AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le Deal du moment :
Aliexpress : codes promo valables sur tout le site
Voir le deal

 

 RAITRA

Aller en bas 
+8
rian
Anatole
ratovonasy
papelika
papelikae
solofo
blue style
Antsa
12 participants
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
Antsa




Nombre de messages : 47
Date d'inscription : 02/04/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeVen 29 Juin - 20:47

m'sôtra am le commentaire e...hihi
fa iza le administrateur an le site ry blue?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 25 Juil - 17:36

Ary nareo zny anie manana fotoana be dia be hitsidiahana ity site ity e
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 25 Juil - 17:44

ngah letia ry anatole misy fotoana atokana hijerena an'ity site ty fa refa mba manembona kely na misy 5 minitra alohan'ny hatory amin'ny alina ohatra de mitsidika ato ah. de toute façon ny conexion vao mihiratra ny maso de eo saingy tsy ity site ty fotsiny no consulténa.

elah koa lesy zany de tena tssssssss.
Tandremo koahy sao variana mila ampela any koahe. lol
Revenir en haut Aller en bas
rian




Nombre de messages : 54
Date d'inscription : 09/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 3 Sep - 8:39

blue style a écrit:
efa barea zao ry antsa fa ts scorpion tsony an
iz tsy efa taty dago ra mbola artist mpiodina ao europe e.
SEAN paul iany aloh tena grand nandalo taty e.
sisa zay frenchy kely reny. busta flex, lord kossity, ai d africain docteur sakis, lucky dube, ry tragedi moa zany efa hitanao iany sy ry bonney m.... betsaka e
ai neg marros saika adino, sy MAGIC system

Magic System zany ve efa nandalo taty? Tsy arako ndray iny.
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 4 Sep - 9:46

tena tenàna marina v ivato e! tsis zavatra arakao mits eto antananarivo zany nefa to oe mponina @ faritra manodidina eto iany enao. mtovy @ reo olona any ivelany enao zany na avy any @ faritany ra izany.
mba soit ouverte à tout et touse oa e!!!!!!!!!!!!!!très ouverte fa ts io iany io foana.lol
T@ torajofo t@ heritaona iz taty 3 sept tao antsonjobe.
t@zany ary a t@ dezaka nefa nahalala.
mis akama ko t@ zany tao @RDJ mazava loatra
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
Julie Hanta




Nombre de messages : 2
Age : 42
Localisation : UK
Date d'inscription : 01/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 1 Oct - 8:22

salut dol, zao zay v mahlala ny fisinton web ton ko. itantarao vaovao ee

Antsa a écrit:
aiza ny raitra e....lay tsy manampaharouuuuuuuuuuuuuuu...hahaha... lol!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 1 Oct - 16:07

forum aky ry julia fa ts web a. mis nuance kely na b mits ary
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
danie




Nombre de messages : 2
Date d'inscription : 01/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 1 Oct - 22:01

sali daholo ry tsy manampaharoa a, ireo v sisa no akanga sisa nanamborana? f'angaha moa isika tsy zato?
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 1 Oct - 23:45

iza aloha le danie e
tsy kobo
Daniella ve
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 2 Oct - 0:29

IZA MARINA KAY RY TSY MANAMPAHAROA NO LASA ANY BELGIK TAO AMINTSIKA IZANY
Revenir en haut Aller en bas
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 2 Oct - 11:09

ty ary a fa tonga ..............ary tonga masiaka mihitsy an!!!
sali daol!!!! inn malaza?
entre pa, hono hoa ry ratovonasy, voatery fantarina angah hoe iza ny mankaiza? efa hoe tsy manampaharouuuuuuu fotsiny d zay!!!! sunny
Revenir en haut Aller en bas
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 2 Oct - 11:19

danie a écrit:
sali daholo ry tsy manampaharoa a, ireo v sisa no akanga sisa nanamborana? f'angaha moa isika tsy zato?

sali sali an! jereo ary rkala fa vao 61 fotsiny zao ny akanga agro no tonga eto kouuu!!! nefa misy firy izao ny anciens agro?! .........
fa milay alou hoe mba misy manana initiative manao an'itony forum itony .....fa ra za manokana....za sy ny mèl aloha otran tsy d mpihavana loatra!
Revenir en haut Aller en bas
danie




Nombre de messages : 2
Date d'inscription : 01/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 2 Oct - 19:20

ie, daniella IAA ry TOVONASY a! kin no malaza, toa enao mitsy ny sefo deba ato @ ty page ty zany a! tsara fa tohizo e
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMar 2 Oct - 22:50

sefo deba ain'ny ahoana ary ry Daniela. tsy hita fa ndraindray tsisy atao e. Ahoana ny any Panam any e.
Revenir en haut Aller en bas
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeSam 6 Oct - 15:10

Julie Hanta a écrit:
salut dol, zao zay v mahlala ny fisinton web ton ko. itantarao vaovao ee

Antsa a écrit:
aiza ny raitra e....lay tsy manampaharouuuuuuuuuuuuuuu...hahaha... lol!

ouh ouh! Banzoro njy!!! Inn no vao² any? Milay ve any UK any? Iza daôl no any?
Revenir en haut Aller en bas
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeSam 6 Oct - 15:13

blue style a écrit:
forum aky ry julia fa ts web a. mis nuance kely na b mits ary

bla bla bla bla bla Sleep
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeSam 6 Oct - 15:47

mangina lah ry hasina b a
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeDim 7 Oct - 14:28

blue style a écrit:
mangina lah ry hasina b a

iza koa no manana pseudo hasina ato ry letia. namerina namaky hatram voalohany ah fa tsy nahita
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 8 Oct - 10:10

Ts pseudo lesy io fa anarana
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 8 Oct - 12:21

blue style a écrit:
Ts pseudo lesy io fa anarana

hoy enao.......hasina be iza no tianao hambara? hasina vavy raitra manage sa hasina ratovonasy sa hasina jentl sa hasina n'i ralila sa iza?
satria précision kely : tsisy hasina marina eto alou fa hay enao b blabla fotsiny fa mora fitahana kely lol!


Dernière édition par le Lun 8 Oct - 12:31, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
asn




Nombre de messages : 6
Date d'inscription : 02/10/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeLun 8 Oct - 12:24

ratovonasy a écrit:
blue style a écrit:
mangina lah ry hasina b a

iza koa no manana pseudo hasina ato ry letia. namerina namaky hatram voalohany ah fa tsy nahita

hita hoah ry ratovonasy e!!!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 10 Oct - 11:09

mifampiharo v... ndray ry zala le! d miseho azy be ra nasy! alefaaaa!!! ts ho lasa v @ farany?
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 10 Oct - 13:48

Fa manin koa ar le anaranareo mianakavy no afenina e? Na te hamaly izay resahinareo aza ny tenanay dia sahirarana fa ohatry ny mbola manotany tena aloha hoe iza itony?
inona ndray no maresaka ry Antsa a?
ry Tovonasy? ary i an hoa zao ratov's aiza? i Stella e, ireny koa anie mba anisan'ny raitra tsy manampaharoe e. sao adino aza le ohatsy ny tsa ho faty taloha reny e?
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 10 Oct - 21:24

papelika a écrit:
mifampiharo v... ndray ry zala le! d miseho azy be ra nasy! alefaaaa!!! ts ho lasa v @ farany?
ty tena tsy mahy teny gasy. mifampiaro zao no tiany holazaina. samy hafa ange ny atao hoe haro sy ny aro e. manontania betsileo aloha vao manoratra fa reny mahay hoe aiza no asiana "h" de aiza no tsy asiana "h"
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 10 Oct - 21:25

hahaha
mba mananihany ah ry papelika an. sao de hoe inona eo ndray.
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeMer 10 Oct - 21:26

eto dago ihany lesy izy ah. efa manambady sy miteraka.
aza mifosa olona leitsy fa elah an.
avelao letsy izy hilamina mangingina any an.
Revenir en haut Aller en bas
Anatole




Nombre de messages : 21
Date d'inscription : 05/04/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeJeu 11 Oct - 10:59

Mifosa ahoana letsy fa mba mahatsiaro a. iza moa no mahita raha mba hampiasa ity forum ity koa izy rehefa mahita hoe misy mahatsiaro.
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeJeu 11 Oct - 12:56

hahaha marina ny an lah e, raha izay ny coté ijerevan'lah azy de tsy hitako zay hambara. zay fa mazotoa mamboly apemby e. ataovy mahavita tena aratsakafo mitsy ny gasy.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeVen 12 Oct - 11:07

faza v betsileo @ ty ry nasy a!
Revenir en haut Aller en bas
ratovonasy

ratovonasy


Nombre de messages : 146
Age : 43
Date d'inscription : 24/05/2007

RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitimeVen 12 Oct - 11:43

ka zay no anontaniana anazy ko. lol
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





RAITRA - Page 5 Empty
MessageSujet: Re: RAITRA   RAITRA - Page 5 Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
RAITRA
Revenir en haut 
Page 5 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
 Sujets similaires
-
» contact raitra

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: