AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment : -28%
Précommande : Smartphone Google Pixel 8a 5G ...
Voir le deal
389 €

 

 Zezika vaovao

Aller en bas 
+4
papelika
blue style
rha_rado
Npk
8 participants
AuteurMessage
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeVen 9 Mar - 1:15

Zezika vaovao Zezika10
Ity indray izany no zezika vaovao fampiasa @ vary.
Fa ilay NPK 11-22-16 sy uree ve izany efa tsy compte intsony? Raha tsia dia misy afaka manome fanazavana ve?
Revenir en haut Aller en bas
rha_rado




Nombre de messages : 1
Age : 48
Localisation : Antananarivo
Date d'inscription : 23/05/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeJeu 24 Mai - 8:16

au fait io dap io ndray zao no vohizin'ny mpamatsy vola, nefa tamin'ny vaovao vao haingana avy any ivelany dia efa mihalany koa izao ny zezika vita avy amin'ny phosphate (dap : di-ammonium phosphate).
ny tena vohizindrizareo amin'izany de hoe : efa ho 40 taona isika no nampiasa io npk io ka mila fanovana indray, ny tany gasy koa amin'ny ankapobeny dia efa misy potasse (K) tsy ilaina intsony ny mitondra izany amin'ny tany gasy, dia nalany ka ny N (di-ammonium) sy P (phosphate) zany sisa.
ny marina koa anefa dia tena poizina mihitsy io zezika npk io raha sendra tafahinana tsinahy azy io ny olona iray, ny fisian'ny potasse no tena mahatonga izay maha-poizina azy izay. ka izay koa no antony lehibe hanalana tsikelikely ny fampiasana io npk io.
ny tenanay dia anisan'ny nanao fanandramana mihitsy mikasika io zezika npk sy dap io. nanao fampitahana teny an-tanimbary ka nozaraina telo ny tanimbary ary natao tamin'ny fomba mahazatra ilay olona ny fanaovana ilay fambolembary, ny tapany faharoa nampiasana npk ary ny tapany fahatelo dap, eo ampiandrasana ny valiny ny tenanay izao, raha te ahazo fanazavana manokana dia afaka mifanoratra eto ihany. tamin'ity taompamokarana ity izany fanandramana izany no natao, ary efa niakatra ny vary.
dia mazotoa indray ary ry ingahy roa.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeJeu 24 Mai - 10:37

merci e! agri zany bandy zany e? sa
fa DAP zany aminay zao :DOWNLOAD ACCELERATOR PLUS.
logiciel de téléchargement. zay mits no nieverako le abreviation teo vo namaky a kay ts izy fa saika intéressé ny bandy d oanina kel
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeJeu 24 Mai - 13:25

Misaotra an-dRado t@ fanazavana. Fa ny tenanay moa dia liana hatrany ka mba lazalazao eto ihany ny vokatra e.
Franchement izaho manko hoatry ny tsy dia resy lahatra loatra @ izay fanazavana entin'ny mpitondra. Fa ny noeritreretiko dia tsy dia manao npk intsony ny mpamokatra zezika dia voatery koa isika nanaraka an'izay tendance izay.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeVen 25 Mai - 15:08

Misaotra tompoko fa ho anay aloha d mis connaissance en plus le izy e.
Mba teneno ny résultats ry zoky refa azo fa mba liana zahay.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeVen 25 Mai - 16:29

>papelika d oe v?.............ts zany an. ambolena ala v no ilainao anzany?lol
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 26 Mai - 14:23

Fantatro mints fa tsy maintsy hiteny enao. Na dia foresterie aza no option-nay dia agronome izahay avant tout. koa ra tsy bornée koa refa tsy mifandray @ foresterie d ts rarahiana.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 26 Mai - 16:22

io fa tratrako. succept an............fanahiniko iny fa efa fatatro le replik toi e!copetance a e. enao foana v?aiko tsenjery e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
sedralink1




Nombre de messages : 2
Date d'inscription : 27/04/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 7 Juil - 12:29

mahafinaritra mitsy zany resaka zany ry zareoa! fa mba aôna ndray le Guanomad e! sur tous les plans possibles a: socio, éco, politique an! fa tena mahalina anay mitsy e! sady ny zaridaina ety @ 67 zao an Guanomad daolo no spons an! zay e!
Revenir en haut Aller en bas
sedralink1




Nombre de messages : 2
Date d'inscription : 27/04/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 7 Juil - 12:30

zao ko za bô nitsidika ndray fa aza tsiny fa refa ato nareo de mba omeo ny hevitrareo momba nio fa tsy manahy e!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeLun 9 Juil - 9:34

za aloh ts afaka mamaly anlah ra sedra an tsis aiko mits mantsy momba io an?kozy e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeLun 9 Juil - 22:49

ny tenanay ko alou mbô te hamaly fa zany oe fanontaniana le valiny Rolling Eyes
marque zezika amboarina eto madagasikara zan le guanomad?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeMer 11 Juil - 11:49

aty madagascar fa ts eto madagasikara.lol
marque zezika aty io bio hono e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeMer 11 Juil - 17:14

m'sotra e...hihi... monkey
Revenir en haut Aller en bas
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeMer 11 Juil - 17:16

ary aona n otsy valinao le msg ray atsy am andiany e?
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 29 Sep - 9:49

Ny zezika bio sy ny révolution verte de merde an-drangah....Oufffffff! Tantarao lainga ao foana ny vahoaka fa tsy hahavokyihany ve zao lalitra bbd hamahana azy zao @ farany!
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeSam 29 Sep - 22:27

tsy ra mandimby ve lesy tybandy ty klé
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitimeDim 30 Sep - 7:11

ratovonasy: lol! Evil or Very Mad
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Zezika vaovao Empty
MessageSujet: Re: Zezika vaovao   Zezika vaovao Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Zezika vaovao
Revenir en haut 
Page 1 sur 1
 Sujets similaires
-
» Vaovao mampalahelo
» Zezika guanomad

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Vaovao-
Sauter vers: