oay sao de mbola misy tsy mahalala fa io tsenagasy.com io koa ahafahana mandefa sms eran'izao tontolo izao zay mbola tsy mahalala. fa mila manao inscription an. de tonga de lazaiko dieny zao koa fa ny disponibilité'ny réseau ndraindray saturé satria be ny mpandefa sms e