Nombre de messages : 2 Age : 42 Date d'inscription : 27/09/2007
Sujet: Vaovao mampalahelo Mer 7 Nov - 23:51
Maty dia nalevina ny 05 novembre teo (hono) i Ony, ilay déléguéen'ny Promo Andraina tamin'ny 1ère année iny. Tena mampalahelo!!!
bingo
Nombre de messages : 2 Date d'inscription : 19/10/2007
Sujet: Re: Vaovao mampalahelo Sam 10 Nov - 14:41
tena mampalahelo tokoa izay. tsy hita fa zay no anjarany e. de manararaotra mamamgy am fahoriana an'ireo fianakaviany, sy ny fianakaviamben'ny ancien agro, sy ny mpianatry ny agro, sy ny mpandraharahan'ny agro, ary ndrindra ny promo andraina zany ny tenanay