AGRO Madagasikara Mitafa
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

AGRO Madagasikara Mitafa

Forum des Anciens de l'Ess Agro Antananarivo Madagasikara
 
AccueilAccueil  RechercherRechercher  Dernières imagesDernières images  S'enregistrerS'enregistrer  ConnexionConnexion  
Le deal à ne pas rater :
Display One Piece Card Game Japon OP-08 – Two Legends : où la ...
Voir le deal

 

 Sali daholo

Aller en bas 
+2
blue style
fonky101
6 participants
Aller à la page : 1, 2, 3  Suivant
AuteurMessage
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeJeu 15 Mar - 10:40

Sali daholo! Vaovao ny tena d aza mbola masiaka loatra aloha ray zareo! Mba atorotoroy iany hoe mankaiza refa izao de mankaiza refa tokony itantara izao.Inona daholo ny vaovao? Inona hono no tena firesaka ato. Nisy akama be mantsy mba nanoro hoe mafinaritra hono aty d mba mijery e!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: kobo elah   Sali daholo Icon_minitimeJeu 15 Mar - 22:26

ai lety nanana fotoana hidirana tato iany nefa oe ref manam-potoana miditra @ le forum fa mbola formatena le matos d réinstalléna. kobo elah ry tsiresy ponsable a.elah v ts suffisament intelligent sy curieux ts afatatr ny fonctionnement anty site ty e. sady efa manoro ary iz.kobo nlah v iza ny pseudo an'i rianala @reo?mora fatatr b ary.
zay aloh fa andeh hijery sipagasy.com kely aloh fa efa t@ 5 èannée no njery anzany farany.okay
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: soupapa kely   Sali daholo Icon_minitimeVen 16 Mar - 12:25

Avy de itako le pseudo-ny Ivato. Anarany fotsiny no naenany. Zao za vo manomboka mijerijery fa zao za vo mba manao an'izany form izany e.
Mba aiza marina lty no misy ahitanla an'ireny skyblog reny? Toa HARD be sady gasy!!!!mba atoroy fika e!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeVen 16 Mar - 13:53

o ry Tsiresy a mba hovay am zay ty toatra mampiresaka ty fa tsss! efa firy taona zay mbola b resaka iany rhf miala bala.
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Eh hoo!   Sali daholo Icon_minitimeVen 16 Mar - 19:08

Mba fahalalapomba hono ny mampafantatra ny tenany o o!alohan'ny retraretra. Le faniry ndray angamba io manala ny mbady io. Hita mitsy oe mbola pelipelika fona. Sa ve olon-kafa. Tena nde ovako ihany ty pseudo-ko ty fa toa mana-vary be!!! Sa tsy mety ve?
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeSam 17 Mar - 13:39

koa ny nanontaniana e! aza ovaina zan fa ts ainay eo tsony enao sa efa niangeda? cheers
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeSam 17 Mar - 13:42

fa manin ra tsy atambatra ao @ le FITSINJO daolo le resaka sa ny tanjona oe fenoin'ny FITSINJO ny tanàna sa tsy zan ry mpifoka?
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeSam 17 Mar - 16:29

iza no lazainao pifoka le! aleo fenona any daholo e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: BOB   Sali daholo Icon_minitimeSam 17 Mar - 17:19

Tena ho soloiko iany le pseudo-ko sady le faniry manakiana be nefa efa tsy hita amantaona. Otran'ireny olona vo tapohany nanao sipa ireny, sa ve manao méms. Andraso fa andefasako koa ary le sasany e, fa le fitsinjo ihany an.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 19 Mar - 15:39

inona koa ny vavan ty ry Tsiresy? enao no tsy hita foana fa oe lasa niasa hono sa lasa nanatavy tena koa za no lazaina fa tapohan nanao sipa! Basketball
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 19 Mar - 15:42

teneno refa ts mahatanty hanalàna ry Tisresy a! sao efa nihalehibe ka ts mahatanty ny humour tsony Suspect
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Bla bla bla   Sali daholo Icon_minitimeLun 19 Mar - 22:50

Fanontaniana: Faniry angaha moa mihinan-tsakay? Sa zao vao manandrana mihinana. Otrini misy effet secondaire zany zavatra izany ry Faniry an! Sa ve zavatra hafa. Tena lasa "tsilanpololahy" mitsy nareo zany. Aza de masiaka otran'io moa e! Za mahazaka analana foana! fotsiny hoe, mba filtrena amizay ngamba le karazany. UN POINT C'EST tout, 2 point c'est trop, 3 points de suspension.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMer 21 Mar - 10:42

aoka ary ry Fonky fa tsy hanala tsony a e! hifonana ra nisy tafitohina
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: just   Sali daholo Icon_minitimeMer 21 Mar - 17:33

I Papelika tadiavini njara, sitraka, fifie,..Tsita mitsy hono. Hitanao fa tsy za no tsita fa enao.
Inona ndray ny vazo vaovao any e? atoroy mpihira sy titre (2007). le calcalm reny, na punk na black mety daolo. Ohatra oe genre beyonce:listen..na tsy aiko e!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeVen 23 Mar - 11:11

hahahaha Razz Mbola zao vao hitako t@ maly i Sitraka t@ herinandro fa ry Njara ys Fifie no ts hitako fa Njara toa mikandra. Oviana izy no nitady anà? t@ heritaona?
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeVen 23 Mar - 17:55

Tamin"ny omaly izy no nitady an-dry!
Zany alo eo ihany fa hanome anle titre ndry sa aona e!
Lasa mahay manodikodin-dresaka mitsy matsy tatoato
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 26 Mar - 14:56

manodikondin-dresaka aoana aza? mamaly el fanontaniana fotsinya ry a kou.
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 26 Mar - 18:46

zany akory tsy midika aza valiana mitsy ny fanontanianay. le oe resaka titrena vazo. Mba vakio etsy ambony fa sao d avy eo oe vazo inona ndray zany. nga nisy an'izany fanontaniana zany tary ambony...
miandry ny valiny!!!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMar 27 Mar - 9:43

mis bobaka any ry zama fa aleo aloha atao liste vao omen an toi fa ts ary tadidiko aby le izy knou! oahtra oe Staind na lifehouse d zay aloha tadidiko e! ny black ry havana d efa natao veloma fa ts maharaka tsony fa enao zao no antenaiko mba hilaza oe iza. misaotra
Anareo any 67ha!
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMar 27 Mar - 22:04

mise lifehouse aty e
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMer 28 Mar - 15:39

Tsiresy a le Raphaël lesy bandy mba ketreo a! d misaotra mialoha!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMer 28 Mar - 15:41

Hoan lay vehivavy zay izay toa mamaky fotsiny ity hafatray apetraka ato! aoka anie enao mba hiditra ka hiresaka @nay ihany koa azafady fa tsy miresaka any @ namana hafa oe i Faniry sy Tsiresy sy Njaka ary Rianala no tena mifampiresaka ato. Kôpy angamba enao an!
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeMer 28 Mar - 18:34

Mba teneno anay le anaran'ilay vehivavy o! ny anay efa tenen'nareo eto ihany. Efa hazoko le raphael: le caravane fa alaivo aty. Amizay enao mamangy. Momba le black d za ko tsy d maharaka tsony. Tsaratsara enao week-end mandalo. ex: samedi aprèm, fa otrani sahirana kely fona ny ato d sao enao tezitra eo miandry elaela eo.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeVen 30 Mar - 13:43

Fonky a! tsy afaka miteny ilay anarana a satria ilay vehivavy mbola tsy enregitrée ato sad mamaky fotsiny ny ataony dia mba filazana ho azy io fa ho hitanao eo iany ilay izy fa tsy i Naris aloha io e!
Ankamatatra ary ty: iza ary no naome an Blue an ty adress ty d aveo naparitany tany @ Fonky sy Rian ô flower
Revenir en haut Aller en bas
blue style

blue style


Nombre de messages : 249
Age : 85
Date d'inscription : 05/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: FA FANIRY V T HALAZA E   Sali daholo Icon_minitimeVen 30 Mar - 16:26

ts aritrao mits an. ts modeste ohatran tsiresy mits enao ty.
tinao v aankalzana ny anaranao oe enao no nahita ty forum ty d ... e
ory reto an papelika angeh nahita le site ty e.

ankalazana anie ny anaranao
atao anie ny sitra-ponao
any anaty ala tahaka ny eny ambotsirohatra
...

zah ngeh ts mtady sitraka zany fa mba t hizara sy hitafatafa @ olona maro fa ts hiteny rery ato e. sa tinao ra enao rery no ato @ty site ty d ovaina hoe:Papelika mitafa? forum des adeptes de papelika;
ATAOKO KOSA ANGAMBA FA TS ZAY E!

le technik de communication oa mila amboarina ozy ianu enao sy le moyens mis en oeuvre inviténa reo namana. zay no mahatonga any reo namana reo teo fa ts par magie akory e!
TANDREMO NDRAY SO TEZITRA EO ka mamaky ecran 'olona eo hen.


Dernière édition par le Sam 7 Avr - 23:03, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
http://fitsinjo-agro.superforum.fr
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeSam 31 Mar - 21:54

HI HI HI! Sao d mba zay marina ry Faniry le oe manao hoe: je cite: "Fausse Modestie" hoy Rian.
Zay mantsy nahazo an'ireny fomba fiteny, genre: je cite encore "ATDP" hoy ny Sasany, ireny d mba ampitainay koa na d tsy dia hainay lotra aza ny dikany.
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 2 Avr - 8:54

a


Dernière édition par le Jeu 5 Avr - 12:27, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 2 Avr - 8:55

b


Dernière édition par le Jeu 5 Avr - 12:30, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
fonky101

fonky101


Nombre de messages : 87
Date d'inscription : 15/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeLun 2 Avr - 12:21

Io fa tsy mahazaka le! Toa mampiakatra feo izy zany!
Revenir en haut Aller en bas
papelika

papelika


Nombre de messages : 187
Localisation : Antananarivo ville
Date d'inscription : 03/03/2007

Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitimeJeu 5 Avr - 12:31

firy tonne fa mbola zakako!
Revenir en haut Aller en bas
Contenu sponsorisé





Sali daholo Empty
MessageSujet: Re: Sali daholo   Sali daholo Icon_minitime

Revenir en haut Aller en bas
 
Sali daholo
Revenir en haut 
Page 1 sur 3Aller à la page : 1, 2, 3  Suivant
 Sujets similaires
-
» Salama daholo.
» FITSINJO

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
AGRO Madagasikara Mitafa :: Sehatra :: Andiany-
Sauter vers: