| Promotion HERI | |
|
|
Auteur | Message |
---|
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| |
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 9 Mar - 10:02 | |
| Any @ ny salle 16-Z indray hono e. Fa i NKP{ ve i Taralava ihany aloha e ?Sa iza ? EFa tatsy @ ny forum wanadoo? | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 9 Mar - 10:04 | |
| Any @ ny salle 16-Z indray hono e. Fa i NKP{ ve i Taralava ihany aloha e ?Sa iza ? EFa tatsy @ ny forum wanadoo? | |
|
| |
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 19 Mar - 20:39 | |
| Mba ovana kely lesy rehefa aty fa tadiavin'ela ho taralava foana ve ny bandy e. Fa nankaiza daholo lety ny pokona a? | |
|
| |
angivy
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 20/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 23 Mar - 23:24 | |
| Manao ahoana i npk sy bandikely. Isika irery izany sisa no akanga sisa nanamborana t@ promotion Heri ve ?? Inona ny vaovao ry zareo a. Mandeha marina ny taona fa mbola ohatran ny hitako isika tao @ grand amphi, nefa efa 19 taona lasa izay!!!!!! Dia samy eto amin ity globy ity ihany nefa dia samy tsy mifankahita fa dia eto izany isika mitafa. Izaho ilay "actrice" t@ ilay angady tatsy @ wanadoo e. | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 26 Mar - 12:38 | |
| Salut,
Aoka izay ry cyclone ity resak angady ity fa toa nanenenako ny nitantara azy kle. Efa adino anie izany resaka izany e, sa ahoana hoy ianao ?
Arahabaina aloha fa tafiditra ihany ianao e. Dia mba andefaso vaovao avy any aminao any ary e. Ny mpiray promo hafa mbola toa tsy mahita ity adiresy ity ry NKP ka izay angamba no tena mahavitsy ny olona a. | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 26 Mar - 12:43 | |
| Salut,
Aoka izay ry cyclone ity resak angady ity fa toa nanenenako ny nitantara azy kle. Efa adino anie izany resaka izany e, sa ahoana hoy ianao ?
Arahabaina aloha fa tafiditra ihany ianao e. Dia mba andefaso vaovao avy any aminao any ary e. Ny mpiray promo hafa mbola toa tsy mahita ity adiresy ity ry NKP ka izay angamba no tena mahavitsy ny olona a. | |
|
| |
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 26 Mar - 13:18 | |
| angivy> Tonga soa indray izany e. Tadidinao ve ilay hiran'i Solo nohirain'i Dedesa? "Atao hoe jamba sy marenina zay tia... kanefa ianao mbola mahita sy mandre.....". Dia ilay izy hirain'i Dedesa mintsy a. (rehefa avy manao francais tery @ lettre)
bandikely> Tsisy hanenenana zany lety a. Sady nga koa moa izy tezitra. Ho avoakako ary @ blog ihany ve lety le sary, na de maizina be aza? efa nohazavazavaiko ihany le izy aloha, fa ny fivoakany eto @ net no tsy haiko, sao de simba eo manko ny bogositen'elisany ka matin'ilisany eto aho. | |
|
| |
angivy
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 20/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mar 27 Mar - 22:27 | |
| fa nankaiza ilay texte lava be efa nosoratako teo ?????? leeetieeeeee! efa ho 45 mn aho nanoratra teto!! fa nankaiza? | |
|
| |
angivy
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 20/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mar 27 Mar - 22:32 | |
| Au lieu de ca aho aloha nahazo fampandrenesana t@ mpandrindra hoe bienvenue. ka izaho nandefa ilay texte nosratako, ilay texte an i Admin tonga ka very izany ilay txte-ko ve ??
Tssssss, dommage, @ manaraka in1 fa efa alina be e | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mer 28 Mar - 12:25 | |
| ô ry admin a, mba jereo tsara izany fa tsy izaho irery no voan'izany kay t@ le nanoratra tamin'i Angivy indray mandeha izay. Maharangitra kely mihitsy.
Tsy Ra-Dom ve lesy ry NPK no nihirahira aníny tamin'ireny? Dia aiza i lery e ? | |
|
| |
Admin Admin
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 27/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mer 28 Mar - 19:12 | |
| Tsy azoko tsara ilay izy. Tao anatin'ny fenetre "Poster une reponse" eto @ forum ve ianareo no manoratra sa any anaty mail-nareo? Taiza ilay message de bienvenue no nipoitra?
Miala tsiny re ry Angivy fa mandram-piandry ny valiny avy aminareo aloha dia hojereko hoe nisy inona? | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 2 Avr - 15:48 | |
| Efa nalefako mail any @ ialahy any ny valiny lesy fa efa hitan'ialahy angamba an. Momba ilay sary, mialatsiny fa tena mbola tsy nanam-potoana fa aleo hiverenako atao @ ny andro tsy fiasana @ ny04 aprily @ ny fifidianana e. | |
|
| |
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Jeu 5 Avr - 22:40 | |
| - bandikely a écrit:
Tsy Ra-Dom ve lesy ry NPK no nihirahira aníny tamin'ireny? Dia aiza i lery e ? T@ bapteme ve?... Tsy tadidiko tsony lesy. Fa araka ny kozin-dRaFredy tamiko t@ 2002 aloha dia toa hoe manambady zongo any andafy any hono lery e. | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 6 Avr - 17:22 | |
| Npk,
Voarain'ialahy ve lesary? Efa mety kosa angamba ireny e ? | |
|
| |
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 6 Avr - 17:50 | |
| Merci lesy, fa mbola voatery nitady winrara ndray za k'le. En ligne iny @ Talata e. | |
|
| |
angivy
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 20/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Dim 22 Avr - 21:54 | |
| salut daholo in1, ary tena t@ nofiko ve izany no nahitako an i Npk fa tena noheveRiko fa nahita anao t@ ireny sary ireny aho sady nahita ny anaranao nefa nony niverenako nojerana tokoa dia tsy tao tokoa ianao?
Inona ny vaovaoan i bandikely? Mbola tsy tafanoratra e. Ary i Sfx tsy henoheno intsony?
Izay fa sao lava be in1 ty ka fotsy. | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Lun 23 Avr - 13:03 | |
| Bandikely dia bandikely en y foana e, difotry ny kenokenon'ny fiainana andavanadro. Efa elaela tokoa i SFX tsy nifanoratra tamiko fa mety mbola mvariana mananika any amin'iny toerana tena feno azy iny angamba izy e.
Dia mba teneno i C. mba hiditra ato ry Angivy fa izaho foana no anontaniany hoe aiza hono no misy an'i James sy i Lanto e. IZa koa ary izany James sy Lanto izany le ? | |
|
| |
angivy
Nombre de messages : 5 Date d'inscription : 20/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Ven 11 Mai - 22:54 | |
| Manao ahoana in1 ianareo 2 lahy. Salama tsara ve ianao ry npk fa elaela tsy nandrenesana vaovao? Voarainao ve ny mail-ko farany?
Voaraiko ny mail an i bandikely fa merci. Toa tsy dia milamina loatra hono any, fa ahoana e?
Dia bon week end daholo ary e | |
|
| |
bandikely
Nombre de messages : 12 Date d'inscription : 02/03/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mar 22 Mai - 11:23 | |
| Ny aiza no tsy milamina ry angivy ? Ny any @ ny tany misy délestage angamba, fa tsy dia andrenesana feo aloha tato ho ato indray e.
Asaivo miditra ho'aho i C. fa raha ianao angamba no miteny aminy mety hanaiky izy. | |
|
| |
Npk
Nombre de messages : 34 Date d'inscription : 28/02/2007
| Sujet: Re: Promotion HERI Mer 23 Mai - 1:11 | |
| O lety ry bandikely a. Mba kozio lesy zalah raha mba afaka mifindra ato @ ireny kozy mafana any anaty mail ireny, @ izay mba mora arahana ilay izy. Vao nanokatra mail ve letsy za androany dia message efa ho 50 no tao le. | |
|
| |
Contenu sponsorisé
| Sujet: Re: Promotion HERI | |
| |
|
| |
| Promotion HERI | |
|