Nihomehy aho nahita ilay hoe colargol sy ry batracien fa niverina daholo ny fotoana entre ny 1989-1995-1996, miampy ny grevy 2001 mazava ho azy.
Raha averina eto daholo ny anarany dia ho toran'ny hehy eto. Raisina fotsiny hoe "Zanany fotsiny, bobel, einstein (efa Tompokolahy moa izany), ny vehivavy rehetra ireny.