AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment : -14%
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 ...
Voir le deal
799 €

 

 Zany fatamy ny Fitsinjo

Aller en bas 
+6
Naris
dimby
fonky101
papelika
blue style
rian
10 participants
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 9 Mai - 14:27

le rian ar efa tafiditra ao @ le FITSINJO ko zay ary mahita anao ao @ listes d membres ao fa andramo fandroany fa so mba mety e! in ty mora kivy ty e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 9 Mai - 14:56

dain le in koa zao zan le Tsiresy oe ts hahavita zan? d ny anao no b ndrindra. very taona firy tsis diploma eo
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 10 Mai - 10:17

Very eo @ 7 taona eo fotsiny. Mety hiova taranja mitsy angamba fa leo be za. Izany akory tsy midika hoe hi-abondonne za na hoe tsy courage fa te hanao zavatra hafa fotsiny za. Ndeha hanao lettres za na zavatra otraotr'izany. Na koa philosophie. Tsy aiko e! mbola hita eo ihany!
Revenir en haut Aller en bas
tiaraha




Nombre de messages : 10
Date d'inscription : 19/04/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 10 Mai - 14:23

aza manary toky, nefa hevitra mety aloha lay mitady zavatra hatao
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 10 Mai - 16:04

mety aloha e; fa aza manao zavatra b loatra fa tsy vita tsara hatr@ farany raha vaovariana @ zavatra bobaka ny saina. fa ze tinao iany io rangaha!
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 10 Mai - 21:27

Laingako re zany e! mananiany fotsiny za! tsy genre-ko mitsy zany hanao zavatra maromaro en même temps zany. Zay koa angamba tsy nampandaitra ny intention-ko hampirafy ohatra. Na efa nisy ihany aza ny prélim t@zany d tsy ety raikitra tanteraka mitsy.

Aleo asiana fitantarana fiainana @zay ato refa tsisy mamoka sujet ihany. Sa ahona?
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 16 Mai - 20:49

Tairo d avy d atombohy e!atombohy @ le tantaran le sipa kobonay voalohany an!
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 17 Mai - 10:55

kobonareo voalohany iza?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeVen 18 Mai - 14:13

mirevy any ra zo any akatso ndray ngamba rzalah androany fa mbip bip ana teo ra zo d oe any akatso hono. so tany elah ra tsiresy sa ts ao anaty zany lah?
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeLun 21 Mai - 21:57

Sady tsy tany za no tsy nahafantatra an'izany!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMar 22 Mai - 11:11

fa iza avy no tany zany?
mlaza mbola hamerina ndray ra dom @ty herinandro ty fa zay no teneiny [email]t@ko[/email] t@mail
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 23 Mai - 18:24

Tsy aiko, fa za tsy mahazo vaovao mitsy. Variana @ny blèm ko za d laozako manatavy tena ato an-trano ato fotsiny. Antsoy ihany zay ra ohatra ka sendra misy ndray. Sady ny celtel-ko efa réactivé ndray. le num taloha iny ihany.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 24 Mai - 10:41

manatavy tena? so contraire zay
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 24 Mai - 23:47

blaaaaaa blaaaaaa blaaaaaaaa aby ro ato.
fa tsara anefa rehefa misy fifandraisana ka
tohizo fa tsarabe
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeVen 25 Mai - 14:22

Tovonanassssssyyyy!!!!!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeVen 25 Mai - 16:53

tratra eo tyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeSam 26 Mai - 14:25

Iza no tratra? Ts azo.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeSam 26 Mai - 16:45

zany v d anontanina e?,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,?????????
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMar 29 Mai - 13:36

ka ts azo matoa anontaniana e! ts azoko mints koa ny valibirainginareo tony kah
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMar 29 Mai - 14:59

laissez tomber ref ts azo fa sarotra b ny hitatara zany eto.
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
rian




Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 30 Mai - 7:01

Nareo koa refa anao resaka tsy lao-bo... de aleo mandefa mp fa tsss.
Mba tiako ho hita hoa zany tsiresy matavy sady e. Sa mbola eo an-dàlana.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 30 Mai - 14:06

hitako aleo hijanona any e d tazomy any daolo fa aza miteny tsony! d iza iany manao retention d'info! lol!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeVen 1 Juin - 14:30

d arabaina zany sitraka fa navita mems e!
za tonga aloh ra fonky a
alefaso daholo @zay ny sary ar mba jerena oe
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeSam 2 Juin - 16:42

Aleo @manaraka alefa ny sary fa za mbola kamo mijanona ela b eto ambody ordi. @za miteny zao ary ny ankizy zao manao fety etsy akaiky etsy fa za tratran'ny plasmodium falc ato an-trano d tsy afaka mivoka.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeLun 4 Juin - 8:56

hihihihihihihih
ts mihome loza an!!!!
fa loza no mampme a. kopy elah an
ihihihihihihihihihih
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeLun 4 Juin - 12:28

fonky101 a écrit:
Aleo @manaraka alefa ny sary fa za mbola kamo mijanona ela b eto ambody ordi. @za miteny zao ary ny ankizy zao manao fety etsy akaiky etsy fa za tratran'ny plasmodium falc ato an-trano d tsy afaka mivoka.


eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeh tsy ampy dona koa rangah izany. mba mihinana am zay bononoka sy zavka. lol
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMar 5 Juin - 21:59

kozy an!!!sao d nareo ary no malahelo an'izany any an-dafy any. Andefasana ve? alefa mail ohatra! lol
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 6 Juin - 12:27

alefaso mail ra manana sariny rangah e

sinon, hano miadana de tantarao ny tsirony. Mahabotrabotra sy mampatanjaka hono reny hoy ny olona avy any soavinandriana itasy any e
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeMer 6 Juin - 18:08

tena nandramako nalefa mail le izy fa ngeza loatra hono le fichier rattaché nalefako d tsy navelan'le mail nalefa. Nihinana indray aho d otrani marikivikivy kely zay le izy. manaikitra kely aty @takolaka @voalohany d maimbomaimbo kely, indrindra fa ny vava refa avy eo. tsy mahazo mifanoroka @sipa alo mandritra ny elaela. voamaika moa fa vazaha, ngamba tsy aiko fotsiny....!!!tandremo zany
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitimeJeu 14 Juin - 8:24

oh ra tovonanassssy a! zan bononoka zan foana koa ny anty! mahabe t..y zan fa tsy mampatavy hitako @ le izy fotsn. za aloa ts tian zan bononoka zan e!
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Zany fatamy ny Fitsinjo   Zany fatamy ny Fitsinjo - Page 3 Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Zany fatamy ny Fitsinjo
Revenir en haut 
Page 3 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
 Sujets similaires
-
» FITSINJO
» de ahoana zany ny mercure any dago
» iza no aiza am zao ao am prom fitsinjo?
» http://fitsinjo-agro.superforum.fr

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: