ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: festival ti piment Dim 25 Mai - 22:46 | |
| allo allo allo hoan'ireo izay any am Région Lorraine sy ny manodidina, ny festival ti piment dia ao am parc sainte marie nancy lorraine ihany amin'ity taona ity. festival izay ahitana ireo artiste ao am océan indien (kaomôro, réunion, seisely, misy siodafy koa. ny 6 mey hatram 14 mey hoavy izao izy io fa ny 7 mey no tena mahafinaritra satria am 3 no misy an'i Remanindry, dia am 10 alina no misy an'i Damily. ireto tranonkala ambany reto no idirana raha te hahalala ny zava misy. http://www.tipiment.com/ (festival) http://www.damily.net/ (artsite iray amin'izay hisy ao) zay ndray aloha e | |
|
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: festival ti piment Mar 10 Juin - 10:52 | |
| ahoana koa ilay date hoe 6may au 14may nefa enao manoratra aza efa 25 may koa !!! Mety mba du 6juin au 14juin kosa angamba e!!!! | |
|