AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment :
Funko POP! Jumbo One Piece Kaido Dragon Form : ...
Voir le deal

 

 Volamena sa varahina?

Aller en bas 
4 participants
AuteurMessage
Jocelyn




Nombre de messages : 4
Date d'inscription : 29/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeLun 1 Oct - 16:49

Misy kavina 2 mitovy endrika, no sady mitovy loko, no mbola sady mitovy lanja koa izany eo ambony latabatra. Ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny iray tena volamena fa ny iray kosa varahina, saingy tsy hita taratra avy ety ivelany izany mahasamihafa azy izany.

>> Raha ianao ary no anontaniako hoe : ahoana no fomba ahafantarana ilay kavina hoe "ity ny volamena" ary "ity kosa ny varahina"?
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeLun 1 Oct - 16:52

Inona ary raha hain-lah??
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeMar 2 Oct - 0:26

lelika, iza koa no hiraharaha an zany fa ze tsy tian'ny karana no varahina
. lol
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeMar 2 Oct - 7:56

Asio mercure d zaylevona no volamena! hihihihhh!
alatsaho ao anaty HCl lesy d ny tena volamena tsy tokony ho levona ah!
Revenir en haut Aller en bas
Jocelyn




Nombre de messages : 4
Date d'inscription : 29/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeMar 2 Oct - 12:49

Izao letsy no tena valiny a, tsotra fotsiny : Alain'lisany le kavina 2 dia miaraka alatsaka amin'ny tany, ka izay mangiana volamena... Hi! hi!
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeMar 2 Oct - 13:04

Put1 d merd!!! hihihihhh!
Revenir en haut Aller en bas
zandry

zandry


Nombre de messages : 11
Localisation : Antananarivo
Date d'inscription : 28/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeJeu 25 Oct - 9:45

éla ra nWo aaa,
tena tsy miova miitsy elà ty :put1 e, catch, mbola mikotrana ko zany, .... ao le ao Becharetty ao!!!!
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitimeVen 26 Oct - 8:11

zandry> lay ao besarety aza efa rava efa elab koa!
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Volamena sa varahina? Empty
MessageSujet: Re: Volamena sa varahina?   Volamena sa varahina? Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Volamena sa varahina?
Revenir en haut 
Page 1 sur 1

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Ala voly-
Sauter vers: