AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
-28%
Le deal à ne pas rater :
Précommande : Smartphone Google Pixel 8a 5G Double Sim 128Go ...
389 € 539 €
Voir le deal

 

 ELECTION et saison cyclonique

Aller en bas 
3 participants
AuteurMessage
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

ELECTION et saison cyclonique Empty
MessageSujet: ELECTION et saison cyclonique   ELECTION et saison cyclonique Icon_minitimeMar 3 Avr - 20:38

ra tadidinareo angamba d ny antony nandrosona ny election presidentielle du 3 décembre d mba hilana @ saison cyclonik sy ireo fasahiranana mety hitranga ar ny fatapahan-dalana. zany no mba fandresen-dahatra nataon'ny governement [email]t@zany[/email]. d raikitra avieo resabe oe ts manaraka ny lalampanorenana zany sy sisa. aroso aloh d @zay ts hihomanan'ny sasany e...nefa ty to ts nvadika akory ny 3 volana d efa nasina election 1 sahady. @ zay mbola tao @ saison cyclonik tsara.ai refa may @zay mamaika azy ry zareo d mety iany le @ le saison cyclonik ko.inona tokotrany. io fa tafatojo @ le cyclone jaya le election referendaire.
mbola mtombona ar v le argument tary aloha.
misy mievitra ny gasy vendrana mits ngeh eto e.eny marina oe be ireo ts mba nahita fianarana fa na de zany ar v d fitahina b oatrzao daholo ny ambiny atao anaty gony ray daholo.
le mpanoatra aloh ts lazaina tsony fa tena ts credible marina sady ts manana moyen ko no miady antrano fotsiny.
esy e ry gasy be fanadinoana. d mahereza fa mbola azy ty anjoa e

zay ts mpanohitra nefa tsy mpitsambiky mikipy

UNE TROSIEME Voix ou voie est toujours possible
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

ELECTION et saison cyclonique Empty
MessageSujet: Re: ELECTION et saison cyclonique   ELECTION et saison cyclonique Icon_minitimeMer 4 Avr - 22:29

Toa hoe nandresy hono ny Eny, sa za no diso fihaino le?

Arosoy ilay 3em voie ry Blue a. Mety ho lasa Maire n'ny tanana koa ange enao raha zao no mitohy e!!
Revenir en haut Aller en bas
Naris




Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

ELECTION et saison cyclonique Empty
MessageSujet: Re: ELECTION et saison cyclonique   ELECTION et saison cyclonique Icon_minitimeMer 4 Avr - 22:39

Za efa niteny aloha hoe tafa oa blue!! io aryu fa miteny io razoky io!!! hoe ho lasa enao! za ange tsy mba mteniteny foana zany e! jereo tsara fa zay mamaky an'io zao de zany daholo ny eritreriny!!!
tsefa mteny aaa!!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

ELECTION et saison cyclonique Empty
MessageSujet: Re: ELECTION et saison cyclonique   ELECTION et saison cyclonique Icon_minitimeJeu 5 Avr - 8:48

aza mapme eo daholo e?
na alany ar ny eny aza adino fa le ts tonga marobe nifidy reny koa manana ny heviny daholo. safidy ko reny ho an'ny zareo. iz no mahalala ray izay no lay 3è voie.
ra taty @ nay manokana aloha d izao: in-2 zay aho no mba nifidy. presidentielle in-2 miantona. tanàna b olona b ny aty @nay (ts bas quartier an) mandreraka sy mahakamo ny filaharana b mandritry ny 4 heures b zao. nef aindrisy omaly, hen mapme :tsis olona nifidy mits ,tsis filaharana nefa ts avy ny orana contrairement t@ le fifidianana farany teo. olona ray sy roa mande mifidy nefa ts lavitra ny renivohitra akory.
zany v d oe mandresy ny eny. ekena mety mandresy iz fa "victoire amer" hoy ny vahiny ra tany @ny. camouflé pour le régime hoy ny hafa ra tany ivelany. misy ts mety mits ao e!
ra tany Serbie aloh io fifidianana io d ts validé mits satria ny any raha latsaka ny 50% taux de participation d averina foana ny fifidianana na filoha ny repoblika ary.
nefa indrisy isika mbola aty @ firenena mbola azo rebirebena tsara ny vahoka ka na telo ar tonga nifidy teo ka nifidy Eny ny 2 dia efa lany zany e @ zay mbola mizesta oe lany à plus de 75%.
mahereza tsika e. mbola aiza.zany ry npk.misaotra iany aloh e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Contenu sponsorisé





ELECTION et saison cyclonique Empty
MessageSujet: Re: ELECTION et saison cyclonique   ELECTION et saison cyclonique Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
ELECTION et saison cyclonique
Revenir en haut 
Page 1 sur 1

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Resabe-
Sauter vers: