa zao vao naheno fa vita ny mem's: félicitation, de mirary soa)
papelika basy vava, manomboka @ F. K. ny fanampin'anaranao. Miombon-kevitra @ Feline aho @ lay hoe: olo-malaza ianao.
Mazotoa daholo de mba ilazao vaovao momba ny prom zahay | |
|
| |
lytle
Nombre de messages : 3 Date d'inscription : 19/10/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 19 Oct - 0:46 | |
| zan kou mis fits mi pointe éééééééééééééé | |
|
| |
lytle
Nombre de messages : 3 Date d'inscription : 19/10/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 19 Oct - 0:47 | |
| koboko amzao oé iza lé papelika an! d iza lé blue style fa lé fonky fotsin no tsy koboko é | |
|
| |
lytle
Nombre de messages : 3 Date d'inscription : 19/10/2008
| Sujet: Re: FITSINJO Dim 19 Oct - 0:48 | |
| okay mila matory ny kilonga apela, vailoma! tomorrow kou day | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Sam 20 Déc - 16:30 | |
| misaotra @ le toraka fa ra ts mireska ela² ngamba vao fantatro oe iza nareo. za av d kobo satri ef betsaka ny msgko tao. fa tonga soa d aza mifanadino ry Fitsinjo | |
|
| |
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
| Sujet: Re: FITSINJO Ven 6 Mar - 11:05 | |
| ory papelika a ef ho volana maro b zahay ts niditra tato d mbola record foana v hatramzao nb message nalefanay le... le olona koa moa zao efa any @ zany Fesseboky zany daholo....lol da mba any ndray fotoana zany e...mifampitady ao oe iza no iza tato. marina ra ho hitaao tson koa ar ty afatra ty | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: FITSINJO | |
| |
|
| |
| FITSINJO | |
|