Tsy tsaroko tsra fa t@ semaine farany 24 septembre. Dia misy Peche et froid d'Antsiranana koa any resaka controle qualité mbola t@ io semaine io ihany. Ilay Starjus mpamokatra jus de fruis mety orinasa vaovao anagamba izy io any Ivato ny misy azy. I Tiko koa tao iditra anao certification anagmba ka mitady olona efa nanao izany io ndray alo dia tsy haiko ny andinindininy fa resaka no enoko.