| MAP sy ny agronome | |
|
+7papelikae papelika joker_98 blue style ratovonasy nWo Npk 11 participants |
|
Auteur | Message |
---|
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Ven 12 Oct - 10:35 | |
| azon ty io ry nasy? mazotoa @ zay mamaky hahahaha! ataovy iany | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Ven 12 Oct - 11:39 | |
| io fotsiny ve. misaotra ihany na de izany aza e. t'aurais pu ne mettre que le lien quand même. a zay tys de lava loatra.
misaotra ihany era-po era-tsaina e | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Mar 16 Oct - 1:14 | |
| mamo zh zao fa raam maraina indray miresaka e. tsy hita fa mba miaraka am bandy gasy prom de tena satry aza tsy ho tapitra ny fisotroana e. mahatsiaro tena de tsy nanao mamo be loatra e. RADEM MANAO KÖZY BOBAKA; zay tsy faly mibontsina . LOL | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Mar 16 Oct - 11:49 | |
| hahaha lol mamo ah mamo, aza mirediredy lesy ry toovs ah. | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Ven 19 Oct - 14:00 | |
| io fa manao monologue fa tsis namaly le. ataovy mamo lalandava ry se refa malaelo ny ts mamo taloa a! efa tsis atao iany ty any sad tanàna ts tian'ty. ts antony maro v zan hiboboana? hahahaha ataovy iany. | |
|
| |
bingo
Nombre de messages : 2 Date d'inscription : 19/10/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Ven 19 Oct - 14:48 | |
| ary ty papelika sy ratovonasy ty mifanala fotsiny ato klé. tsra refa mifankataty e. sahala ny zaza mifanarakaraka mitsy. | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Ven 26 Oct - 15:26 | |
| ary iza enao ry bingo? prom inona? reny le nifanala t@ko tao @ ESSA d mifankataty tsara zay ka. maro ry zareo no ao aloa e! ary ratovona ary lasa aiza sa efa tafaverina d ts nahasokatra net tsony sa be atao à fijerena ny hafotsin'ny vazà? | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Mar 1 Jan - 7:41 | |
| | |
|
| |
iavoeric
Nombre de messages : 1 Age : 48 Localisation : Mahajanga Date d'inscription : 08/03/2008
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Sam 8 Mar - 10:01 | |
| papelikae> Milay be ilay complexe Mahavavy Kinkony. Enga anie ho tonga amin'ny tanjona
Pour revenir au MAP, io ry zalahy ilay fitsipi-dalao vaovao fa izay hahafatesana baolina anatiny atao fa aza manao specta fotsiny de manakiana a. Tsy voatery ho TIM isika fa notezaina mba ho môteran'i Madagasikara | |
|
| |
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Sam 8 Mar - 14:34 | |
| salut
ka na TIM kosa aloha na tsy TIM, na AREMA na tsy AREMA, na AVI na tsy AVI sns sns e...de refa ny môtera no tsy ampy solika dia misy frottement be, ka lasa miteraka : emballement thermik , na mihinantena ka tsy maintsy ho defaillant (i.e. lasa ambony be ny taux de defaillance) ihany lay motera ny farany.
asio motivation tsara kosa aloha de am zay mbafier sy mazto miasa ny môtera e.
sa ahoana ny hevitrareo | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Jeu 13 Mar - 12:53 | |
| Ka aiza hatr@ zao zé MAP sy fihovana lehibe maitso mavana eo eh?? Famitahana lehibe no hitako hatr@ zao! Fa ngaha raha hoe sivily manao "tenue de combat" ana miaramila d hoe hanova inona zany? efa maromaro ny tanora nivoaka tao @ ESSA nangataka anlay tany hoe hambolena fa tsisy nahazo aloha zay olona fantako nangataka! Maro koa ny vahiny ( Eoropeana na Karana) nangataka fa nahazo tany hambolena daholo, 300ha ny an'ny sasany, 1000ha ny an-sasany, 30 000ha ny sasany!! Nenay zay 5ha kely ka tssss! Marihina fa misy ny "guide" azo téléchargena raha vahiny enao ka te hahazo tany eto Madagasikara fa raha malagasy dia "va te faire foutre" no misy! Pays de Meeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeerde, dirigent de Meeeeeeeeeeeeeeeeeerde, MAP= MAha soso-P... Ny valim-pifidianana aza zara tsy nivoaka herinandro talohan'ny fifidianana! | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Jeu 13 Mar - 21:51 | |
| nWo> inona ary ity pays de merde tsisy farany ity. tsy omenay apero eo indray dia mimenomenona avy eo an. Fa aiza marina no tena pays de merde e, toa zay aleha maneno sahona daholo. | |
|
| |
rindra
Nombre de messages : 2 Date d'inscription : 15/04/2008
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome Mar 15 Avr - 12:26 | |
| Misy région tena mandeha fa ny sasany tsy mamely ny ao anaty kitapon-drizalahy no ataony betsaka fivoriana no tena betsaka fa ny fanantanterahana aotra, resaka ambony vavahady io MAP io amiko | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: MAP sy ny agronome | |
| |
|
| |
| MAP sy ny agronome | |
|