AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
-45%
Le deal à ne pas rater :
PC Portable LG Gram 17″ Intel Evo Core i7 32 Go /1 To
1099.99 € 1999.99 €
Voir le deal

 

 Fenitra

Aller en bas 
+7
Jocelyn
nWo
ratovonasy
ZoT
Npk
blue style
sa
11 participants
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMar 18 Sep - 14:29

affraid eeeeeeee

atombohy ary e, aiza no miasa, firy ny ankizy ...

Zahay mivady aty Fianarantsoa dia samy projet dia nitoko iray - lahy


Dernière édition par le Ven 28 Sep - 9:04, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeJeu 20 Sep - 10:30

saholy cousine Irina v toi e!
akama irina daholo zay reo. ny betsaka indrindra ato @ ty forum ty.
FITSINJO zany
d arabaina nahazo faramandimby fa ohatran efa enonay taty iany.
veloma any @ RAmose any e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMer 26 Sep - 7:57

ie, ka Irina sy Nisa mitsy no nanome sopapa an'ity. Antitra be daôly kou lé prom-nay tena efa tsy mi-s'intéresser @ itony lol!
tsis vao2, i Bakr mivady sy Berthin zao no aty ny pro akaikikaikinareo
mazotoa ry fitsinjo a
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMer 26 Sep - 10:14

antitra aona ary, mbola mis prom zokinareo lavitra b mits ary ao lozany papote ato foana sady to iz mits namorona le forum ko. prom nis an ry Mr vestalis zany. ts tadidiko le anaran'ilay prom fa mis prom 2 antitra b mits ao d mis bandy any zamerika ko ef lehibe iany fa mba tony mba contact @ny mpiaramianatra fahiny e.
le bakr v le bakraro no fanalavana azy?prom tao aorinanay ra izany de berthin zany v ts promnay mits
d mampamangy any @ ankizy e
ary nefa to ts mahita irina sy nisa ato @ty forum ty mits a le
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeJeu 27 Sep - 11:31

Ahoana indray ity resaka antitra antitra ity e. Mbola vao fenitra v d'efa hoe antitra sahady le?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeJeu 27 Sep - 11:44

za anie mba gaga ry npk e
olona vo ovina reo
nareo ary ts milaza oe antitra akory e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeJeu 27 Sep - 15:44

o ry bluestyle a de awona zao ra mamaky an'io lé ray prom @ Mr Zazah, enao kousa wa tena tsss :-p
Berthin v e, andraina iz fa ts fitsinjo fa toa talohanareo. asaiko miditra ato koa ry zalah fa reo nge otrany miseo be asa be ao am psdr ao e Very Happy


Dernière édition par le Ven 28 Sep - 8:50, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
ZoT




Nombre de messages : 9
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 10:57

SALi daôli Mba misy INTSA ve ato @ ty site ty e!
Revenir en haut Aller en bas
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 11:04

ZoT ? scratch hehe
Misy Intsa rti ao fa jerevo tsara a
Bisou ti any am dezaka any
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 14:06

lasa raraha tokatranon'ny sasany le ato le aza.
o ry sa> refa ato @ forum d mtovy daholo, mazaka matoa miditra ato fa tsis mpampianatra sy directera na ravalomanana ato akory. d tsis afaka ho tapenam-b ko ngamba. inona no rarahinay an'i zazah any le aza a.
mbola mpiray tanànana koa reny vo mpampianatra sad samy ancien zao tsis rarahinay anzany e.
ary lasa feno akaman'i papelikae ato le aza
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 14:08

sali ra zoT an. lasa famelan-kafatry ny mpivady V ato ? sa
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 14:17

ra le berthin manage zany d ANDRAINA lasa FITSINJO iny e.d mety hazonao tsara zany tena marina. ohatran i haja kely sy Fidy manage koa
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 28 Sep - 23:57

NON; I Berthin RAITRA tsy manampaharoa fa tsy andraina sy fitsinjo zany.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeSam 29 Sep - 9:02

ai tokoa moa tena adinoko marina iny le aza
promotion AGRO kay moa tena promotion lery tena marina
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeSam 29 Sep - 10:34

Moi je voudrais mourir comme mon grand-père, il est mort pendant son sommeil, il n'a rien senti. ça c'est une belle mort! Je ne voudrais pas surtout pas mourir en paniquant, en gesticulant et en criant comme tous les autres dans sa voiture...
Revenir en haut Aller en bas
Jocelyn




Nombre de messages : 4
Date d'inscription : 29/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeSam 29 Sep - 16:48

Aiza ry tarika Petera sy Môsta mianakavy a? Aiza ho aiza izao no mi-garer ny Lôkômotiva? Metymbola mi-Dougla sy milalao Sahafa angamba izao i Ramahitsy Gaba an... king
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeDim 30 Sep - 7:06

PEtez TErriiblement mais Raisonablement lesy ra-louis ah! affraid Suspect
Revenir en haut Aller en bas
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeLun 1 Oct - 8:03

blue style> eny ary eeeeee tsy haiko moa zany ze tena maha tezitra be anao fa de aza tezitra e. Mbola ts'itanao aza fa ho asianay forume "mpivady" mihitsy sady toa bdb zahay ato! sunny

otrany be oul be ato fa mahakamo am le pseudo tsisy fantatro. Tsy haiko ndraso anontaniako Berthin oe prom inn. Mievina mitsy lery zay.

nWo> tsara be le avatar Exclamation

ary za rery ngamba no manao editing ato ? geek
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeLun 1 Oct - 9:58

sa> misaotra anao!
Revenir en haut Aller en bas
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeLun 1 Oct - 14:03

iyiieeeeee Berthin raitra satria Rado aza tena tonga de nalala
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeLun 1 Oct - 16:02

sa>ts tezitra @nao zany a. sady ts tezitra zany na @iza na @ iza fa mba manala anareo mvady fotsiny. mafinaritra b mahita le mpivady ts mfakahita na mifankahita fa mfanala @ forum fotsiny. d mba manala anareo ko zay e.
fa na ampidirinao ato daholo ary tonton richard randriatina sy madame.iza moa. ts mapaninona anay mits vomay ary zay faly.
so bedin'i irina eto fa aleo mangina.
vlouma
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMar 2 Oct - 17:00

lol!
tsy le vadiko zany io fa diso enao
Revenir en haut Aller en bas
ZoT




Nombre de messages : 9
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMer 3 Oct - 20:24

Ra-Louis sy Ra-Mandimby zao reo ambony reo fa koboko, efa bokony be zany zao elah?ngah ty tsy miondana Queen tsony?firy zao ny ankizin-drazôsy?
Raha kobon'laisany ry zandrikely, Rabe ary ry badouda de kôzio hoe ndao asiana cabaret kely hoe fa efa ela zay.

Sa>Tak'izay novaiko le pseudo fa kobon'tena aho
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeJeu 4 Oct - 7:37

ZoT> Pseudo ry tavan-maman-ty no hifampiantsoana ato fa inn ty revin-lah mahasorisory ity ah?
Nenay lety reefa niondananay d hiondananay foana ah! (Afa sy ny zavatra tsy tian'i Jesosy iany)
Couraz elah eh!
Revenir en haut Aller en bas
Dadaf

Dadaf


Nombre de messages : 8
Age : 44
Localisation : Madagascar
Date d'inscription : 04/10/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 5 Oct - 10:53

nWo > Tsy tian'ni Jesosoy ondanana sa tsy tiany ondananla ??
Jocelyn > awona lets ny any zao ?? i Môsta sy petera no tsy iatako miits ze mis azy fa r sahafa any atsirabe de mahitsy gaba otrn mbola any ampita

sa > Misy vady afangaron'ol ndray ato kle Fenitra :-D Laughing Laughing

Otrn mlay tko lets ry ZoT zany asiana fanaana azy miaraka zany le fa n ftoana hiaonana no mety ho sarotra sa any am faran taona any ??? bounce bounce
Revenir en haut Aller en bas
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 5 Oct - 11:00

Radadafffffffika > the man, the legend and the katsatsaka above. Misy tsa makobo koa zao hoe élah io fa élah mbola tsisy kibo no tadidin'ny oul
Revenir en haut Aller en bas
nWo

nWo


Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 5 Oct - 11:52

Sa> lay tondroin'ny flesin'i dadaf, lay "l'homme" mety ekeko ihany fa lay "la légende" kosa ngamba "la mythe" no izy eh!
Dadaf sy ZoT> hifanaana ahoana lisany zany? Hifananaka sa inona zany rangah 'ty iiiiiiiiiiiii!
Dadaf> Tsy tiany hiondanako kah! (ôtran'ny tsy misy ao anaty baiboly hoe "ary i Jesosy nandeha ka niteny hoe: mba tsara ry zalahy ilay hiran'ny Mercury iny", na hoe "ary izy niteny ny mpianatra hoe: mba tsartsara entana koa ry zalahy ity Maria Magdalena ity an!", d tadiavinlah tsy hiteny anzany koa aho zany?)
Revenir en haut Aller en bas
Dadaf

Dadaf


Nombre de messages : 8
Age : 44
Localisation : Madagascar
Date d'inscription : 04/10/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeVen 5 Oct - 17:07

sa > tam za voky be io de tsy nihena tsony


nWo > Aza mteniteny fona lets fa bedin'drazoky eo ela a, ary aiza tkou lery zao toa ts heno miits e
égende vivante oa io, tena velombolo e, otrn' afro afro afro
Revenir en haut Aller en bas
sa

sa


Nombre de messages : 19
Age : 44
Localisation : Fianarantsoa
Date d'inscription : 04/07/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeLun 15 Oct - 13:43

dadafara> the man the legend the belly

ZoT> midira oa skype fa sss, sa andefasana install @ e-mail?
Revenir en haut Aller en bas
bluekiss




Nombre de messages : 1
Date d'inscription : 16/10/2007

Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitimeMar 16 Oct - 16:20

sali daholo
Salohy ihany zao no fantatro fa ny ambony ve fenitra kou? tena ohatran'ny tsy fantako. Tam vao teraka nareo ry sa no hitako teny ampandrana ny vadinao nitondra zazakely, félicitation e! Raha ilay eritreretiko ny vadinao, lol
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Fenitra Empty
MessageSujet: Re: Fenitra   Fenitra Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Fenitra
Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: