Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 28 Mar - 16:32
ory zareo a misy DOM ko ao, @ promotion HERI e! fa nentsika aloh zanaka ministra e!vice ministre plutôt.
Dernière édition par le Lun 7 Mai - 21:17, édité 1 fois
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Ven 30 Mar - 13:52
zay enao zay ry Blue tsy aritrao mints zay. le Dom ry zandry toa b mpanana le anarana fa le antsika aloha toa tokana iany zan zanaka vice ministre zan an!
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Ven 30 Mar - 15:04
Tsy tapaka vaovao mintsy miaraka am ty cannabis ty. Milay ka.
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Ven 30 Mar - 16:11
ka zay ngeh ry papelika no teneniko eo e!mbola averina ndray v teneiko e. fa ngah ko le rian mbola ts kopy anzany? mbola tanana ve ivato @zany e? manotany tena iany zahay aty andrenivohitra an!
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Sam 31 Mar - 0:33
Tanjemo ry zandry fa raha mbola resaka revy tsisy maharaka an'io raDom tao aminay io an.
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Dim 1 Avr - 21:44
tsizy io ambony fa essai fotsiny! nandramako nasiana smileys de kay tsy manaiky balise html le izy!
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Fa inona koa le an'i Tsiresy io e? Tsy maintsy mahita zavatra hafa foana. Ary tsika tafaraka misurf am ora mitovy an. Refa hotran'io de mandalova ao am chat, ra tsy matahotra ny analana en direct enao.
Mbola tanàna tokoa Ivato fa sao ianao mihevitra. Aza variana any andrenivohitra maloto rivotra any oa fa manjary tsy mahajery lavitra tsony. Fa enao anie efa koboko fa zafotsiny no mody fanina e.
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
fa enao anie efa koboko aona e? ts mazava? ai tian rian tenenina @ le mba mjere lavitra zany d oe tokony hijery anao any mits zay?an e ayy @ nay ry se mbola madio rivotra sady mahita avion mvezivezifoana fa ts mareh feony mitabataba b oatran ny any @nareo e mazto e
Tananarive Ivato
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mar 3 Avr - 9:03
Tsisy fotiny mints e. Ovay le discussion.
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Jeu 5 Avr - 12:24
tokony disc ato zao oe RADOM Prom FITSINJO alefa!!!!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Jeu 5 Avr - 15:40
DIscussion v aloh io disc io sa disc compact na 33 tour e. alefa @ lecteur na inona moa le taloh b reny?... manin dom prom?
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Sam 19 Mai - 17:50
zany misy zavatra vao2 hitako t@ net ndray e: blog ancien agro mis sarina prom: misy an vestalys promotion hery http://kwasi.blaogy.com/post/460/2720
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Sam 19 Mai - 18:04
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 23 Mai - 1:14
F'angaha izao i blue vao nahita an'io? Fa taiza foana hatr@ izay le?
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 23 Mai - 11:24
inona moa ry npk no tokony ahitako an'io ? sendra nitady blog joba akama sy gasy namana mbosy any la reunion any ny tenanay fa adinoko le adress d io no hitako tao e.fa yts oe nitady an'io a zay no ilazako oe vaovao @ko. sady misy sarin' i vestalys zay no nahatonga nandefa an'io tao so ao ko nareo.
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 30 Mai - 14:17
azafady ry n^pk fa izy siantifika tia karokaroka somary tara!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 30 Mai - 16:37
eny oah ry papelika!!! ndao fa lalana
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Mer 30 Mai - 18:03
otrany mijery klip 50 cents ato raha atambatra daholo ny profil ato: sipa miboridandrinda (blue style)+ fiaramilay be(papelika) (ilay tompony koa alo milay e hhihihih ) de papelikaE[/img]
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: http://fitsinjo-agro.superforum.fr Jeu 31 Mai - 9:45