Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Fanontaniana Lun 2 Avr - 13:02
Fa refa inona no azo valiana ny sujet iray de refa inona no tsy azo valiana. Merci.
Admin Admin
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 27/02/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Lun 2 Avr - 19:15
Azo valina daholo ny sujet rehetra.
Ny ao @ "Avy @ Mpandrindra" ihany no tsy mety valiana. Satria hafatra fotsiny no apetraka ao.
Julie Hanta
Nombre de messages : 2 Age : 42 Localisation : UK Date d'inscription : 01/10/2007
Sujet: profil Lun 1 Oct - 20:25
manin kay ra asian anaran' promotion anatin'ny profiln' ol?? De tkn manao recensement kel ny mpandrindra oe manin no tsisy feno dol ny informations am profiln'ol rehetra. raha mis fotoan....
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Lun 1 Oct - 23:37
tsy te hameno ny profil ny ny olona sasany satria tsy te ho fantatra. menatra angamba. nakoa manjary tsy afaka manao zavatra tsy fahita masoandro koa no antony
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 2 Oct - 15:11
ko ts asiana fiche d'etat civil koa d copie intégral, sy casier judiciaire ho aingana e
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Lun 8 Oct - 10:45
zay enao zay!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 9 Oct - 8:28
ko hita fa marina zany ko. inona no ilana pseudo ra ho fatarina daholo eto ze ato. sady fatatra eo iany le olona @ resany e. ze ts maharaka no fanina
sa
Nombre de messages : 19 Age : 44 Localisation : Fianarantsoa Date d'inscription : 04/07/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Jeu 20 Mar - 11:35
zay enao zay!
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 17 Fév - 9:22
zay tsika zay e
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 17 Fév - 9:46
razafindrakoto samiandrianina moa sa samiandriniaina
razafsami
Nombre de messages : 23 Date d'inscription : 17/02/2009
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 17 Fév - 13:12
toovs koa samiandriniaina e
ratovonasy
Nombre de messages : 146 Age : 43 Date d'inscription : 24/05/2007
Sujet: Re: Fanontaniana Mar 17 Fév - 13:26
ok ok ramiaramila
Contenu sponsorisé
Sujet: Re: Fanontaniana
Fanontaniana
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum