Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Ven 23 Mar - 15:00
to misy élève ingénieur io nefa RALANTOMAHEFA IO. mbola mpianatra. kozy io ts vo prim le mbola manao thérmodynamique b reny. farafaratsiny conda le mbola manao biochimie b miaraka @vinda reny le. to teraka t@1988 ko. tokony forum hoan'ny fianakavim-be ny agro ty fa ts anciens zany le. sa aona hoy nareo. amzay zay mba afaka manala anreo zandry reo e
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Lun 26 Mar - 14:42
tsy dia hitako zay olana ry manga a! sady efa ho anciens koa angé izy refa tsy voaroaka e!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Lun 26 Mar - 19:48
PROBABLE FUTURE ANCIEN AZNY E
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mar 27 Mar - 9:20
futur ex éleve ingénieur e!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mar 27 Mar - 10:47
futur conditionnel du passé composé de l'imparfait du subjonctif de l'indicatif au temps présent antérieur zé tinao mits
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mar 27 Mar - 15:36
Mihevera-tena fa tena efa nasosany tssss[img][/img]
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mar 27 Mar - 21:25
tokony anao commedienne mits enao ty ry rian an. marina mapme mits. so kosa ny kandra o ntena mampalasa commique. msoatra e
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mer 28 Mar - 15:54
mizakazaka fahatany enao ry blue a! kay le blue kay le boyz band anglais reny hihihih
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: mizakazaka aona ts azoko Mer 28 Mar - 15:59
ny hiran reny ar reveko ko. I'm Blue....blue is the color of the sky. amiko ts boyz band fa oatran house hafahafa zany mozikany iny. fa zay ts maka le bulletin bleu @ 4 avril an.sanatria anfadin-drazana.mamadika tanin-drazana mamita-bahoka ra manao anzany.
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Mer 28 Mar - 16:11
tsia ts reny no nolazaiko fa le mihira miaraka @ Elton John le oe Sorry semms to b the hardest word! kobo?
hihihi fa manin ny bileta manga e! ka oe ekenao v fa mapandroso aingana sy maharitra ny firenena le Eny? hahahaha fa lasa aiza enao teo toa déconnecté?
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Ven 30 Mar - 8:58
ar promotion SAINA daholo kay le prof mapme ao @ tanàna reny an: Haltiana, Hanta, Murielle, Nkono sasany ar le maire sabotsy iny. ai v?
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Ven 30 Mar - 11:12
ay tokoa v!, i Hanta sy Halitiana no fantatro oe ray prom fa ts aiko oe prom inona! d le Murielle v le ary @ Labo ary @ Mr Raphaël? toa tsy mitovy mints le! sa ny sasany promotion AGRI? :-p
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Ven 30 Mar - 13:56
aoka zay Njaka ny famoronana sujet fa ny atsy tsy voavaly d foronina dnray ny hafa! tsssss
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Ven 30 Mar - 16:49
mba mjereva sujet ry zalahy promotion namana hafa fa misy m-détaillé ao daholo ny kandran zalah rehetra. hatram maire sabnam , sy ecocert ar nkono sy ny sisa e. efa baina sy bôfy b daholo kay rzalahy reo. npk bandikely sy ny sisa. fa mbola zndriko daholo aloh e:D
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Lun 2 Avr - 7:22
Mba fero kely ty vava fa ra enao mahita izay soratany , izy koa mahita ny soratanao. Izany ry blue sky a.
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika Lun 2 Avr - 13:39
fa manin dray teneniko teo zao e efa lehibe daholo fotsiny ry zareo no teneniko teo e sad oziy ah oi mba mjeré sujet anolona fa aza gag eo taiza nafatarako anzany satria ts mjery zay mba tataran'ny promotion hafa tsika ato d gaga avieo zay
Contenu sponsorisé
Sujet: Re: FORUM DES ANCIENS agro hono ry papelika