AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 Kit scolaire

Aller en bas 
AuteurMessage
Jocelyn



Nombre de messages : 4
Date d'inscription : 29/09/2007

MessageSujet: Kit scolaire   Lun 1 Oct - 16:39

Nidina nanao terrain izany Ingahy Rainy, ary nitsidika sekoly iray tany @ commune rurale. Nahita ny mpianatra classe 11 eme tsy mbola mitondra ny kitapo sy fitaovana vaovao izy ka velom-panontaniana:
- Ary aiza ny kitapo vaovaonareo rankizy no tsy entina aty ampianarana?
- Tsy mbola nahazo zahay Tompoko!

Dia nanontany an'ingahy mpampianatra :
- Fa aiza ramose ny fitaovana tokony ho an'ireto mpianatra ireto?
- Toa hoe tsy mbola tonga aty an-tsekoly hono hoy ny direktera Tompoko

Nanomboka niketrona sady nanontany masiaka an'i direkteran-tsekoly :
- Ahoana izany r'ingahy directeur. Fa nahoana no tsy mbola alaina any amin'my Cisco foana ny kit scolaire nefa efa ho 2 volana izao no niditra ny mpianatra? Dia inona izao no fitaovana ampiasain'ireo mpianatra ireo?!
- Kaaa... tsy mbola nahazo taratasy fiantsoana tany amin'i Chef Cisco mihitsy izahay Tompoko. Izy ihany manko no mampandre anay mialoha rehefa tokony maka ny fitaovana any amin'ny Cisco izahay, mba ahafahanay manomana fiara itondrana azy... nefa hatramin'izao aloha dia tsy mbola heno hoe rahoviana e.

Sady nisafoaka mafy ny anao lahy no nitodika tany amin'ingahy Chef Cisco :
- Raha tsy diso izaho dia efa ho iray volana talohan'ny fidiran'ny mpianatra no efa tonga au niveau-n'ny Cisco daholo ny KIT scolaire rehetra, ary efa nanome baiko anareo koa ny Ministry ny Fampianarana hoe tsinjaraina mialoha isaky ny sekoly ireny mba ho ampiasain'ny mpianatra. Fa aiza ny anjaran'ny circonscription scolaire iadidianao r'ingahy Chef Cisco? Sa tsy mbola tonga ao koa???!!!
- Eeuhhh... A..a...Ao ihany ny anjaranay Tompoko ka. Ao ihany fa saingy mbola mihidy ao amin'ny buro-ko ao daholo ko...
- Oadray!!! Fa KIT'ndrain'ialahy iny sa KIT'ndrenin'ialahy no fihinin'ialahy ao amin'ny biraon'ialahy ao fotsiny fa tsy alefa zaraina amin'ny mpianatra any????!!!! An??!!!
- ... Glump!!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nWo

avatar

Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Lun 1 Oct - 16:49

Mba ataovifohifohy ra-Jocl @ manaraka ah!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mar 2 Oct - 0:23

na lavabe ary mampime ka
sady zavatra mety ho marina io no mampme an
.
elah io ry nwo aza mijery catch tsony fa torana any am préfecture eo ndray an. LOL
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nWo

avatar

Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mar 2 Oct - 7:54

Aôna ry papa no ho ajanona ny fijerevana catch ah? Adala zany NT1 @ nareo lasa mandefa an'io isaky ny zoma??
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nWo

avatar

Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mar 2 Oct - 7:58

ratovonasy> ny môtera ary zao efa manomboka ho ara-dalàna ndray ka ho torana aôna? Afa lay izy nanaovana cascade ndray mandeha iry iny! lol! Razz lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mar 2 Oct - 18:09

nWo, tsy aleo ve lesy Vale Tudo na Ultimate fighting, na koa pride fa reny no tena misy maratra sy tsisy mise en scène klé.

zay aloha fa hakomboko ny vavaka raha manahirana an'lah e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nWo

avatar

Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mer 3 Oct - 8:20

ratovonasy> nahoana ny vavaka no ho akombona rangah 'ty iiiiiii!
@ pride sy ultimate fighting anie tsisy anleh manao taim-bava d tsy d maha couraz ny mijery azy eh! Sady tsy d voatery lay catch an'ny wwe anie no jerevana fa misy koa ny TNA e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Mer 3 Oct - 21:07

nWo, diso kely ah fa vavako no tiako hotenenina e. manadinodino kely de tsy mahamôry io! zah no nahateny pré.
lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ZoT



Nombre de messages : 9
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Jeu 4 Oct - 15:52

kitron'ny reniny hono le izy ra-louis a,asio hafa ndray letsy fa mba tena manala hamohamo a. De ataovy @ le tena izy e, tsisy bedy eo
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nWo

avatar

Nombre de messages : 57
Date d'inscription : 28/09/2007

MessageSujet: Re: Kit scolaire   Ven 5 Oct - 7:03

Aza asiana kanjony lety ra-joce raa tsy mandoa vola aloha ah!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: Kit scolaire   

Revenir en haut Aller en bas
 
Kit scolaire
Revenir en haut 
Page 1 sur 1
 Sujets similaires
-
» La phobie scolaire: phobie sociale des enfants (2/3 des cas)
» Classe européenne ? Carte scolaire ? Est-ce difficile ?
» Voyage Scolaire...
» Point d'étape année scolaire 2010-2011 du ministère
» Moi et la vie scolaire... Une journée pénible !

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Ala voly-
Sauter vers: