AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  

 

 Sali daholo

Aller en bas 
+2
blue style
fonky101
6 participants
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3
AuteurMessage
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeLun 4 Juin - 8:53

zay aloh hiteny e!:
commentaire ary efa b d b mits hatram ry aina Iaa ar nteny daholo :"kely loatra ko lery"
olona roa aloh liteny anzay fa ts tadidiko le ray e.
tsiresy ts mazaka revy? ts mazaka taoka!
ts efa no anticipen lah v iny e!
TS MAHAY mi-géré revy hono eleh fa nanao b faka t@ andro ts iz.
ah ah ah ah
@zay mbola mis videur ko hono tao @ lesany fa ts mahazo mivoka sy vangina elah oz haja./ mapme b mits e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeMar 5 Juin - 22:06

za alo tsy mahazaka taoka e!(zay ko no tsy nisotroko azy t@iny revy iny) indrindra t@iny indray nitoraka iny sady za efa marary lava fona no sady ela b vo sitrana (zay moa?). Fa ny anla ary ny tena loza! ela ary tsy mirevy marary d aona zany ela io ra mirevy. Tsy tonga any amla ko ve le fitenenana, ny anla ary mbola pire.Sady amin'zay firy semaine tsy sitrana ihany. HiHiHi. Eo no miteny olona eo nefa ny an'ny tena ary tsy eritreretina. Efa ni-anticipen'la ko ve iny?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 8 Juin - 10:38

fika elana ts isotrona taoka daholo lesy zany a!
za lety no nandany thb non glacé tao @ fety naly a. zany ko ts mrevy.
zay mafatatra ny tokony ataonay sy mahay mi-géré ny revy sy fahasalanay sy ny zakanay fa ts manao forcé ho dedaka dia aveo marary e!
sady za aza enarana fa nena efa ..... mits e.................
tsiresy ts mazaka revy t anao @ny eo.
ts mrevy d marary aona lety a
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
rian




Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeMar 12 Juin - 8:09

Salut an.
Nareo roa lahy koa mba mifamely am resaka revy nefa samy tsisy matanty. Ra te hifampitaha am revy de olona ôtran-dry zalahy elevage hifanatrehana fa tsy eo no mifamaly eo nefa ny iray tsy mahazaka sady tsy mahatandri-tena de ny iray tsy mahazaka fa mahay mifika fotsiny refa misotro.
Fa zany hoe "samy tsy mahazaka". Sa ahoana ozy enao ry papelika? Tsy marina ve zany voalazako izany?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeMar 12 Juin - 16:20

za aloh efa ts any tsony e! tsis tombotsoa mits le manao mamo na mifaninana misotro. sady efa navita koa zay na d ts niseho navita zany ar tao @ agro satria ts any rery azo hisotrona taoka.
fa ra ato zany vita tsara mits masaky mifandona tsara @reny a ra t fa ts zany tsony zao e. sa ts zany ry tsiresy. korazy e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeMer 13 Juin - 8:50

ai mis adino!
ai moa ny sasany ts teo t@ le revy tany fandraina ko!
t@ zany ry kala an za sy chef rery sisa no namarana le ambodivoara 2 litres a. vita zay fa mbola navita nody aloh e na mandref lalana ary. d naterina tao @ saina sy mihaja lery fa vo mpetraka kely d vaky robinet e! kopy enao . za @io mbola hody any andranoraikitra rery sady lavitra b. sady anjarako ny sasa vilia t@ io. mbola tonga na d efa ts niertreritra zany tsony ar dom sy zoly. lasa any @ atsebohina daholo ny fofony toaka sy toaka e! lovia vita somatsara. bandy en forme tsara.
sy ny sisa sy ny sisa. t@ fatanorana zany e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeJeu 14 Juin - 18:46

draidradray aza maika ho antitra ry zandry fa ho tonga ihany zany an. ny trentaine ary tsy takatra ko mba hoe tam fahatanorana ah fahatanorana. aza misavi-taona lesy ah.
Miverena manao malagasy tam kilasy de piremiera na taona voalohany any amin'ny lise, de ataovy keyword ny RAFITRA AN-TANAN-TOHATRA
Revenir en haut Aller en bas
rian




Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 15 Juin - 14:05

Reto koa hita fa samy tsy mahazaka de mifamely eo. Tsiresy ve tsy mahafantatra ny fikan'io bandy io refa mirevy e!! Soa fianatra hoy ny fitenenana.
Aza nareo samy tsy matanty bobaka no mifandetika eo fa andana mitany Fitsinjo elevage ra hifaninana e. Taiza koa nisy IAA Fitsinjo nahazaka revy zany. Zany ihany no efa niadivana tam Rainy tany am Nord. tsssss
Revenir en haut Aller en bas
rian




Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 15 Juin - 14:09

Ary diso ve za sa tableau de bord-na Lancia nouveau modèle le sarin'i blue io. Asoriko ny noteneniko ra diso za fa ôtran'ny mitovy.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 15 Juin - 20:36

ratovonasy a écrit:
draidradray aza maika ho antitra ry zandry fa ho tonga ihany zany an. ny trentaine ary tsy takatra ko mba hoe tam fahatanorana ah fahatanorana. aza misavi-taona lesy ah.
Miverena manao malagasy tam kilasy de piremiera na taona voalohany any amin'ny lise, de ataovy keyword ny RAFITRA AN-TANAN-TOHATRA
ory se a efa nitombo taona vits vits nohon'ny t@ farany teo lety a d inona ary no fitenin'ny malagasy @ zny e. an: efa nitombo taona.
fa ngah lety refa mihotra ny 30aine vo antitra a.
ko manin ary @ sport ref amahazoazo taona d maka retraite e. fa manin ts mifanina na ao mamdrapafaty ny 20 cotre 30 ans sy ny 25 contre 18 fa nain no nasiana oe senior junior cadet minim benjamin veteran espor sy nisisa ts voatani sa
fa ts natao mbambaray fa samy olombelona d samy mazaka e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 15 Juin - 20:40

rian a écrit:
Reto koa hita fa samy tsy mahazaka de mifamely eo. Tsiresy ve tsy mahafantatra ny fikan'io bandy io refa mirevy e!! Soa fianatra hoy ny fitenenana.
Aza nareo samy tsy matanty bobaka no mifandetika eo fa andana mitany Fitsinjo elevage ra hifaninana e. Taiza koa nisy IAA Fitsinjo nahazaka revy zany. Zany ihany no efa niadivana tam Rainy tany am Nord. tsssss
e ts novakinao mits le tatara nosoratako tery an. nisy bandy elevage niara nirevy [email]t@nay[/email] hoa fa lavo iany fa bandy mbola navita nody soamadina e. sady tongava mrevy aty @ tanàna ra te ahita revy enjana ( @ toaka io an)
fa ts any ampianarana akory zay no hisotro e.
e zay ts te ampirevy an ry rainy t@ reny e! ts mlay fika reny t@ zany.
fa ts oe matahotra revy akory
zay refa @ reny mrevy par si foana ts miaraka @ ry lerony o
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeVen 15 Juin - 20:43

rian a écrit:
Ary diso ve za sa tableau de bord-na Lancia nouveau modèle le sarin'i blue io. Asoriko ny noteneniko ra diso za fa ôtran'ny mitovy.
compliment ho any rian @zay ny farany:
efa ela iany a niandry commentaire avy any @nao @ io sary io. zay enao vo natsikaritra.
felicitation ai intelligente mits kay enao ty an. nahatsikaritra an'io. chapeau
ra mvoka ao anaty io fiara io zao d lasa oatrzao sary hitanao manaraka eto zao.lol
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeSam 16 Juin - 17:11

to lasa reto ndray no mifandramatra @zany revy zany e. aleo le concerné tsy hiteny tsony fa manjary miampy ndray ny kiana avy any @ sasany. Na d tokony hoe natao hiadin-kevitra aza ny forum.
sady za rery ve no mahita an'izany sa misy mahatsikaritra ko fa otrani lasa ady hevitra personnel fona le izy.
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeDim 17 Juin - 18:28

marina lesy zany ry fonky
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeLun 18 Juin - 10:00

inona ko zany e. aiza mis zany eo e?
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitimeLun 18 Juin - 11:59

io e!
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Sali daholo - Page 3 Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo - Page 3 Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Sali daholo
Revenir en haut 
Page 3 sur 3Aller à la page : Précédent  1, 2, 3
 Sujets similaires
-
» Salama daholo.
» FITSINJO

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: