AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 FITSINJO

Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 13:13

Zay fa nety le! nga ela rery ry blue no mahay mikitikitika a! io ela io refa....hihihi! sady mi-style be mitsy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 13:39

elah iza zany e? iz ko io ? ts sariko zany io. so diso olona ar elah.
fa elah nga mievitra oe sariko io.
sady za ko ngah nteny oe elah le sary tary ambadika tary.
le 3 lah ts tao fotsiny no soratako tao.
ai présentena zany fonky.
vetivety ar e


Dernière édition par le Jeu 12 Avr - 15:08, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 14:46

VOICI FONKY 69+32 SHOW DEVANTTTTTTTTTTTTTTTTT§!!!






















Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 15:00

MBOLA MISY O!!!!!!!!!!!!!!!






Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 15:12


Ity farany. the last but not the....
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 12 Avr - 19:24

KAYYYY MATY A MAMAAAA!!!INONA RETO???. Laingako zany nefa! nga eo misy mahafantatra ana e! mety le fitsinjo ihany angamba, sady ty nge ao anaty forum fitsinjo e! tsisy ijery an'io loatra ratsy oe fitsinjo ihany ngamba. sady lety ngamba tena tsy nanao n'inoninona mitsy androany hariva ra tsy nanao an'ireo sary fotsiny, amin'io misy misenina b le izy. Misy remarque zany oe "P...".
Za tsy hiditra ao anatin'ny jeuan'nla fa manjary tsy mety, sady lasa feno sarin'ny fitsinjo eo anaty hebergeurn-olona.
Ra ohatra sendra tsy fantatry ny olona fotsiny d misy sary tokana tsisy afatsy ela!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Admin
Admin


Nombre de messages : 5
Date d'inscription : 27/02/2007

MessageSujet: Sary   Jeu 12 Avr - 22:59

O ry zalah, rehefa mamoaka sary nareo dia ataovy 640x480 ny resolution'ny sary ngezabe fa manjary milona be ny mi-charger an'ilay page.

>> Toa manana sary milay bdb lesy nareo ry Blue, maninona raha mba andefasana aty (sarina promotion) dia avoakantsika ary @ blog ary. Asio legende (prenoms) dia aza takonana ny tarehy fa tsy misy olondratsy akory eo. OK? Wink
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://agro.1fr1.net
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 14 Avr - 11:28

Eny tompoko! miala tsiny tompoko! Ao fa tsy averiko intsony.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
votre conscience



Nombre de messages : 4
Localisation : In Your Mind
Date d'inscription : 25/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 25 Avr - 16:16

aleo tsohaina fa oatran oe nareo rery ko no mahita an'iny adress iny.


Dernière édition par le Lun 14 Mai - 14:45, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 26 Avr - 9:11

Misy olona nanao inscription vaovao ato nefa efa manana compte ato o!! de sady milaza izy hoe conscience-nay! manana humour koa alo nareo fa na izany aza alo tsy ho conscience-nay mtsy e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 26 Avr - 21:11

Salama aby! azafady fa zay ndray vao tafasoratra e! fonky sy blue, ts aleo any @ mail no mifandefa sary sy mifanao vengeance @ fandefasana sary?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
votre conscience



Nombre de messages : 4
Localisation : In Your Mind
Date d'inscription : 25/04/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 27 Avr - 13:54

maditra mits ireo mpikambana 2 ireo ry papelika e! zay ar vo aingana no tafiditra tato d efa kopy sahad oe iz membre terible ato. tssssssssssss
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 30 Avr - 11:30

Fa iza le votre conscience e? tsy arako e! mba alefaso MP ra mis maharaka ô. za koa efa leo le devinette kah!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 30 Avr - 17:22

ie zay mitsy! d mba andefaso ko zay! na alefaso @chat!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 7 Mai - 16:11

maditra aona ko ary ny bandy e! bandy ar no tena endry b ato no malala tsaina tsara. faiz io mssp io e. sady amzay mahalala le lien FITSINJO. e iza rzareo io votre con io a? il vole la vedette.lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Naris



Nombre de messages : 25
Date d'inscription : 28/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 7 Mai - 19:26

Bonjour e!
otrany fatatro io zany fa alao aloha irsaka tsara fa fatatra foana io e!!!!!!
de in ny vaovao manaraka e! ze malaza e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 7 Mai - 21:12

ovina iany ny soutenance an naly kay e! diz ndray navita teo anelanela zay fotoana zay? d iz no manaraka . d iz farany teo. fantanina betsaka mendrika valiny d zay no lasa vaovao e. merci
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 9 Mai - 12:20

Ny fantatro alo d ny an'ny Naly to nahemotra @faran'ny volana hono. D ny talohan'izay an'i Mihaja, ny teo anelanelany angamba no tokony hiteneniko azy. Ay kay an'azy le oe t@ 3 zany. Ny ambony tsy aiko
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 9 Mai - 14:22

ambiny no fiteny fa ts ambony ry ............. an Valuable Player mits tony
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 9 Mai - 14:59

fanontaniana fa ts fantaniana e. ny an'i Naly nihemotra v ry fonky? ny henoko oe 147. fa aiko fa hamaly ndray enao oe fa iza ny mipetraka any akaikiny e. fa aoana koa aza le ao @ manage ao fa toa mihemotra daolo zay nahazo date rehetra.
blue hono toa tsy henon'i Sitraka tsony
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 10 Mai - 10:13

Io ko fa manomboka mi-anticiper le papelika. Nefa tsy izay no teneniko fa zao fotsiny hoe: toa lasa amin'ny 30 sa moa 31 ndray le izy fa atao milay b hono d misy invité avy any ivelany. Izay hono no nangatahan'ny département.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 10 Mai - 16:08

Kaly el invité avy any ivelany? favo kosa zan le. ary aiza ny sasany e. mangingina b le resaka. ny an'i Sitraka koa efa miala any fa le date mbola ts sur tsara. Miiomàna daolo rankizy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 10 Mai - 16:55

kozy v?
mandeh b ko zany sitraka zany sa ts manao fitsarana ela b tsony le rafomanana? inona le dikany kaly el ets ambony ry papelika a
iza no mbola membre ao @ cite azafad fa mba mila boky ao za nefa ny carte-ko efa lany t@ 24 avril teo e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 10 Mai - 21:35

Tsara izany. Efa akaiky ndray zany ny fety. Sady mahita olona faly b zao za @io mèms io satria ahita ny olona (cousine-ny sitraka io an) efa tsy hitany ela b izy.
Hisy fakana sary (sary misakambina) ndray zany zao hoy ny sasany. D avoka ato @forum avy eo.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 11 Mai - 13:38

oain lah e
eh cousine sitraka hitako foana ref makany amzareo a!sady ef mfanena eny andalana zay d mresak elaela d racompagneko iz. ts ela zavatra hay anie ny aty e
efa manana ny sariny a tany majunga ts mila makasary misakambina @ zany tsony . efa manana echantillon 1 d ampy fa ra ts ts omby ny album ra zao sipa rehetra zao angalana sary b db daholo
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 11 Mai - 19:13

ie otranio @profil anla io! Milay ka! tohizo fa tsara.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 16 Mai - 20:37

blue> ka le rafomanana anie toa co-tuteur d miankina @ Nkono fotsn hono oe refa vita hono ny any @ Nkono d poins ny an Rafomanana. Esory teo io sary fa sao d mba tsy mety ry namana a!KAY LE ny tiako tenenina d nifamadika fa azafady e!
fonky>rovina iany le mems an Naly? efa mifanakaiky zan ny fety an!
ho anareo roa lahy tandremo ndray manembatsembana ny fakanay sary sao mis miakapoka any @ vato ndray ka simba ny tarehy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 17 Mai - 10:57

Inona ndray zany? nga nisy an'izany le?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 17 Mai - 16:33

zay efa mafatatra le daty e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 25 Mai - 14:52

hoan zay mahafantatra d aoka izy hiteny ny daty sy ny ora fa tsy mahafantara fotsn d zay. mba ampahalalana ny hafa e!
Ho an zay ts mahay d le 1er Juin le soutenance IAA.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: FITSINJO   

Revenir en haut Aller en bas
 
FITSINJO
Revenir en haut 
Page 3 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: