Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Tsy haiko intsony Ven 30 Mar - 15:12
Tsy haiko intsony ny mampiasa an le site fa tsisy hitako daholo le sujet taloha reny de aleoko namorona vaovao. Ato ndray zany ry zalahy a. De tonga soa i Njara. Na de tsy hitako intsony aza ny nalehan'le message-nao.
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: ts oe ts hita le msg fa Ven 30 Mar - 16:07
aza le site mits no omena tsiny e! vo taraiky 1 andro enao ts mamaky na mandalo ato d very fa valivalin -drala foana zay sujet tonga rehetra eo d lasa b d b le réoponse d ts arakao sy ts hitanao tsony. fika deo ambanin'lay soratanao farany enao no tokony hamaky fa sure fa mbola tsis hitanao daholo zay valiny manomboka eo zay
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Lun 2 Avr - 15:46
Tsy izany mintsy fa ny sujet sasany tsy mivoaka mintsy ny message-nareo fa le message talou be reny no eo ary tsy azo valiana. Za akory tsy hoe sahirana de lasa Gàgà.
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Lun 2 Avr - 19:55
azafad ar e! fa so kosa ar enao ts en connexion zany oe ts miditra @ le login ou ton compte ao @ ty forum ty. ra zay mants d ts afaka manao ninin toi fa mjery en tant que invité fotsiny. mila miditra ao @ le oe connexion d avieo mapiditra pseudo sy mot de passe. andramo aloh so d adino iny fa maika ny amaky b fotsiny le sujet
Naris
Nombre de messages : 25 Date d'inscription : 28/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mar 3 Avr - 20:43
zay vao itako ndray oty!!! Bonjour daholo e! et bonjour "rian" merci zara aza mba misy an'ity mba ifampiresahana e! sa ahoana? milay be foana mantsy ny ambiancen'ny FITSINJO ary tena mino za fa mbola tsika foana ndray no tena mi fréquenter an'ty site ty betsaka ndrindr! mirary soa hatrany hatrany za e! on s'écrit! Blue style est présent partout!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mar 3 Avr - 20:45
fa oaiza ar zay @nao andeh ator aloh a zao fa valaka b.saika nivoka io ariva io fa ts vita tsony kleh efa antitra mits
Naris
Nombre de messages : 25 Date d'inscription : 28/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mar 3 Avr - 21:42
enao en ligne foana !! velouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuma!!!!!!!!!
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Nombre de messages : 25 Date d'inscription : 28/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Jeu 5 Avr - 22:22
Mandeha kah fa courage foana za e!!! ary ny anao ve tsy efa ho vita ndray e!! sa mbola manao analyse / traitement? vita foana io e!!!
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Dim 8 Avr - 13:46
ary mba inonako ty nanjo an'i papelika niditra tato t@ 5:43 maraina le. ts nahita tory tsony angah sa maika ny andeh hiangona. sa enao ts eto antoerana d misy decalage horaire? ar aiza enao t@ io ora io no mi conecte le! ai mety ra herimena vo maraina io mampiasa ny compte nao io e! to niasa alina nedala t@ io d mety refa ody iz vo deconnecté. t@ 1h30 matsy zay vo nisaraka alina. kopy a!!!? mba gaga mantsy
papelikae
Nombre de messages : 20 Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Dim 8 Avr - 21:58
he he he
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mar 10 Avr - 13:29
fa ngah trondro ndray le papelika fa ts vorona e!! ts azo mits e
rian
Nombre de messages : 54 Date d'inscription : 09/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Ven 4 Mai - 12:25
Mba asio resaka mahafinaritra ihany fa toa ôtran' tady ankaleo le resaka e. Ny an 'ny papelika su blue lasa DIALOGUE. Fa sao de tsy tadidinareo ary hoe FORUM anie izy ity e.
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Sam 5 Mai - 16:21
Ka tsis olona hiresaka mints ato d zay hitanay eo ambony no valiana fa le blue style aza zao ts hita tsony fa angamba variana @ zavatra hafa. ary @ le forum ray aza toa ts hita akory koa.
blue style
Nombre de messages : 249 Age : 85 Date d'inscription : 05/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Dim 6 Mai - 10:50
ZA ar mandalo ato foana fa enao ts mahita koa. ts kozy mits ato d leo b a.za vo omaly teo aloanao nandalo tato. mba jereo ao @ membre ra te hahalala zay nandalo tato fa voasoratra ao daholo ny ora nandalovany farany tato @ forum. mba ty jerjer fa scintifik e!
fonky101
Nombre de messages : 87 Date d'inscription : 15/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mer 9 Mai - 12:18
Le blue ngamba ho lasa informaticien sady concepteeur sy manager na web mitsy atsy ho atsy. Izy io anie rankizy ka mahay zavatra sady tia karokaroka e!
papelika
Nombre de messages : 187 Localisation : Antananarivo ville Date d'inscription : 03/03/2007
Sujet: Re: Tsy haiko intsony Mer 9 Mai - 15:01
hahahaha mahalatsaka
Contenu sponsorisé
Sujet: Re: Tsy haiko intsony
Tsy haiko intsony
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum