AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 FITSINJO

Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 25 Mai - 14:54

Fonky> raoviana le an Naly? mbola le 31 iany v? d @ firy?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 25 Mai - 16:47

zay efa ela no kopy e efa ho 1
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 25 Mai - 16:51

volana na 3 semaine zay
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 26 Mai - 14:31

Tsy rarahanay refa kopy fa refa tsy miteny d tsy kopy iany zan e. otran oe miseho milay b koa le kopy refa manontany zay satria zay tsy kôpy.tsy hifaninana anie le fahalalana voalohany oe rovina le daty e. oe tsy maharaka v? zan aby koa hifaninanana! tsis dikany tssss. satria oe refa mahalala efa ho ray volana v na 3 semaines d oe mihevitra ho ambony noho izay ts mahalala? sad @ zay tsy miteny d @ zay taraiky ny sasany refa ts mahalala? c de la connerie!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 26 Mai - 14:32

d tandremo ndray tezitra eo d vaky ny écran-nareo!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 26 Mai - 16:41

tssssssss patetik b zany e!
matoa mbola ts nten d ts assuré sady oz tompony oe aza mbola tenenina so ts raikitra eo mazava. zay anie ts b kabary ts matambava oatran ny hafa e?ts retention d'information mits zany na mabotrabotra akory fa discretion aloh.
zay e. ts matezitra zany sad tsis hifaninana @zany koa e. ataoinay zany mampidy mbola v?tssssssssss
az mapme oa
vloma
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 29 Mai - 11:43

tena sur fa @31 le izy! @3 hariva ra tsisy fiovana! d ny an'i sitraka ko hono @zoma! @10 marina ve zany?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 29 Mai - 15:05

ko nantanina e? ah ah @22 h fa zoma magnifik io d mis lumiere sy sono b d b d tsaky crevettes sy taoka eau d'elevage fermenté miaraka @ detritus d'aliment ary taina crevettes sy spiruline.
hita fa @ folo maraina ko
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 30 Mai - 6:55

Fa inona ity e!
Le blue io ve tena tsisy atao mintsy e?
Sady am zay tsisy hitako akory ze mba valin'ny message fa tonga de io fotsiny.
Tairo ary fa tsy anao commentaire tsony a fa alefaso eo zay sary tianao fa tsy io e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 30 Mai - 7:06

Enao ranga ry blue aza manao an'io a. Mbola pervers hotran'zany foana ve? Ary za aza asociena am acte de perversion anao any.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 30 Mai - 14:01

ka sao niova ho @ 10 alina tokoa anie e! ny crevettes angamba no anay fa ny ambiny anao rery ts mis hifandrombaka!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 30 Mai - 16:54

rian> iz nanomboka le kozy teo e? d mananjo mandef droit de réponse anie zay e? le sary teo aloh teo no lazainao oe je cite: "io ve le sary jerena refa mi....." fin de citation.
d aona zay ts amaly anzany ary ny teninao iany no naveriko [email]t@nao[/email] d nataoko ..... koa. ts arrière pensé na pervertion velively fa ianao iany no asaiko nanohy azy @ ze no heritreretinao t@ iny. matoa enao tezitra d nieritreri-dratsy zany. zay namafy rivotra anie hifotoeran' inona moa.lol
ka iza ko nefa no nilaza t@ rian oe sariny io e?
mafatatra anzany daholo v ireo olona rehetra reo?mety.
le sary tena hereko oa ref io
d aleo averina le sarin jobako teo fa tsssssssssssssssssssss.
d mbola ianao koa zao no namako le mot pervers teo an?
amiko tsis act de perversion mits ao antin'izany ra ts olona efa mpieritreritra zany foana V???????????asa ngah
tapitra fa lava loatra
d aza tezitra d msaotra @ faharetana
fa zao a vo afaka manala le sary teo.
d biz ny farany.Very Happy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 13 Juin - 10:13

siora


Dernière édition par le Ven 15 Juin - 20:55, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 13 Juin - 11:04

kozy


Dernière édition par le Ven 15 Juin - 20:57, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 14 Juin - 18:53

blue style a écrit:
e! mis mivarotra 306 1.9d nouveau modèle any pour cause départ ra misy interéssé o: Ar 7.2 millions e

lafo be zany ry papa ah.
36 liona ngeh zany e. zany hoe efa mihoatra ny 2000 euros. kiiiiiiiii rah tsy inona ko.
zany cause départ zany ve tsy tokony 500 euros le.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 15 Juin - 20:50

ratovonasy a écrit:
blue style a écrit:
e! mis mivarotra 306 1.9d nouveau modèle any pour cause départ ra misy interéssé o: Ar 7.2 millions e

lafo be zany ry papa ah.
36 liona ngeh zany e. zany hoe efa mihoatra ny 2000 euros. kiiiiiiiii rah tsy inona ko.
zany cause départ zany ve tsy tokony 500 euros le.
ary se a
aza ampitahaina ny any andafy sy ny aty antanindrazana e:
mapiady biby ts mitovy an.
any ary misy manome vam gratos e
ze t ividy fiara any d mahavidy e. ts marina zany ? reny anie ry se na mis manome cadeau fotsiny anlah any ary ts tonga oazy aty e
miaraka @ fret 700 à 1000 euros
débarquemant 400 euros ary ny douane tonga hatr@ ny 20 millions de franc malgasy arakaraky ny année de circulatiion
d ca revient à combien kay e
ny cours 306 ry se aty dago 40 millions no miakatra
alors oentin se any anaty valise v ny fiaran se o.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 15 Juin - 20:54

e fiara aty @ tanàna anie ry se @zao efa mialafo daholo e. ra za nareo d efa mivatsy avy any daholo
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 16 Juin - 8:48

marina ange izany fa zany caus départ izany de tokony varoboba e
.

de omeo anah ny adiresin'ilay olona manome gratos fotsiny izany e. sao de mba azo angatahina mihitsy fa tsy andrasana hanome cadeau tsony kle. lol
Refa miakatra lesy ny ariary de midina ny fiara ah. ra mahay ny gouvernement de vitany ny mampidina an'io euros io d'ici 5 ans ho lasa arivo ariary ohatra
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 16 Juin - 10:29

mbola nofinofy zany atreto e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 16 Juin - 12:50

ka zay no anaovako hoe raha mahay ny gouvernement de miadopter politique économique effective ko. Sady tsy vitan'ilay manolotra stratégie nefa matahotra hanomboka ny fampiharana de sady na mampihatra aza de tsisy mésure d'acoompagnement.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 16 Juin - 17:17

marina mitsy zany. zany ahay mba resaka. d aona ko? tohizo. alefatsika any @fitondrana mitsy ra misy soso-kevitra tsaratsara.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 19 Juin - 21:51

milay kosa le mamaky forum an! tohizo ry zareo fa mafinaritra a!... fa zany oe lasa lalina be mampiasa saina le discussion de tsy takatray tsony...manina ny strategie d'accompagnement??...politique effective...???
nivadika economie politique angah nareo ato sa mbola agro iany?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 20 Juin - 20:05

Ny tiany holazaina angamba hoe ny mpanolotra ny tetik'ady dia sari-tahotra ka na manao aza hono izy dia tsisy ny fandrefesana fanarahana. Sa tsy izay ve?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 20 Juin - 20:12

fonky101 a écrit:
Ny tiany holazaina angamba hoe ny mpanolotra ny tetik'ady dia sari-tahotra ka na manao aza hono izy dia tsisy ny fandrefesana fanarahana. Sa tsy izay ve?

What a Face mazava tompoko!!!...teny gasy mazava be mitsy ...hihi..
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 6 Juil - 10:34

o ry zareo a!!!! mba mitenena iany na manaova signe de vie kely fa so nody mandry daholo nareo sanatrinzany fa to tsis reha daholo e. so mila famonjena mantsy?????????????,lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 6 Juil - 12:21

marina leitsy zany ah. zah koa aryt mba gaga. heveriko fa ny réseau ko no tsy mety tsony. kay ny rehetra no tsssss.....;
samy may am voalavo atonony e. lol. voatavo kay moa
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 9 Juil - 9:48

ka ra vo tsis 1 manoratra anie ato d kamo ny ambiny anoratra satria tsi olona mits. zany mahatonga ry zareo tsis hita. sady sedra sahirana daholo avokoa.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 9 Juil - 22:51

na voalavo na voatavo io ry toovs de mety daôl amnay a....zay ko ma te hiresaka fa le manao monologue na dialogue tsy poainsa fa plurilogue iany no tsara.....hihi...
asio sujet milay ary ze mahita e!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 9 Juil - 23:03

blue style a écrit:
o ry zareo a!!!! mba mitenena iany na manaova signe de vie kely fa so nody mandry daholo nareo sanatrinzany fa to tsis reha daholo e. so mila famonjena mantsy?????????????,lol


signe de vie: bounce
sady iza ko mo no hamonjy anay aty na de mila famonjena aza e?? oe i blue ve handeha rôpilanina voloparasy misy anle pneu misôtisôty be iny... (Think Soul plane!)....haha...marina oe tsy blue zany iny style iny fa mba mitovitovy fotsiny e...hahaha...
mbô manala azy de mimémé e! sa aôna? sao lazain sasany fa be zesta ndray Wink
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 3 Sep - 8:37

Salut daolo e!
Ty ary zay fa tamy. Zay vao nifoha tam torimaso volana maromaro.
Ny problem anie de vitsy loatra le olona membre ato am le forum e. Zay no mahatonga anreo mi-s'ennuyer.

Antsa> Ary inona zany rôpilanina voloparasy misy pneu misôtisôty? Dessin Animé any aminareo any nga zany? Sa za mintsy no tsy maharaka.

Toovs> Milay kosa refa maba mandefa reny articles reny am RESABE. Ndraindray mantsy sairana am zay domaine misa azy avy any de tsy mba mahalala le actualité AGRO mintsy e. Mbola andefaso ihany ra mbola misy intéressant.

Papelika> Ary aiza ndry no tao tsy hita tsony koa sa variana @ Force Rouge any? lol
Ary i Naris ve efa nahavita mem's e?

Zay alou fa bye daholo de am manaraka ndray e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: FITSINJO   

Revenir en haut Aller en bas
 
FITSINJO
Revenir en haut 
Page 4 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: