AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 FITSINJO

Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 4 Sep - 9:37

avy nitolona t@ olana manoka nadrintra ny volana maromaro oe ry rian a. fa ts oe nifoha t@ toro maso a
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 7 Sep - 16:10

salama v ry manga sy ny namany a!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 7 Sep - 16:18

nanao aoana ny zedezil hono?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 7 Sep - 16:49

iz le manga so mifangaro eo e§!!! blue style no iz e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 8 Sep - 10:22

fa mis akoatranao v ar ny manga ato e! sa mila hazavaina be @ afo olaimpika?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 8 Sep - 11:08

ko ts hovaina teny gasy ko le style mba ho hitako eo §§§§§§§!!!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 10 Sep - 10:59

aleo aloa a anontany ny coach vao milaza ny dikan le style e! sad lava b koa nge ra miteny le miteny blue style fa aleo blue donc manga! hahahaha
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 10 Sep - 15:00

coach iny zany.
coach vocal pzp.
sa tsis teny gasy koa zany coach zany ry pap na elika
fa lava loatra koa mats
d aleo elika
nakaiza ny papeliko teto o lanin vitsika o
ai tateloko kay moa iny
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

avatar

Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 14 Sep - 18:27

Fa lasa aiza l'ty i fonky fa toa tsy tazana itsony nefa lery toa hitako mivarotra matos tao @ wanadoo tao le.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 14 Sep - 20:21

ngah lety lery nanao agro-informatik. département vao² ao am agro moa izany?
loooooooooooool!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Dim 16 Sep - 16:56

ra fonky marary vody d ts afaka mvoka ny trano e.
ye mis agro informatika mits ao.
chargé clientèle sa marketing moa na reparation matos informatik kandran lery ef hatram zay ts bossina zay e
ary enjana koa ra npk nahafatatra an lery an
le sary v nahatonga zany
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

avatar

Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 17 Sep - 12:25

O RaBlue A, mbola misy ao @ agro ve ilay concours mankany Gembloux sy ilay concours idirana @ Engref?

Ahoana ndray l'ty zany agro informatique izany le?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 17 Sep - 16:24

engref ngah moa ts efa nitambatra ao @ agro paris tech daholo miaraka @ ENSIA sy INAP G. tsis aiko zany concours zany ts maharaka zany vaovao zany a.sad ts d mamaky reny affiche bourse sy concours reny fa b resak'hehy sy bojybojy reny d aleo mijer lalana underground. mialatsiny fa ts arako e.
le Gembloux zany zao t@ ref biblio-ko nahenoko anzany to oe commune any belgik zany mis campus université momba agro... boky dagnelli stat nahitako anzany zao

agro informatik> mis anzany ka
ohatran oe agro ciment
agro lalana
agro droit
debouché ingénieur agronome daholo zany e.
refa tsis le asa maha tena agronome d ts maits zay daholo e
mbola maro karazana ary ny asa ataon'ny ingenieur agro @zao
fa aleo le tompony mits no hitantara e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 28 Sep - 14:14

b vaovao niditra nadroany zany ry zareo a!
ngamba niarananao fotoana niaraka daholo tany. to intsa daholo mats ry zareo reo
zokin'i Elian ko to io voa nanao inscription io le aza.
ary ra elian ela tsy hita an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Npk

avatar

Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 29 Sep - 12:42

Nifanao fotoana marina tokoa angamba ry blue fa dia efa ho 10 be zao ve. Fa ry zalahy tokoa ange toa mi s'insrire de avy eo tsy hita e. Fa na izany aza tonga soa ee.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 8 Oct - 11:35

ra Elian v ts voky letchi miaraka @ Kimbo? in le tateloko teo? in koa zan tateloko? tanteliko ny fiteny ry gasy vaza sa zapôney a
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Lun 8 Oct - 18:44

papelika a écrit:
tanteliko ny fiteny ry gasy vaza sa zapôney a

din koa ty papelika, tsy mahay manao fehezanteny am teny malagasy; tsisy verbe akory ny azy. Tokony ho "no" no ao aorian'ny tanteloko fa tsy "ny".
hahaha.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 10 Oct - 10:57

tratra a e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mer 10 Oct - 10:58

fa mba lasa aiza marina toko ra fonky le? mahalasa fisainana zan? ndriii nahatsiaro zay ts tao ra npk le! milay kosa zan!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dreamcast



Nombre de messages : 7
Date d'inscription : 12/10/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 12 Oct - 11:33

bjr daolo a!
aiza nareo ry fonky fa malaelo anareo mitsy ny ol ato am ty andiany iray ity ra jerena ny mess ato a?
zaza vao zay ry reto fa mba ampafataro anareo a! a + e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 12 Oct - 11:47

dreamcast a écrit:
bjr daolo a!
aiza nareo ry fonky fa malaelo anareo mitsy ny ol ato am ty andiany iray ity ra jerena ny mess ato a?
zaza vao zay ry reto fa mba ampafataro anareo a! a + e!

bin... t'es qui d'abord, et après nous nous présentons un par un. lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dreamcast



Nombre de messages : 7
Date d'inscription : 12/10/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 16 Oct - 16:05

kaiza!
za alo tsy mahalala ratovonasy promotion fitsinjo zany e:
fa za prom fitsinjo, tsy enao ngambany
za gasy tsis fangarony, tsy enao ngambany
za eto dago no mivovo atramzao, tsy enao ngambany
za koa mba mahalala manaja vahiny ka misaotra sy manasa iresaka fa oatran'ny tsy enao koa ngambany!
misaotra tam fandraisana fa za tsy mitarona ra tsy am ol te hiresaka amko e! okay!
sali ry papelika!ino ny vaovao any janga any?ary ny fanaovam boky? ary ny asa fanomanana ry blue style corporation a!
am manaraka reto za mba manao fanoloratena fa aleo alo mba asiana "suspens koely e!"
sûr daolo!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Mar 16 Oct - 20:31

dreamcast a écrit:
kaiza!
za alo tsy mahalala ratovonasy promotion fitsinjo zany e:
fa za prom fitsinjo, tsy enao ngambany
za gasy tsis fangarony, tsy enao ngambany
za eto dago no mivovo atramzao, tsy enao ngambany
za koa mba mahalala manaja vahiny ka misaotra sy manasa iresaka fa oatran'ny tsy enao koa ngambany!
misaotra tam fandraisana fa za tsy mitarona ra tsy am ol te hiresaka amko e! okay!
sali ry papelika!ino ny vaovao any janga any?ary ny fanaovam boky? ary ny asa fanomanana ry blue style corporation a!
am manaraka reto za mba manao fanoloratena fa aleo alo mba asiana "suspens koely e!"
sûr daolo!

lol
un peu d'humour, ca n'a fait mal à personne. lol
tsy normal ve hoe zay vao tonga de mampahafatatena raha toa ka tsy toga de mora fantatra hoe iza lay vao tonga?
ka azafady raha nanindrona anao ny hoe "iza aloha enao". manin raha tsy asiana suspens? lol.
saingy ty no tsy azoko "fa za prom fitsinjo, tsy enao ngambany : azavao misimisy koakoa sao de diso fandray eo ah, ie sao de tsy ilay eritreritro akory no eritreritrao sy tianao hambara.


za gasy tsis fangarony, tsy enao ngambany : aza mampmé eo ry se ah. lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dreamcast



Nombre de messages : 7
Date d'inscription : 12/10/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 18 Oct - 10:35

samy afa be le we bin... t'es qui d'abord s ny hoe "iza aloha enao" ts koah na miala pà ar enao fa za lo ts de mrev vatravatraina e! sa enao mrev anzan? enao ko mants otrn mba maay mten gasy kely iany ndraindray nefa vo zay n nanoratra tonga de mvadidela be nareo, so de ts we tonga soa, manasa iresadresaka ary no dikanzany! Exclamation Question
zay ne le we so de gasy misy fangarony nareo e!
aza mampmé eo ry se ahzay ko ts de panao atsikana ka ts niertrertra apme fa na zany az mb atov re atraty le fmeezana!
sur![/i]
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
norosoa

avatar

Nombre de messages : 22
Date d'inscription : 05/10/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 18 Oct - 11:49

manao ahoana daholo, inona ary ty miady aman'olona ty Ratovonasy. Mba mifankatiava fa samy agro na dia tsy iray prom ary an.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 18 Oct - 15:19

norosoa, zah ngah miady e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 18 Oct - 15:46

dreamcast, kay ve tsy mitovy izany e. ary raha nataoko hoe "who are you at first" de ahoana indray? loooooooooooooooooool.
tapitra kosa angamba ny amin'iny e.
fa raha tsy zakandrangah ny resaka mifananihany eto de tsy ataoko amindrangah tsony. zah koa zatra mifanala am dry papelika nefa na izany aza toa mbola tsy nanala anao ah. tsy fantatro fotsiny hoe refa atao teny vahiny de mahatezitra olona fa raha atao teny gasy de mahafaly olona.
tsy haiko fa zah tam vao niditra teto de tsisy nanambitamby beuuuuh zany. ny ahy koa moa ny pseudo tonga de mora fantatra de anjaran'ny olona zay tsy mora fantatra no mampahafantatena.

farany kay ve misy "C" koa am zao ny abibia malagasy e. de azo avadika koa ny "ts" ho tonga "st". ao fa hianatra teny gasy môderna am zay ny bandy e. looooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooool!!!

zay fa vacance elaela ndray. am manaraka, refa am elabe, vao afaka mandray anjara eto ah ka miala tsiny e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
papelika

avatar

Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Ven 19 Oct - 14:20

iza i dreamcast? za ts any mahajanga zan ry namana fa diso enao a! za d eto Tanà foana. MJG no anano mémoire. ahitsio ny données.
ry anona zao lasa any andafy d miova taranja iza ary ô?
d ry anona manambady sy zanaka koa!
d ry anona any tamatave maro izy no any ny akama!
d i anona any @ Henri Fraise hono!
bedebe ny news fa teneno @ MP aloa oe iza enao vo hiteny a fa otran misalasala entre oul 2 za mantsy. siora. efa kobonao a ngamba e?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dreamcast



Nombre de messages : 7
Date d'inscription : 12/10/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Sam 27 Oct - 18:30

ra miteny v za oe fankoul no ahalalako an'i papelika d mbola tsy hisafidy entre an'le l roa isalasalana iany enao?
za alo sipa fa tsy kofa oan zay tsy maafantatra!
a+ d sur daolo
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fonky101

avatar

Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

MessageSujet: Re: FITSINJO   Jeu 22 Nov - 14:21

Sali daolo!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: FITSINJO   

Revenir en haut Aller en bas
 
FITSINJO
Revenir en haut 
Page 5 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: