AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  ConnexionConnexion  

Partagez | 
 

 RAITRA

Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 4 Juin - 12:25

merci Anatole am lay fanazavana fa mahafapo
merci an'i blue koa manampy fahalalana ho an'ny raitra. Hita ihany fa mifankahazo tsra ny raitra sy ny fitsinjo an.

Okay ndray aloha fa am manaraka manao bobaka beeeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!
Veloma hono lesy any amindry fomba any an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Anatole



Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Mar 5 Juin - 10:27

Ok
Milaza ihany rehefa leo le sary ianareo fa ovàna indray e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Mer 6 Juin - 12:30

Ovay ndray e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 13:28

ratovonasy a écrit:
anontanio an'i rian ry antsa fa tonga de ataony gazety be io blue style ah

Aza manonom-poana ny anarany ry toovs a. Enao io ary ôtran'tsy tadidiko tsara ra tsy nisy an'le sary iny. (Be volo-tratra be). Fa maninona moa no za no asainao mitantara ny momba an'i blue?
Mety tsy ho fantatry Antsa akory ary ra tantaraiko.

To anatole> Tadidinao ve le nareo namangy an'i Antsa tany am hôpitaly Girar in. De le ozy Rivo hoe nony andeha hoe "Mbola miandry an le sachet nisy jus enao zay vao mody?" :lol!
Troupe mahalatsaka tsss.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 13:30

Oay diso le izy fa hoe "Aza manonom-poana ny anarako fa tsy ny anazy.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 13:32

Anatole a écrit:
Zany ny sarin'ny bandy rehefa aty amdezert e !!!!

Mba betsaka zava-maniry koa zany desert-nareo zany.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rian



Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 13:43

Reto troupen'Raitra reto de mbola mifanala eny ihany na de any Ambovombe, Canada, Belgique aza. Milay ka.
Fa lea sarin'i Anatole kay novainy. Za mantsy gaga hoe aiza ary zany désert sy tarondro resahinareo zany.
Fa tena misy internet zany any Ambovombe an. Nefa any Betioky atsimo tsy misy. Sa ahoana no tena fandehany?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 15:33

rian a écrit:
Fa tena misy internet zany any Ambovombe an. Nefa any Betioky atsimo tsy misy. Sa ahoana no tena fandehany?

zah ary mba gaga ry rian fa tena le ambovombe nataoko ho desert tsisy rano no misy internet ndray. kay misy tanana +- isolé nefa mandroso ara-teknôlôjia toy izany.
mahafinaritra ka
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 15:34

rian a écrit:
Oay diso le izy fa hoe "Aza manonom-poana ny anarako fa tsy ny anazy.

Azafady ry Rian ra nanonona anarana fa mba efa tsy nataoko an'ilay tena anarana lay izy kay mbola mahadiso ihany. azafady e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 15:38

[quote="rian"]Reto troupen'Raitra reto de mbola mifanala eny ihany na de any Ambovombe, Canada, Belgique aza. Milay ka.

Iza ry rian zany any belgique izany le. mbola tsy koboko ndray zany. tara be ah. Mba ilazao vao² e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 15:43

Enao io ary ôtran'tsy tadidiko tsara ra tsy nisy an'le sary iny. (Be volo-tratra be). Fa maninona moa no za no asainao mitantara ny momba an'i blue?

Kiiiiiiiiii, volombava no nahafantarana ahy tao am agr ry rian fa tsy volontratra ah. aza de manao an'izay hahamenatra anah eo. Soa ihany fa efa nosoloiko sary patriote.

Aza manadino zany e. Ny taigna samy taigna koa manjary ny taigna koa ro anona. efa soa aloha rehefa mba tsa hadinondroky ny Kôfa kely e.
Zay mihitsy koa ange ro nanaovana an'igny sary iny ho an'izay tsa mahalala e.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Ven 15 Juin - 20:30

volombava t@ voaloany d volo tratra avieo
d inona no manaraka:
efa miha midina iany iz zany an.lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Sam 16 Juin - 8:44

lol

tsy voasoratra ao anaty code génétique letsy zany ry blue ah. tsisy volo midina izany. Ataovy ny transcription inverse, de ampio Polymer Chain Reaction fa tsy hahita ny gène an'izany vlo mihamidina izany rangah.
na hiconsulter GenBank ary rangah fa tsy hahita an'izany e.

ka noho izany tsy misy ny volo midina. lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Sam 16 Juin - 10:32

le resaka lesy no miha midina a. ts maints hi mentionné ny ery ambany ny farany.
ny eny ambony v feno d ny any ambany ts hisy an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Sam 16 Juin - 12:47

eny lesy, marina izany. Saingy tranga mety hisy koa ny hoe tsisy any amba fa ny eny ambony no avela ho bobaka. hihihi lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Dim 17 Juin - 16:46

manelingelina @ asa tsin ny any ambany an?lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Dim 17 Juin - 18:26

asa inona lesy zany le.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 9:57

zay asa ampanaov lah azy leh a
za v mahala ze ampanaov la aizy any e.lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 10:20

very ah ry blue style fa tena tsy arako ny esak'ty. tsy koi fa zavatra hafa ndray resahina e
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 15:09

ratovonasy a écrit:
rian a écrit:
Fa tena misy internet zany any Ambovombe an. Nefa any Betioky atsimo tsy misy. Sa ahoana no tena fandehany?

zah ary mba gaga ry rian fa tena le ambovombe nataoko ho desert tsisy rano no misy internet ndray. kay misy tanana +- isolé nefa mandroso ara-teknôlôjia toy izany.
mahafinaritra ka

tapaka reto ny tsinaiko fa nareo miresaka internet sy zavamaniry....hahaha...fangah mifandray moa izy ro areo e? oe refa maniry zany ny hazo de misy internet Shocked ...hahaha....
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 15:14

o rireto a...tsara le mifanala araka le tenin rian etsy ambony faleo mba mifanala clean e...resa-bolo midina ve rangah no ataonareo resaka be ato tsssssssssss.....hahaha
ary efa niteraka telo zany le blue style rah oe jerevana tsara ny sary etsy ambony? mamokatra reto nareo zany mba marina mafy an!
ovay ndray le sary eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee....ary manina marina oa le teo am sarin blue otrany sarin rian no teo e? manao blouse star angamba izy zay rah tsy diso za. fangah nareo niara-nanao stage tany am star?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 16:59

[quote="Antsa
tapaka reto ny tsinaiko fa nareo miresaka internet sy zavamaniry....hahaha...fangah mifandray moa izy ro areo e? oe refa maniry zany ny hazo de misy internet Shocked ...hahaha....[/quote]

non fa ny nahatonga anah ho gaga ange de hoe tanàna mihetsiketsika ihany kay le ambovombe e. HItanao fa ny atahorana indrindra refa mikandra any am dezaka de, na misy vola aza, le sao de ho lasa déphasé sy tsy maharaka n'in n'in tsony refa afaka folo taona ko. Tsy ny riverain na ny tantsaha no nandroso ny farany fa enao ndray no lasa tantsaha.... lol.

Fa soa ihany ny an'i Totol mba misy internet de milay be
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 20:28

ratovonasy a écrit:
[quote="Antsa
tapaka reto ny tsinaiko fa nareo miresaka internet sy zavamaniry....hahaha...fangah mifandray moa izy ro areo e? oe refa maniry zany ny hazo de misy internet Shocked ...hahaha....

non fa ny nahatonga anah ho gaga ange de hoe tanàna mihetsiketsika ihany kay le ambovombe e. HItanao fa ny atahorana indrindra refa mikandra any am dezaka de, na misy vola aza, le sao de ho lasa déphasé sy tsy maharaka n'in n'in tsony refa afaka folo taona ko. Tsy ny riverain na ny tantsaha no nandroso ny farany fa enao ndray no lasa tantsaha.... lol.

Fa soa ihany ny an'i Totol mba misy internet de milay be[/quote]

milay kosa le oe enao ndray no lasa tantsaha fa tsy ny tantsaha no nandroso...hahaha...
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 20:29

ary aiza enao teo ry toovs a...to nanjavona vetivety teo? tssssssssss
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 20:30

sa efa lasa natory daol? aty aminay zao mbola am 2 sasany atoandro...hihi...
o rizareo a, nareo ve nisy nijery diam's...mba tantarao e!
10 000 personnes ony?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 20:58

to antsa
ye niarakana nanao stage tao @ star zay sy rian [email]t@2004[/email] fa ts sary [email]t@zay[/email] io fa visite d'usine nataonay IAA [email]t@2005[/email] io; efa 5è année cours BOISSON.... ts tadididiko zay
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
blue style

avatar

Nombre de messages : 249
Age : 79
Date d'inscription : 05/03/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Lun 18 Juin - 21:10

o ry antsa
poziny mbola tokony hijery diam's v zahay e!
papozy daholo anie no betsaka tany e.
12 à17 no tena mpakafy anzany d joba ko no betsaka.
ts aiko aloh fa ze mpanejika fatatro tsis njery afa tsy le nahazo billet gratuit satria mpisa ny orange e!
fa le iz aloh b olona b e.
t@ sean paul zay no nijery anzany farany
d saika scorpion sndray fa fitaka b fotsiny
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Mar 19 Juin - 20:02

blue style a écrit:
to antsa
ye niarakana nanao stage tao @ star zay sy rian [email]t@2004[/email] fa ts sary [email]t@zay[/email] io fa visite d'usine nataonay IAA [email]t@2005[/email] io; efa 5è année cours BOISSON.... ts tadididiko zay

m'sotra am le fanazavana e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Antsa



Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Mar 19 Juin - 20:11

blue style a écrit:
o ry antsa
poziny mbola tokony hijery diam's v zahay e!
papozy daholo anie no betsaka tany e.
12 à17 no tena mpakafy anzany d joba ko no betsaka.
ts aiko aloh fa ze mpanejika fatatro tsis njery afa tsy le nahazo billet gratuit satria mpisa ny orange e!
fa le iz aloh b olona b e.
t@ sean paul zay no nijery anzany farany
d saika scorpion sndray fa fitaka b fotsiny


azafady re tompoko fa hay mo nareo tsy papozy tsony... Embarassed zay ve mahalala fa oe nisy superstar nandalo tany dago de mbo .... Rolling Eyes
ay ve sean paul ko efa tany e? ...tena dephasee be mitsy ko zay zany ... de tsy nisy hafatra napetrany ho anah ve tany?... lol!
mapme ko enao oe tsisy scorpion fa fitaka...hahha...fa domoina ny soavina atsimondrano zany no tao refa tsy tao ry scorpion??... Laughing
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ratovonasy

avatar

Nombre de messages : 146
Age : 38
Date d'inscription : 24/05/2007

MessageSujet: Re: RAITRA   Mer 20 Juin - 0:03

hahaha hihihi hohoho kay ve ra antsa mba mpanaraka baolina foot e. tsy nampoiziko ndray iny. Heveriko fa ny sipa frantsay ihany no mitapy am oot kay ny sipa gasy koa mba misy mankafy. Sport be mpanaraka ndrindra io ka. milay zany. Aty ary tam mondiale reny na defa raneny ary hitanao any am grande surface de tonga de miondana maillot zidane be. ny caissière zany moa de ny any anaty akanjo angamba sisa no tsy lokoina bleu blanc rouge.
mampime sy mahatsikaiky be e.

aty koa ve rangah misy an'ilay terrain de basket sy hand mitambattra ireny de synthétik koa saingy foot no ataon'ny frantsay ao amin'ilay izy le.

zay zao am zoma hanao foot de miaraka izay ray labo. de ny ekipako zany misy sipa 3 de bandy efatra farafahakeliny, miaraka amin'ny encadreur io an. lol
mahatsaro ny interprom mitsy e, saingy tsy tany mena mahakiaka lohalika fa pelouse tena izy sady tena dôriziny.

aoka ndray zay fa lasa manao torapo eto
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Contenu sponsorisé




MessageSujet: Re: RAITRA   

Revenir en haut Aller en bas
 
RAITRA
Revenir en haut 
Page 3 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: