AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment : -50%
-50% Baskets Nike Air Huarache
Voir le deal
64.99 €

 

 SAINA

Aller en bas 
+2
bandikely
Sendra Nandalo
6 participants
AuteurMessage
Sendra Nandalo




Nombre de messages : 1
Date d'inscription : 02/03/2007

SAINA Empty
MessageSujet: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 2 Mar - 2:05

Aiza daholo ny promotion Saina e!
Mba tongava mitafa.
Amin'ny manaraka ary e! Very Happy
Revenir en haut Aller en bas
bandikely




Nombre de messages : 12
Date d'inscription : 02/03/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 2 Mar - 8:25

Ahoana leity r'ialy tsy misy atao miari-tory ity a ? Adalain'ny zazakely angaha dia tsy mahita tory e ? aiza amin'izay lesy ny bokiko a.

Mbola matory daholo lesy ny be SAINA rehetra a. Tsy mbola misy HERI fa mbola mi-récupérer.
Revenir en haut Aller en bas
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 2 Mar - 14:13

O lety e! Efa hatrary @ wanadoo ange lesy tena mbola tsy nisy prom Saina nandalo mihitsy raha tsy i nareo rery e. Asa na lasa aiza daholo?
Revenir en haut Aller en bas
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 9 Mar - 1:23

Raha za lesy ela ry bandikely afoiko any zany boky izany. Olona sendra nandalo ve lesy no nampindramin'ela azy ko lol!
Revenir en haut Aller en bas
bandikely




Nombre de messages : 12
Date d'inscription : 02/03/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 9 Mar - 10:08

Mba ovay @ izay lesy ny anaran'ialahy ry sendra nandalo fa lazain'ny olona sendra nandalo de niserana dia lasa fotsiny ialahy a. Shocked

Tsy very lesy iny fa lery anie hitako any an-tranony mbola sahirana mitaiza kely e, fa tandremo sao hamafan'ialahy zaza ny boky an !!
Revenir en haut Aller en bas
Npk

Npk


Nombre de messages : 34
Date d'inscription : 28/02/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeVen 30 Mar - 2:38

Notaterina avy tary @ wanadoo :
Ary tena misy cia mihitsy ao @ prom saina an! Ny aza be vinany fotsiny fa tonga dia vita matavy geek

Par: Sendra nandalo
Date: 26 janvier 2007 - 22:40

Infos vitsivitsy :

Fara Jennifer dia any Bruxelles any no misy azy.

I Bandikely ve eny Andranomena eny e? Mandeha tsara ve ny Golf. Hi HI HI

I Nkono dia yakt no nataon'ny ankizy surnom. "YACHT" hono no mba faniriny.

Setra vao indroa andro no nifanena tamiko teny Ambohijatovo.

Rollis any Fort Dauphin.

Nono lasa maire Sabnam.

Ratanana any Jangil.

Iza arya a ô?

Par: Taralava
Date: 27 janvier 2007 - 12:28

sendra nandalo> ary ry tafika masina, rabary, mamikely bogosy, nivo, rivob, ry maghrebian, le sipa mpitondra bm iny (tsy taddko ny anarany) sy sandra, hery lava, fafa, ...??

Par: sendra nandalo
Date: 28 janvier 2007 - 19:44

Ie promotion saina aho.

I Sandra directeur ecocert

I Murielle ilay sipa mitondra bm. Miasa ao amin'ny Agro. Assistanten'i Senateur Raphael izy izao

I hery lava any jangil koa manambady sipa promotion tao aorian'i saina i leiry.

I lisy sy Haja any Antsirabe. I babin sy Caroline koa.

I Mamitiana (tsy beloha an) any jangil

I Fafa efa patabe manana société maromaro

I Nivo lalatiana ao amin'ny aro

I paul Jean ao amin'ny banque mondiale

Iza moa ilay tafika masina?

I Halitiana sy Hanta prof ao amin'ny AGri

I Tiana kely mpitsara baolina international

I Tiana vavy ao amin'ny ONE

I Tonton sy Lisy nivady fa tsy haiko hoe aiza ry zareo.

I oliva ao amin'ny Genie Rural

Par: sfx
Date: 30 janvier 2007 - 02:56

sendra nandalo> Ary ilay Fanja mannequin tao @ prom nareo iny mba aiza izao?

Par: Sendra nandalo
Date: 30 janvier 2007 - 22:19

Fa aiza moa ilay biraon'i bandikely e?

Fanina tampoka aho nefa toa A no fanombohan'ilay anarana.

Omeko indice ary nareo e: be ny namako amin'ireo anarana voalaza ireo. Namana tao ampianarana no resahina eto.

SFX> Fanja iza ilay mannequin? I Vonifanja mipetraka eny Anosibe ve sa i fanjakely nisolo an'i Raphaël, ilay tary lasa nanao informatique.

Promotion saina > Tadidinareo ve ilay "compas an'i science" tamin'ny madame claire, prof optique. Ireny dia prof fopla mihintsy. Ary ilay isika dizina be tamin'ny présalaire voalohany tamin'ny cours-draDenis. Amin'izay rehefa mikoty sipa anhy amin'ny français dia hoe tene anagaha tsy te hiadana. revy gaigy fa nilay e!
albino flower
Revenir en haut Aller en bas
tahiry




Nombre de messages : 2
Age : 86
Localisation : France
Date d'inscription : 08/05/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeMer 26 Déc - 16:02

very ity prom ity raha ny fijeriko azy fa tsy misy kil no tsy misy olona hafa fa nangina rizareo!
Revenir en haut Aller en bas
tahiry




Nombre de messages : 2
Age : 86
Localisation : France
Date d'inscription : 08/05/2007

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeMer 26 Déc - 16:03

very ity prom ity raha ny fijeriko azy fa tsy misy kil no tsy misy olona hafa fa nangina rizareo!
Revenir en haut Aller en bas
karina




Nombre de messages : 1
Date d'inscription : 22/09/2008

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeLun 22 Sep - 16:05

miarahaba ny rehetra,

tena efa ela no nandaozana izany Agro izany fa mety hofantatra ve hoe iza i sendra nandalo?

mazotoa daholo
Revenir en haut Aller en bas
lavavolombava




Nombre de messages : 1
Date d'inscription : 19/02/2009

SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitimeJeu 19 Fév - 3:15

Salut daholo

Ary aiza ilay akamako ex-Maire iny? hihihi
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





SAINA Empty
MessageSujet: Re: SAINA   SAINA Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
SAINA
Revenir en haut 
Page 1 sur 1

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: