| Intsa | |
|
+6papelikae Dadaf amrajaona ratovonasy nWo zandry 10 participants |
|
Auteur | Message |
---|
papelikae
Nombre de messages : 20 Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Intsa Jeu 11 Oct - 19:45 | |
| | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 12 Oct - 11:02 | |
| nWo> efa mbaniangeza v enao ka lasa the rock? | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 12 Oct - 11:24 | |
| - ratovonasy a écrit:
aiza izao i papelikae e! lasa nitady anao any izy | |
|
| |
zandry
Nombre de messages : 11 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Mer 24 Oct - 8:25 | |
| Dadaf>tonga soa marina lesy elà!!! fa tsy haiko oe koubon'là ve za manoratra ity : ao @ "Terre meva" ao e, .... Mba omeo spap alou zay fa tena vahiny be e, tsy koubonay miitsy ny ankamaroan'i lisany reo e RAjaona Intsa zao misy 2 sa 3 miampy an'i Agri ie... ôtran'ny mtady kobo iany nWo vao niteny hoe Ra-Louis | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 8:18 | |
| papelika> Ary taiza koa no nahafantaran-se anzany The Rock zany? Tsy tao @ ESSA miits mantsy no nisy fanalana t@ zany! | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 8:21 | |
| zandry> ary maninn lty ny boîte-mail nlah tsy mandray miits reefa anoratana? Maazo mailer-deamon foan zahay! Nefa nareo toa afaka mandefa mail any @ nay? zandry> rajaona vavy io fa tsy lahy eh! D mety ho tsy misy izy zany zay noeritreretinlah teo aloha reetra! hihihihh! Lay namelaka tehamaina ahy t@ 2ème année io raha tsy hainlah eh! | |
|
| |
zandry
Nombre de messages : 11 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 9:47 | |
| nWo>hay ve e, any Frantsa zany iz manoratra io ra azoko tsara | |
|
| |
zandry
Nombre de messages : 11 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 9:51 | |
| nWo>mande lesyeee, aona zao voaraiko lay reponse an'là kourazy elà eee kourazy Ra-Louis, ry dadaf zao manoratra amiko matetika fa tsy nikôzy | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 11:48 | |
| papelika> Ary taiza koa no nahafantaran-se anzany The Rock zany? Tsy tao @ ESSA miits mantsy no nisy fanalana t@ zany! nWo>hihihi hay ve ianao io e, lasa nWo zany anaranao zao rehefa tonga any fa tsy the rock intsony | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 13:48 | |
| norosoa>d aôna ry nours ah! Ka mbola new world order anie ny catch nalaza t@ mbola tao @ essa d alao atao an'io ihany eh! Ny tantara hafa tsy t@ tao tsy ampidirina ao kosa eh! If you smellllllllllllllll! what The Rock is cookin'! | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 14:40 | |
| nWo> dia inn ndray ary zany ketriketrehanareo any zany zao e! ary aiza ny ankizy sasany toa tsy mba mandray anjara nefa mba nomena an'ity adiresy ity ihany e! | |
|
| |
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
| Sujet: Re: Intsa Ven 26 Oct - 15:21 | |
| - nWo a écrit:
- papelika> Ary taiza koa no nahafantaran-se anzany The Rock zany? Tsy tao @ ESSA miits mantsy no nisy fanalana t@ zany!
nefa tao @ ESSA ko nahenoko le the rock fa ts tany ankafa! | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Sam 27 Oct - 7:02 | |
| norosoa> inona no ketrehanay zany? Mimasta ngamba zany?? zandry> tsy any frantsa io fa toa "nazy" koa!! Papelika> ity mandainga!!! | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Sam 27 Oct - 12:44 | |
| [quote="nWo"]norosoa> inona no ketrehanay zany? Mimasta ngamba zany?? tsy omena tsiny fa isika koa anie master pro | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Sam 27 Oct - 13:53 | |
| norosoa> ary mampalahelo tsy misy mivarotra "bonbon vorona" intsony zao, fa "jok" ndray no betsaka an! | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Sam 27 Oct - 16:38 | |
| nWo>bonbon mantsy, misy loko maro hihihihihi (orange na maitso) hihihihi | |
|
| |
ZoT
Nombre de messages : 9 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Mer 31 Oct - 19:37 | |
| tena misy Intsa tsy tadidiko tsony kle, le ôtrany aôna moa izay Ra-josea? | |
|
| |
zandry
Nombre de messages : 11 Localisation : Antananarivo Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Mar 6 Nov - 13:50 | |
| ZoT> Dé aona tsara l'ty , salama ve ny papozy ao e! aiza ndray ela zao? | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Jeu 8 Nov - 12:36 | |
| nWo>toa misy bourse Erasmus ao amy vaovao ao. tsy hanao ve enao e! sa tsy te hihinana bonbon ntsony hihih | |
|
| |
ZoT
Nombre de messages : 9 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Jeu 8 Nov - 19:43 | |
| zandry>henonay iany reny offre ao @TM ireny e,de tsy mikôzy an vloma any @rafotsin'lah any e. Zah ve?aty @mpanimba tontolo iainana ndray zao e | |
|
| |
nWo
Nombre de messages : 57 Date d'inscription : 28/09/2007
| Sujet: Re: Intsa Mar 13 Nov - 16:37 | |
| Norosoa> Ny Bonbon miits no tsy mety tsetsafinay fa zahay "pays pauvre" koa! Sadt raa tsy mundus ts voako! | |
|
| |
norosoa
Nombre de messages : 22 Date d'inscription : 05/10/2007
| Sujet: Re: Intsa Mar 13 Nov - 20:35 | |
| nWo>ka ny anareo kosa mitady hampihinana vorivorin-kena olona koa. Sady amizay mbola tsy karakarainareo koa ilay omelette hihihi. | |

ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
| Sujet: Re: Intsa Sam 29 Déc - 14:14 | |
| zay vao tadidiko fa iza tamin'ny intsa no nanana créativité nanisy takilotra tam bizutage e. tena nijafajafa mitsy ny bandy tamin'iny. saingy tsy tonga saina ah hoe tahaka izay le olona nampiditra ahy tao amin'ilay lavaka misy takilotra , refa voa ihany ah , nanitrihako taj=kilotra tao anaty akanjony. lol | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: Intsa Mar 17 Fév - 10:21 | |
| | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: Intsa Mar 17 Fév - 14:55 | |
| papelikae>>>> mety poins ihany v le demende de financement lasa any aminareo iny sa nangalarinareo ny projet-ko | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: Intsa Mar 17 Fév - 14:56 | |
| | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: Intsa Mer 18 Fév - 16:45 | |
| aiza ry intsa toa tsisy hita tsony kle | |
|
| |
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
| Sujet: Re: Intsa Jeu 19 Fév - 10:14 | |
| hira² ô tanim-piavanana iray, fiaraha-monina vono-kiray hanadratar avo' hijoro ho avo ho intsa rahatr'izay hanolo sy hikolo indray taram-pifaliana soa ho intsa tsy manam-paharoa fototry ilay nofy iray ref ry ray mpahary tahio mba ho mendrika hijoro hanova endrika ny tontolo ho avy mamiratra handavorary no tanjona ho kendrenay ho an'ny tanindrazanay hijoro ho çntsa hatrany ho ma,drakizay AHITSIO RAH MISY DISO E D AMPIO RAH TSY AMPY | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Intsa | |
| |
|
| |
| Intsa | |
|